Mbola eto ve nareo RBNIR sy rhaj0?

1. gasy1zay ( 19/04/2022 15:33)
Efa ela zay tsy nahatazana anareo sy nahita anareo nametraka lohahevitra vaovao eto... Mbola salama aby ve?
novalian'i midrou ny 18 andro lasa
2. hery ( 20/04/2022 05:17)
Salama tsara fa misaotra. Vaovao?
gasy1zay:

Efa ela zay tsy nahatazana anareo sy nahita anareo nametraka lohahevitra vaovao eto... Mbola salama aby ve?
3. gasy1zay ( 21/04/2022 16:02)
Tsy dia misy ny vaovao fa mba manontany vaovao ny namana eto
4. rhaj0 ( 05/06/2022 19:00)
gasy1zay:
Efa ela zay tsy nahatazana anareo sy nahita anareo nametraka lohahevitra vaovao eto... Mbola salama aby ve?

Mbola salama ee.. ary ahoana gasy1zay ao? salama ny vatana? ny fanahy? ny saina? :-)
5. gasy1zay ( 08/06/2022 23:57)

rhaj0:

gasy1zay:
Efa ela zay tsy nahatazana anareo sy nahita anareo nametraka lohahevitra vaovao eto... Mbola salama aby ve?

Mbola salama ee.. ary ahoana gasy1zay ao? salama ny vatana? ny fanahy? ny saina? :-)

salama tsara fa misaotra e! noheveriko fa tsy mandalo eto tsony rhaj0 fa niova asa :)
6. RBNIR ( 08/11/2022 09:05)

Mbola tena salama ary faly miarahaba antsika rehetra indray namana, dia samy mba hotahin'Andriamanitra hatrany anie isika rehetra e!
7. midrou ( 18 andro lasa)
Salama tsara daholo zany ko !
Arosoy zay masaka ary hifampizarana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2142