Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 13/04/2019 12:23)
The Rise of NO RELIGION https://www.nytimes.com/2019/03/27/opinion/is-trump-good-for-trump.html Ka hijapy ny lamasinin'ny HO AVY sa mbola higoboka ao @ tsy-fahalalana-de-l'an-zero-du-moyen-orient ao... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/08/2019 00:14
RBNIR ( 11/04/2019 06:08)
Izay vao tena hita porofo marina fa tena AFO BE marina ilay TROU NOIR fa tsy (lava-mainty ara-bakiteny)..... Io ny sary navaoka ofisialy tamin'ny 10-04-2019 https://www.futura-sciences.com/sciences/... tohiny
RBNIR ( 07/01/2019 08:27)
Samy tratry ny taona 2019 daholo indray, Ho taona hitondra fahasoavana feno ho an'ny tsirairay anie ity taona vaovao ity... Ary mirary koa raha mirary mba hiposaka amin'ny isam-batan'olona amin'iza... tohiny
novalian'i AndKam ny 07/01/2019 15:02
RBNIR ( 20/11/2018 06:47)
TSY HO ELA INTSONY DIA TSY MAINTSY HIVOAKA NY MARINA MOMBA ILAY TROU NOIR SAGITTARIUS A ARY HO TOY NY BAOMBA NY HANDRENESAN'IZAO TONTOLO IZAO NY VAOVAO AMIN'IZAY FOTOANA IZAY..... https://phys.org/n... tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/01/2019 11:58
rhaj0 ( 28/10/2018 14:48)
Dia ganga foana ny tena hoe, inona foana azany ity lazainy sy ataon-dRafransisy @ io resaka "sexual abuse scandals" ao @ Leglizy Katolika ao. Efa mivoaka efa ho isan-kerinandro fa misy pretra nanola... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/03/2019 10:32
BENEM ( 25/09/2018 08:08)
NY TENA TSARA ALOHA DIA NY HOE MAHALALA NY FOMBA MALAGASY IANAO ALOHA SATRIA NY FIRENENNA REHETRA DIA SAMY MANANA NY FOMBANY AVOKOA Manarak'izay tazony izay fomba malagasy hitanao fa tsara sy mety ami... tohiny
novalian'i benem ny 08/11/2018 08:26
rhaj0 ( 16/09/2018 15:50)
.. izao fampianarana ao anaty Baiboly ao izao, nefa dia mbola misy manaraka izany ara-baki-teny ihany. ity izao no efa ela no malaza, fa mba tsy halazo dia aleo zaraina eto @ serasera eto http://www... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/09/2018 20:36
rhaj0 ( 14/09/2018 14:00)
Ho an'izay MAHAY an'io Baiboly io, ka mahay manao ny adisanina koa, dia ahatakatra tsara, fa araka ny Baiboly, dia tany @ 6000 taona, eny enina arivo taona lasa izay no teto an-tany i Adama sy Eva. S... tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 07:10
RBNIR ( 11/09/2018 11:02)
Nahazo vahana tato ho ato : mpitondra fivavahana (na koa kristianina mafana fo) mirotsaka ho filoham-pirenena na koa tahakahakan'izany (satria voatendrin'Andriamanitra hoy izireo).... Raha ny baiboly... tohiny
novalian'i benem ny 08/11/2018 08:33
endriny ( 09/08/2018 15:04)
Raha nanao ny alikany tamin'ny fanonganam-panjaka I Odon Razanakolona. dia mbola vory lanona foana ny toerana rehetra izay anaovany famoriana ara-pivavahana. Ary hoy ny Kristianina Katolika hoe: "Tsy ... tohiny
novalian'i endriny ny 01/09/2018 12:36
tealala ( 25/07/2018 18:01)
Salama avy ry namana, Araky ny hevitrareo : 1- Inona no hatao hoe afo be, na helo? 2 - Aiza no misy azy io? 3 - no antony nanaovana azy io? Misaotra ho an'izay mamaly.... tohiny
novalian'i endriny ny 22/08/2018 04:27
RBNIR ( 25/07/2018 14:46)
Fantatrao v fa efa antomotra ilay andro hamalian'Andriamanitra ny olona? « Efa antomotra ny andro lehiben'i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon'ny andron'i Jehovah... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/09/2018 03:44
rhaj0 ( 21/06/2018 12:49)
Ambara-podin"io masoandro io izany, dia zaza gasy 100 sy renin-jaza 10 indray no maty. https://www.usaid.gov/madagascar/ending-preventable-child-and-maternal-deaths [i]Every day, 100 Malagasy childr... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2018 16:56
kaboda ( 18/06/2018 10:05)
Ny Fanontaniana Matetika Miverimberina Ato An-tsaiko Dia Hoe :" Azon'ny Kristianina Atao Ve Ny Manao Voyage Astral ?".Izany Hoe Manao Voyage Ivelan'ny Vatana Ny " Fanahy" Dia Mankany @ Tontolo Tsy Hit... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 30/12/2019 10:37
endriny ( 05/06/2018 12:49)
Fanontaniana mba tena manitikitika ahy io hoe: Nahoana kay raha mba manao ny tsara fotsiny dia samy milamina? Fa maninona no mila Atra vao hoe afaka manao ny tsara?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/07/2018 16:04
rhaj0 ( 22/05/2018 13:00)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=aRCT8uTVZ_I[/youtube] hi hi hi... esy e ry OMAR. Fransemà.. tsara ho anao ny dibonehy.. i Désiré izany no karidinaly gasy. https://www.madagascar-tribune.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/05/2018 18:31
rhaj0 ( 18/05/2018 01:45)
Dia raha @ ito koa izany ianao, dia mba tantarao sy zarao hoe ee.. Raha izaho manokana aloha, dia efa nandalondalo tany @ tempoly hindou. Mbola tsy tany @ mosquée na sinagaoga kosany anefa aho. F... tohiny
novalian'i RBNIR ny 22/06/2018 11:59
rhaj0 ( 17/05/2018 18:20)
Mba hifandanjan'ny resaka eto, raha ampilaharina @ ilay hoe, "Ahoana no nahatonga anao ho Atheista" io ambany io, dia ento eto izany ny resaka ee.... Raha izaho manokana aloha izany, dia ... tsy hit... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/06/2018 12:51
rhaj0 ( 14/05/2018 17:02)
REsaka teny @ FB ny ahy ity (fa nahitsiko kely), fa tiako tsapaina koa ny eritreritry ny Atheista (sy Kristiana) namana eto @ serasera eto. --- Ny an'eritrereto tsotra fotsiny, dia ny t@ fotoan'andr... tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 08:41
rhaj0 ( 14/05/2018 14:29)
Io moa izao no mahoraka @ geopolitika sy ny finoana izao. Jerosalema izany no renvohitr'Israely. Ka ny fanontaniako dia: - miray fo sy saina @ Palestiniana ve ohatra ny Kristiana gasy, - sa, miray fo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/09/2018 13:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 4.4818