MIvoaka eny foana ihany ny marina ny amin-dRafransisy

1. rhaj0 ( 28/10/2018 14:48)
Dia ganga foana ny tena hoe, inona foana azany ity lazainy sy ataon-dRafransisy @ io resaka "sexual abuse scandals" ao @ Leglizy Katolika ao.

Efa mivoaka efa ho isan-kerinandro fa misy pretra nanolana, ary misy leveka sy arseveka nanafina ny helok'ireo mpanolana, hatrany Eoropa ka hatraty Amerika na atsimo na avaratra ary efa eny @ Fitsarana.

Indraidray Rafransisy (mody) malefaka dia mitsetra ireo voan'ny fanolanana (hono). indraidray Rafransisy ao mainka manampy ompa sy ozona @ faharatran'ny olona.

Ity indray izao ny farany :

https://cruxnow.com/synod-of-bishops-on-youth/2018/10/27/pope-wraps-bishops-summit-saying-church-need-defense-from-great-accuser/
At this moment, [the devil] is accusing us very strongly,” the pope said. “And this accusation becomes persecution.” (..) Although Francis did not spell it out, many observers are likely to take those words as a reference, at least in part, to the massive clerical sexual abuse scandals that have gripped the Catholic Church in various parts of the world in recent months.


Legoza.. rizalahy mpanolana sy mpanafim-panolana indray hono no "persécuté"..
Ary ireo maratra dia mitady ny rariny sy hitsiny indray izao hono no "great accuser" (devoly)..

Dia iza rey olona no manavy??

Ilay volondaoranjy atsy efa tsy hita izay iainana miaraka aminy, manampy koa ity ny volomparasy..

Tena mandalo periode giravy izao tontolo izao.. giravy.. giravy!
novalian'i rhaj0 ny 19/03/2019 10:32
2. RBNIR ( 29/10/2018 06:49)
rhaj0:

Tena mandalo periode giravy izao tontolo izao.. giravy.. giravy!

Efa manomboka mihiratra izany ny masonao...
Mahafinaritra....

Raha vao sodoma sy gomora bis no miverina (ka maneran-tany) dia ho vita amin'izay ny tantaran'ity tany ity e!

sodoma sy gomora bis .....lehilahy manambady lehilahy, vehivavhy manambady vehivavy na koa olona lasa manambady biby.........

Raha vao lasa manerantany izany zavatra izany dia tsy ho ela intsony ny farany.....
3. rhaj0 ( 29/10/2018 10:47)
fa tena tsy takatrao fa ireo Mpinobe no mandoto sy manimba ny tontolo. Dia i Volondaoranjy sy ny kristiana evanjelisitra miaraka @ repoblikana, ary ny volomparasy tarihin-dRAfransisy any @ hantsana mangitsogitsoky ny fankahalana sy tsy-fahalalana.. satria ianao RBNIR koa ao anatiny, aviraviran-DRHRNR @ resaka lany andro ao.

Maninona moa raha mba ampiasaina @ tokony ho izy @ izay io coco io ry RBNIR aa?? Ohatra hoe, inona tsara hoe izany AI izany, ahoana izany climate change izany, dia ny ho avy sy ny zanaka aman-jafy jerena sy tsinjovina fa tsy izao resa-kehy de l'an zero izao foana no andaniana ron-doha.
4. rhaj0 ( 29/10/2018 23:02)
Io izao ny any Brazil fa nidiran'angano koa fa nahazo volondaoranjy kely.
Inona no nataon'ty ilay hoe voafidy voalohany: nivavaka be tahak'n'inona.
Inona nefa ny ny vava nataony na t@ aborizena na t@ LGBT sns?... Nobitsihan'izao Andmntr'i Abrahama tao izy izany t@ ireny an..

Dia tsy manontani-tena ve ianao ry RBNIr hoe, ary mba misy resa-kehy toa izany ve ny any Japon ohatra? 1% moa no kristiana ao Japon? Na koa eny @ Oniversitia? 80%-n'ny Siantista moa tsisy mino an'izao Andmntra Andrmntra izao? Ireo olona ireo izao manidina mihintsy ny revy @ Aritificial Intelligence.

Ny taranak'izao Andrmntr'i Abrahama izao nefa, ary zareo samy cousins sy cousines ao ihany, zareo ireo ihany nefa no mifamono sy mifanalika giravy ao. Mamikitra giravy an'izao resa-kehy de l'an zero izao. Kristiana manenjika Jiosy eraky Eoropa sy Zamerika. Jiosy mamely Moslimo ao Palestina. Ny Moslimo sy Kristiana mifamango. I Volomparasy mitaraina HONO hoe persécuté HONO satria nanolana ankizy izy taloha. Ny ao Dago azany ny iray Fiangonana no mifanipaka gaigy ao; ireny tao Andravoahangy taloha ireny na ireo ao Analakely io izao.
5. rhaj0 ( 05/12/2018 11:58)
Izao indray izany ny ao ambadiky ny ridô ao; izao no ataon-dRAfransisy, teny baiko miafina ao, fa rehefa aty ivelany izy mody matavy resaka mampiesona fotsiny

https://www.cnn.com/2018/12/03/opinions/catholics-sex-abuse-crisis-pope-francis-snyder/index.html
"At the insistence of the Holy See we will not be voting on the two action items." He was referring to a planned vote on a code of conduct, "the first such ethical guidelines for bishops on sex abuse issues, and to establish a lay commission capable of investigating bishops' misconduct," according to The Washington Post.

Ny inspiration-dRafransisy, inspiration fa tsy bitsik'Atra, dia

1- TSY mila "ethical guidelines" HONO ny Bishops, hozy izany Rafransisy. Ny organisation maoderina rehetra anefa, na sekoly U na Kompania na Fonction Publique, dia manana an'io, indridnra rahefa misy krisy toa io manjo ny Leglizy io (abus sexuel sy abus de pouvoir ataon'ny olomben-Deglizy)

2- TSY mila "commission capable of investigating bishops" izany koa HONO ny Legilizy. Ny organisation maoderina rehetra anefa, na sekoly U na Kompania na Fonction Publique, dia manana an'io : ny Ombudsman na Verificateur Générale ets...


ka dia ny Katolika namany ihany no mamely an-dRAfransisy e ...

Fransisy = Dictablanda!
6. rhaj0 ( 20/02/2019 11:50)
Dia tsy mitsahatra mihahaka ny lamba maloton'i Vatican ee.. efa hain'ny rehetra ireo "pretra (sasany) nanolana ankizy" dia nafenin'i Vatican

https://www.nytimes.com/2019/02/06/world/europe/pope-francis-sexual-abuse-nuns.html
Koa na ry masera koa azany pehan-drizalahy

https://www.cnn.com/2019/02/20/europe/catholic-france-order-women-abuse-intl/index.html
Mi-abuser vehivavy moa dia efa "normal" ao

https://www.cnn.com/2019/02/18/europe/vatican-secret-rules-children-intl/index.html
Izay pretra manan-janaka indray dia misy mode d'emploi, made in Vatican, ilay fanaovana azy
7. rhaj0 ( 24/02/2019 21:57)
hi hi hi.. nahazo ny paquet-ny t@ Raviavy ireto lehilahilehibe tsy mahay manaja tena
https://www.cnn.com/2019/02/23/europe/vatican-abuse-summit-nun-intl/index.html

Io izao vao niaiky fa nanafina tay an-tsalaka ry bainina isany
https://www.cnn.com/2019/02/23/europe/cardinal-documents-destroyed/index.html
8. rhaj0 ( 25/02/2019 11:47)
Dia asa mihintsy ho'a inona no mitazona ny volon-dRafransisy io tsy hanao ny tokony ataony. Ny Curia ve tena manam-pahefana noho ny Papa, ary dia io mihodikodina io Rafransisy?
Sa ve... Ngo dia nanao ny nataony koa i Rafransisy, na koa hoe, i RAbenedikta, ary dia io tsy maintsy manohy manafi-kelika io ireto izy?

https://www.foxnews.com/world/popes-sex-abuse-summit-what-it-did-and-didnt-do
Pope Francis' summit on preventing sexual abuse was never going to meet the expectations placed on it by victims groups, the media and ordinary Catholics outraged over a scandal that has harmed so many and compromised the church's moral authority so much.

Indeed, no sweeping new law was announced to punish bishops who cover up abuse. No files were released or global reporting requirement endorsed requiring priestly rapists to be reported to police. In his final speech to the summit Sunday, Pope Francis even fell back on the hierarchy's frequent complaint of unfair press coverage.

9. rhaj0 ( 19/03/2019 10:32)
Dominique Razakarivao ... superstar!!...
Asa raha mba hiteny ny @ izany i Fransisy rahefa tonga any Dago any koa.

https://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/7085-madagascar-qui-protege-le-pretre-pedophile-dominique-razakarivao-.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4377