MPITONDRA FIVAVAHANA MIROTSAKA HO FILOHAM-PIRENENA

41. RBNIR ( 05/10/2018 07:50)
Miantso ny kristiana rehetra ihany koa, miverena hanaraka ilay tena fampianarana tsy misy kilema fa efa ho tonga ny farany e!

« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Matio 24:14)

Ny fanjakana misy antsika dia tsy eto amin'ity izao tontolo izao ity...koa aza variana amin'ny fanjakan'izao tontolo izao fa ilay fanjakan'Andriamanitra katsahina tsara dia aza matahotra sy manahy ny amin'izay mety ho fiainanao eto amin'ity izao tontolo izao ity....

« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Matio 6:33)

42. rhaj0 ( 05/10/2018 19:14)
ka ilay fanjakana katsahin-dry Mailhol hanjakana anie ry RBNIR ka ao Dago ao, fa tsy any an-danitra, @ izao "fanjakan'Atra any an-danitra any" izao ee... i Saoly io izany hoz'ianao efa nanao an'izay.. fa i Samoela izany no titianao kokoa... satria ve, na dia nampian'Andrmntra azany i Saoly sy ny fanjakany, dia mbola nivaralila ny vahoaka?

RBNIR:
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. »

Izany hoe, ry RBNIR ao izany, raha te-hahazo zavatra iray (fanjakana eto an-tany), dia mikatsaka zavatra hafa (fanjakana any an-danitra), fa avy eo, ho azo ho azy eo foana HONO ilay voalohany.

Hotry ny hoe, mikatsaka ny hihinana paoma ry RBNIR, fa mihinana voatavo no ataony, dia ho azon-dRBNIR ho azy eo foana HONO ny paoma rehefa mivavaka ao izy ee...
43. RBNIR ( 07/10/2018 02:46)
rhaj0:

Normal be raha tsy takatrao mihitsy ilay hoy aho rhajo satria ireo kristianina aza be dia be no tsy mbola mahafantatra an'izany ankehitriny (porofo mivaingana izao io tanisanao eo ambony io
fa tsy izy ihany fa b dia b no mitovy fisainana aminy.
44. benem ( 08/11/2018 08:33)
Na iza na iza mitondra eo na rakoto na rabe na randria na rasoa ,na iza na iza dia jereo avokoa ireo filoham-pirenena hafa any amin4ny firenena mandroso fa ny andry zareo mitazona foana ny fombany ny filoha.
Ohatra ny mpanjaka ny maroc jereo ny fiankanjony,ireny dia midika hoe manaja ny fombany izy
ny filohampirenena arabo,sns
45. midrou ( 15/06/2026 14:16)
Miarahaba namana isany
Zao ndray vao tafandalo de mba mijery ny zava misy ato
46. RBNIR ( 16/06/2026 07:19)
Salama namana Midrou ary resaka Efa ela izany hiverenanao izany an!
47. RBNIR ( 16/06/2026 07:24)
hery:
Izany hoe raha ny filazanao dia hoe aleo tsy Kristianina no mitondra an'i Madagasikara?

Salama namana Hery raha kristiana (mpanara-dia an'i Kristy) dia tsy aleo nareo v izay nataony ihany no atao...?Izay no azo antoka fa araka ny sitrapon'Andriamanitra
48. RBNIR ( 16/06/2026 07:35)
rhaj0:
ntss... Ary mba manontani-tena ry RBNIR : "tena Mpino", tena ao anatin'ny Finoana tokoany koa ve ianao ao io? Fa maninona no "mitady-porofo" sy "miady-hevitra
Salama rhaj0 tena efa ela izay no nitafana teto . Baiko no nomen'i Kristy Jesosy (hampianatra)
Mbola betsaka manko ny diso hevitra satria tsy mahafantatra ny soratra Masina (na dia Efa kristiana aza)
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.Mat.22:29

Matio 28:19
koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.

Mila ampianarina ny olona...Asa.8:31
Fa hoy izy : Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra ahy ? Ary izy nangataka et Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy.
49. midrou ( 16/06/2026 15:59)
RBNIR:
Salama namana Midrou ary resaka Efa ela izany hiverenanao izany an!

Salama RBNIR
Ts de naharaka fa zao vao mb mandalo ndray
50. midrou ( 16/06/2026 16:07)
RBNIR:
Baiko no nomen'i Kristy Jesosy (hampianatra)
Mbola betsaka manko ny diso hevitra satria tsy mahafantatra ny soratra Masina (na dia Efa kristiana aza)
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.Mat.22:29

Matio 28:19
koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.

Mila ampianarina ny olona...Asa.8:31
Fa hoy izy : Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra ahy ? Ary izy nangataka et Filipo hiakatra sy hipetraka eo aminy.

Iza marina ary RBNIR ty, mazava tsara lay fanazavanao ka azoko tsara
Misaotra anao
51. RBNIR ( 17/06/2026 06:38)
midrou:

Salama namana,
Ngamba tsy zavatra lehibe ny fahafantarana ny momba ahy.
Mahafaly rehefa tafita ny hafatra fa izay izao no mahamaika an'Andriamanitra.
Izay mantsy ilay baiko hoe Vitao ny asan'ny Fahamarinana
52. midrou ( 17/06/2026 15:49)
RBNIR:

Salama namana,
Ngamba tsy zavatra lehibe ny fahafantarana ny momba ahy.
Mahafaly rehefa tafita ny hafatra fa izay izao no mahamaika an'Andriamanitra.
Izay mantsy ilay baiko hoe Vitao ny asan'ny Fahamarinana

Zaho anie ka resylahatra 100% an io fampianarana io sady efa mpanaraka fa raha lay fanazavanao aloha dia mety ilay NAHAZO BAIKO MIHITSY ANGAMBA IANAO
Eny e, tohizo fa tena betsaka no mbol mila izao zavatra ampianarinao izao
53. Azrael666 ( 26/06/2026 12:31)
Miangavy anao namana RBNIR mba hamerina ilay fampianarana hoe hisy "Apostoly 12 vaovao" maneran-tany, fa nahaliana ahy nefa tsy mety voakaroko mihitsy. Mahavità soa ny asan'ny fahamarinana avokoa isika mpanara-dia an'i Jesosy Krisy rehetra.
54. RBNIR ( 26/06/2026 14:42)
Salama namana,

Raha fintinina efa hatramin'izay mihitsy ny rafitr'Andriamanitra tsy miova io...
Ny tarehimarika 7, 12 misy heviny avokoa.
Raha nanangana ny vahoakan'Israely Andriamanitra dia ny zanak'i Jakoba 12 lahy no voafidy ho lohany,
Raha nifidy apostoly hitandrina sy hiandry ny fiangonany Jesosy Tompo dia 12 lahy no nofidiny.
Efa rava ary efa tsy hita intsony ilay tena fiangonana voalohany, 
Kanefa hoy i Jesosy Tompo ao amin'ny Mat.24:14 hoe ary hotoriana amin'izao tontolo izao ity filazantsara ity vao ho tonga ny farany. dikany : ilay filazantsara notoriana fahiny (izay tsy hita intsony ankehitriny) dia tsy maintsy haverina hotoriana indray. Io filazantsara io dia tsy maintsy Jesosy Tompo mivantana foana no mampianatra Azy (izany hoe tsy maintsy mbola hifidy olona indray Izy ho hampianarina mivantana toy ny nataony tamin'ireo apostoly 12 sy ny nataony tamin'i apostoly paoly Gal.1:11,12
  • [size=3][font="Google Sans", Arial, sans-serif]Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin'ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon'ny olona izany.[/font][/size]

  • [size=3][font="Google Sans", Arial, sans-serif]Fa izaho tsy nandray azy tamin'olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin'ny fanambaran'i Jesosy Kristy ihany.[/font][/size]

  • Araka izany dia tsy maintsy hiverina indray ny fifidianan'i Jesosy Tompo olona (12 lahy) ampianarina mivantana ny filazantsara toy ny tany amin'ny andro fahiny.
    Izany dia nanomboka tamin'ny fifidianana ny Iraka mpitarika ny Vitao ny Asan'ny Fahamarinana dia mbola hitohy hatrany izany mandrapahafeno ny 12 lahy, ny azoko antoka aloha hatreto mbola tokana ihany raha ny eto Madagasikara no mitory ny teny tsy misy kilema, fa niteny kosa i Jesosy Tompo fa efa misy iray any ampitandranomasina any ka dia ny tantara no hamaritra ny sisa....Izay raha fintinina e
    55. Azrael666 ( 30 andro lasa)
    Misaotra tompoko
    56. midrou ( 26 andro lasa)

    Mazava ary tena mankasitraka @ fanazavanao.
    Tohizo hatrany rah mbola misy tohiny
    © Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044