Fivavahana, finoana

Mrsrb ( 14/11/2017 12:24)
II Tim.4:3-4 "Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany;  ary hampiala ny sofiny amin'n... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/12/2017 10:09
nalsonrazakariasa2015 ( 11/11/2017 20:07)
Fa manina ary no mifanaratsy eh samy manana ny finoana sy ny Andriamanitra hivavahany nefa dia mifanaratsy Nefa angie ilay Andriamanitra dia Iray ihany eh Marina mihintsy ilay hira izay hoe:izay manar... tohiny
novalian'i endriny ny 04/12/2017 06:34
mamymnr ( 11/11/2017 05:26)
Maninona hoy ianareo no lazain'ny Kristianina fa fanompoan-tsampy avokoa izay fombafomba Malagasy hatrizay ? Toy ny fanandroana, ny raok'andro, ny sikidy, sambatra ans ... Singaniko ireo tomba malagas... tohiny
novalian'i BENEM ny 25/09/2018 07:25
gasy1zay ( 09/11/2017 20:44)
hono hoy aho rhaj0, mba tokony hoe adiny firy isan'andro ingahy no mamaky sy manoratra eto isan'andro? dia nanomboka taona firy raha tsy mahadiso?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/12/2017 18:07
rhaj0 ( 08/11/2017 20:12)
Ka sirika be teto izany fa ry Miharena sy RBNIR kay (toa) TSY mahay (mamaky) baiboly akoriny. TAntara ao anaty Baiboly dia TSY hainy, na ny votoatiny, mainka moa fa ny pejy na ny toko aman'andininy. N... tohiny
novalian'i endriny ny 12/12/2017 16:26
damah ( 06/11/2017 10:17)
ny 01 NOVEMBRE dia hankalazana ny fetin'ny olomasina rehetra (Tous les saints, saintes). ao anatin'ny taona dia misy 365 andro , ary misy olomasina 1na 2 ankalazaina isan'andro , Tsy 365 ihany anefa... tohiny
novalian'i endriny ny 08/11/2017 07:04
endriny ( 01/11/2017 06:11)
Tokony miasa daholo ianareo Kristianina androany... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/11/2017 13:22
rhaj0 ( 31/10/2017 12:55)
Ndao iverenana dia raisina tsirairay ireo resaka [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m59e780f007fd8/20#m59f8072c12adb]tatsy[/url] ry Gasy1zay fa toa mitady asosasosanao any ambany tapia fotsi... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/11/2017 08:12
endriny ( 27/10/2017 05:02)
Tena tsy mety amin'ny fitadiavako ilay manangana fiangonana hanangonana rakitra sy 1/10, dia aleoko mampijaly tena miasa 5 andro. Indraindray aza mbola mitondra asa mody. Mazotoa daholo e... tohiny
novalian'i endriny ny 01/11/2017 06:08
tealala ( 25/10/2017 05:09)
Efeziana toko 2 : 15[b] tao amin'ny nofony no nanafoanany ny Lalàna be didy amam-pitsipika[/b], mba hanakambanany antsika roa tonta ho olom-baovao iray ao amin'ny tenany... tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/11/2017 11:38
gasy1zay ( 18/10/2017 16:27)
Ahoana ny hevitrareo @ ito : https://www.youtube.com/watch?v=PEgoItDo_ew... tohiny
novalian'i Miharena ny 31/10/2017 05:16
RBNIR ( 18/10/2017 07:12)
Hoy ny tenin'Andriamanitra hoe: « Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24) Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia T... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/11/2017 09:06
Tianabeloo ( 17/10/2017 06:33)
Satria malaza ny valan'aretina "peste", satria mifanesy ny vaovao ratsy sy ny korontana teto @firenena.... Dia mivoaka ny adi-hevitra hoe : lasa sakana @fampandrosoana sy fiadanana eo anivon'ny firene... tohiny
novalian'i Miharena ny 07/11/2017 19:56
RBNIR ( 16/10/2017 12:34)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=zXmdk1uhUUE[/youtube]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/10/2017 07:13
rhaj0 ( 05/10/2017 11:22)
Nafindrako teto ity, mba tsy ho saron'ny "resabe", satria dia zava-dehibe loatra, azony fiainan'olona ary mety ny ain-dehibe mihintsy no voakasika. O ry Microscop.. tena valaketraka aho mamaky ny tar... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/10/2017 06:07
endriny ( 27/09/2017 04:11)
Mba marina moa? Tsy mandaitra intsony ve ny vavaka tarihin-dry mopera sy pasitera isana'andro e? Sa tsy misy Kristianina tena mino mihintsy eto? sa ilay Andriamanitra mihintsy no tsy misy, fa mpivar... tohiny
novalian'i Miharena ny 23/11/2017 07:24
rhaj0 ( 25/09/2017 20:09)
1. Restez près du Grand Esprit 2. Montrez un grand Respect envers votre Prochain 3. Apportez Aide et Bonté partout où nécessaire 4. Soyez Sincère et Honnête en tout temps 5. Faites ce que vo... tohiny
novalian'i endriny ny 08/11/2017 07:02
rhaj0 ( 21/09/2017 17:06)
Tohizako eto indray ity fa toa voan'ny safo-dresaka tary :-)... http://forum.serasera.org/forum/message/m599329e014146 [quote=rhaj0]Fa ny tiako resahina, dia ny Fitiavana, araky notoriana tao @ Temp... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/10/2017 18:44
rhaj0 ( 12/09/2017 16:20)
Ireo izany ireo Ouragans namely mafy ny tany Antilles sy Cuba sy Floride ets.. Izany no tena hoe - orambe nahatondraka ny tany, naha-dibo-drano ny tanana efa amina 1.5 metatra - rivotra mitsoka mafibe... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/09/2017 18:38
rhaj0 ( 07/09/2017 02:28)
Ity resaka ity dia nataoko tatsy @ facebook. Asa raha efa nalefako teto, fa dia averiko ihany, satria i Miharena sy i RBNIR ohatra dia mivaralila lava eto @ serasera eto :-) http://latribune.cyber-d... tohiny
novalian'i endriny ny 01/11/2017 06:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0392