Fivavahana, finoana

fijo ( 14/11/2003 09:38)
manao ahoana daholo ry namana. amin'izao taojato misy an-tsika izao,dia manontany tena aho hoe misy ve andriamanitra.izaho manokana aloha tsy mino azy io.nefa moa samy tsy mbola nahita isika koa hafa... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 16/11/2012 21:33
lion ( 27/10/2003 11:20)
Izao e!Misy lohandohany ao @fiangonana maromaro samy hafa miady hevitra, ny iray milaza fa ny ahy no marina,ny atsy koa manizingizina, ny etsy moa tsy laitra akisoka,tsy mitonona ny ambiny.Misy olona ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:07
megane ( 10/10/2003 17:55)
mandeha ny resaka fa tsy hisy intsony ny firaisampinoana, mino aho fa tsy olon'nadriamanitra no mitady hanao izany, ary inona no tanjony @ izany anefa e?... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:53
rfanjav ( 10/10/2003 14:09)
Mahagaga fa na dia samy mitonona ho kristianina izao aza dia mifanaratsy , misy mihitsy ny manambanimbany ny finoan'ny hafa, samy manandratra fa ny azy ihany no marina, dia miforona etsy sy eroa iza... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:24
mahaizamifidy ( 07/10/2003 18:44)
Tezitra be t@ maman-dry aho f izy angamba efa tena lasa adala,ilay sariko teo andohampandrinan-dry nosoloiny soratra hoe:Arovy aho Tompo,ireo boky feno taratasy tsiambaran-telontsika ireny,efa nafoiny... tohiny
novalian'i rajaona ny 09/11/2003 15:05
mahaizamifidy ( 29/09/2003 18:48)
An-kehitriny vao tsapako hoe:mafy @izay mikatsaka ny Paradisa mihitsy ilay hoe:ho faty sy antitra,izany anie no mahatonga an-drizareo ho anny am-piangonana io e!,ny tsy hofaty sy ny tsy ho antitra.Ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/01/2005 10:03
mahaizamifidy ( 26/09/2003 12:01)
Mitovy ve isika?,tsotra kely,ny zavatra hita no atao hoe misy,ka ny fiainana aloha izao no tena hita ka miezaka aho hanao izay hapetipety ny fiainako,miezaka hamita ny adidiko @olombelona mitovy amiko... tohiny
hery ( 31/08/2003 08:36)
Alahady ny andro dia mba namaky baiboly... dia hitako tao hoe "Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika" (Mk 9,40). Maninona no tsy io no entin'ny Kristianina miatrika ny Kristianina tsy mitov... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:09
virijiny ( 28/06/2003 19:16)
Resabe izy io tato ho ato. Ka hoy aho hoe : "la liberté se termine là où celle des autres commence". Noho izany dia tokony ho hajaina hatrany ny fahasamihafana eo amin'ny mpiara-monina. Na izany az... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2004 12:08
xxx ( 13/06/2003 18:57)
mahalasa saina ihany ity olana miseho ] FJKM ity ahoana ny hevitrareo @ ao atanin' anandrano... tohiny
xxx ( 27/05/2003 18:28)
Rehefa namorona ny olombelona Andriamanitra dia teraka tao aoriana kely ny fahotana raha tonga dia handingana aho. Misy izany ny tsara sy ny ratsy. Andriamanitra mitarika ho amin'ny tsara, satana kosa... tohiny
novalian'i psni ny 24/09/2016 17:25
doum ( 23/05/2003 18:00)
MIno aho fa maro @ tsika kristianina no tsy tena mahazo an'io hevitra io, zao anefa araka TA raha tsy hateraka indray hianareo dia tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra. Izany hoe samy hanolon... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 10/11/2012 11:44
xxx ( 21/05/2003 10:48)
Raha vao misy fitsarana hoe ny ahy no marina ary ny an'ny hafa diso dia efa tafiditra ao anatin'ny fahotana sahady. Fa iza moa ianao no hitsara ny rahalahinao? Andriamanitra irery ihany no afaka mampi... tohiny
novalian'i RA TAN ny 15/03/2017 03:45
xxx ( 16/05/2003 11:23)
Hono aho, mino ve ianareo fa mamaly vavaka tokoa Andriamanitra ? Be ihany ny boky novakiako momban'io. Ohatra : "La Prière", nosoratan'i Dr Rice. Mangataka izy an, dia tena valin'Andriamanitra araka ... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:54
rrodin ( 06/05/2003 11:53)
Talohan'ny fahatongavan'ny Vazaha na ny Mpanjana-tany teto amin'ny tanàna. Nivavaka ve ny Malagasy? Nivavaka tamin'iza? Inona no tena fomba fivavaka Malagasy? Oviana no tonga teto ny Soratra masi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4331