Fivavahana, finoana
xxx
(
14/04/2004 10:43)
fa maninona kay rehefa hoe groupe
hanao hirampivavahana dia tsy misy mpanohana mihintsy?...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:30
noemy
(
11/04/2004 06:11)
mba dinidinio ao fa dia mahafinaritra!!!!!!!!!!!...
tohiny
novalian'i noemy ny 20/04/2004 11:10
sanjana
(
10/04/2004 18:04)
mba tiako ho jerentsika sy hiaraha mijery hoa ity site iray ity fa misy zava mahaliana ato...
tohiny
novalian'i noemy ny 28/04/2004 13:55
ravatorano
(
07/04/2004 08:48)
Misy namana nilaza fa Andriamanitra no inoany fa tsy Jehovah izany.Iza no afaka nanavaka na manome valiny mahafapo momba izany satria sao dia iray ihany ireo?
Mazotoa ary !...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 14/04/2004 20:47
imailaka
(
06/04/2004 08:25)
Saika mba hanontany aho sao de misy afaka ny hanazava amiko ireo foto-pinoana ireo...
tohiny
novalian'i flmlot92 ny 27/11/2012 08:52
joda
(
05/04/2004 13:40)
hono ho aho 1 io ihany ve no fiangonana katolika eto paris
171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci.....
tohiny
novalian'i hendry ny 20/04/2004 15:01
alz
(
31/03/2004 14:27)
Ny silamo ve mba manana "Didy folo" ?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/04/2004 13:55
fijo
(
30/03/2004 22:54)
izay liana te ahafantatra bebe kokoa,dia mijereva ARTE manomboka amin'ny 03 avril izao.resaka sy doc mlahaliana no hita ao....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2004 00:40
librepenseur
(
18/03/2004 20:05)
Rahoviana isika malagasy vao hankalaza ny fetin'ny malagsy ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2004 22:45
jhouhlambout
(
17/03/2004 19:47)
Fait scientifique:
Rehefa maty hono ny olona dia mihena 21 grammes foana ny lanjany,
-Le poids de l'âme?!?
-Lanjan'ny fanahy vé?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 23/12/2004 19:59
xxx
(
15/03/2004 17:27)
Mba manontany anareo aho hoe manimba ny fiaraha-monina ve ny maha kristianina ?
...
tohiny
novalian'i rhaj ny 22/03/2004 17:51
tia_ery
(
11/03/2004 11:40)
Zay tena liana sy vonona no rariana indrindra. Tsy manakana ny sosokevitra anefa izany.
Azo atao tsara ny mikaraka ny antsoina hoe SALON DE LA BIBLE ary hita tokoa fa fomba iray hametrahana ny lanj...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/04/2004 02:08
xxx
(
11/03/2004 09:21)
Nalahelo mihitsy aho tamty fiainako indray mitoraka ity nefa tsy foiko ihany ilay izy rehefa nataoko ny fandinihana, tsy safidiko akory anefa ilay izy,dia ho sanatria marina ve de ity fotsiny ny fiain...
tohiny
novalian'i librepenseur ny 26/04/2004 08:26
isrine
(
10/03/2004 13:26)
inona ry zareo no tena hevitry ny karemy raha toa ka tsy hanaraka be fahatany ny voalazan'ny baiboly?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 14/04/2004 04:48
librepenseur
(
08/03/2004 12:02)
Ny hita maso sy voaporofo dia "ZAVA-MISY" no hiantsoana azy, na misy aza anefa dia tsy voatery ho voaporofo.
Ny tsy hita maso kosa dia "FINOANA" tsotra izao no hilazana azy, na nisy na tsy nisy, ar...
tohiny
novalian'i angie ny 02/04/2004 10:38
tambatra
(
04/03/2004 20:45)
Mba hazavazavao kely hoe:izany fanahy izany ry mpinu o!...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2004 12:35
tia_ery
(
04/03/2004 12:32)
Eto aloha dia hihezaka ny tsy hilaza firy ny tenanay fa manantena sy miandry ny valin-teny avy any amin'ny tsirairay.
Sôtra eh!...
tohiny
novalian'i librepenseur ny 18/03/2004 20:14
camkz
(
03/03/2004 16:40)
Hatraiza no azon'ny fivavahana hidirana eo @ fiainana ara-piarahamonina ? ...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 14/03/2004 11:47
oully
(
03/03/2004 09:49)
Raha araka ny hevitrareo, rehefa ahoana no lazaina fa kristiana ny olona iray ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:42
jhouhlambout
(
29/02/2004 18:59)
Zao fotsiny:
-Mino an'Andriamanitra ve ianao?
-Efa nahita fahagagana ve ianao?...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2004 18:07
