Fivavahana, finoana
ainaheri
(
10/10/2004 15:27)
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:56
tsiperifery
(
09/09/2004 12:26)
Nisy eritreritra niserana t@ namantsika nanao hoe: " Tena marina fa adino matetika ny mamaky baiboly refa andavan'andro, nefa tsy adino ny mamaky forum eto ".
Hisorohana izany dia ande ezahintsika as...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2004 16:05
tsiperifery
(
06/09/2004 13:16)
Inona no hira masina anisan'ny mampietam-po sy fanahy anareo indrindra ?
Ny ahy "Tiako ny hiaraka aminao Jesoa " nambaboan'ny mpampiely baiboly ahy t@ faha 14 ny taonako tao @ complexe scolaire Ampef...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2004 20:17
jantina
(
04/09/2004 07:37)
Misy afaka manome ahy fanazavana na tantaran'ny fifohazana ve azafady? Raha misy fifohazana eto vo maika tsara raha mba manazava kely. Miankina amin'ny fiangonana inona ry zareo sa sekta? Misaotra ana...
tohiny
novalian'i rafali ny 11/11/2005 19:30
hery
(
04/09/2004 07:33)
Resaka sendra henoko ary nahazoako fanazavana teto Rome ity resaka ity. Malaza fa hoe manan-karena ny Fiangonana Katolika ( :?: ) ary betsaka mihitsy ireo mieritreritra fa misy zavatra maizimaizina ao...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 20:45
fatsoraly
(
27/08/2004 16:40)
http://www.ifi-d.de/_php_admin/E_02.php aloha ilay hoe "lest we forget"
dia
http://www.communigate.co.uk/ne/cfi/page4.phtml ny teny fampanantenana...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 04/09/2004 23:57
jhouhlambout
(
23/08/2004 23:48)
Aminareo inona ny atao hoe: fahotana mahafaty?...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2004 17:21
fatsoraly
(
21/08/2004 04:25)
Ataovy mafy ny feon'ny solosaina dia http://www.hymnsite.com/fws/hymn.cgi?2140
fa fanavaozana izay mahagaga tokoa
Nomen'i Jesoa ahy re...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 21:08
zzorro
(
19/08/2004 12:56)
Salut daôlo,
Tsy aiko nareo na nisy namaky an'le roman hoe "Da Vinci Code" iny fa tena gaigy be le théories an'le ranamana !
Ny tena hitako hoe tsy ao mintsy alou de filazan'nedala hoe Marie M...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2005 12:05
besoiiin
(
17/08/2004 18:43)
alina ity ny andro... efa @ 10 alina izao kanefa mbola tsy mahita tory aho... lasa ny heritreritro ... tena misy marina ve izany MATOTO sy ANGATRA izany e??? iza no efa nahita na nahatsikaritra na nah...
tohiny
novalian'i kabatritra ny 08/10/2004 20:36
rina7302
(
28/07/2004 15:29)
Nisokatra ny tranokalam-pifandraisan'ny fiangonana FJKM Soavinimerina Fihavanana ka manasa antsika rehetra hitsidika sy handray anjara amin'ny hetsika atao, na eto an-toerana isika na any an-dafin'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:43
mcfy
(
26/07/2004 23:37)
Mpandefa : tafita 25/07/2004 09:59:25
Ny ahy indray tsy dia valin'io na inona fa te -hampiditra ity resaka kely ity.
Tamin'izahay nanao F E T dia nahita tononkalo momba an'i M . Marie hoe...
tohiny
novalian'i mcfy ny 26/07/2004 23:42
dronga
(
16/07/2004 16:51)
novalian'i ramaso ny 29/08/2004 22:01
dronga
(
16/07/2004 16:48)
izao no zavatra mba anontaniako anareo mety ve raha ohatra kristiana mifankatia amin'ny tsy mpino sa tokony ho mpino foana...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2004 21:23
hendry
(
08/07/2004 14:52)
Ady hevitra mandeha @ firenena eropeanina ny tsy amelàna ny vehivavy musulman hitondra ny saron-dohany @ toeram-piasàny toy ny toeram-pianarana sy ny sisa.
Mpianatra (musulman) iray koa no mitantar...
tohiny
novalian'i booboo ny 02/08/2004 06:36
bichette
(
07/07/2004 06:47)
FANAHY… finoana….
Inty misy andiantsoratra kely NOTSONGAINA TAMINA BOKY nosoratan’i Faramalala Victoire RAVAOARIMANGA.
Ny olombelona dia manana ny atao hoe fanahy (esprit) ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/07/2004 06:44
myllanah
(
04/07/2004 10:01)
Raha dinihina @ araka siantifika dia extraterrestre Andriamanitra, izany hoe monina tsy eto an-tany izy, ary ao amin'ny apokalipsy no tena manambara izany toerany tsy eto an-tany izany, nisokatra ny l...
tohiny
novalian'i rasta ny 12/08/2004 10:44
dronga
(
02/07/2004 13:03)
voalaza fa Tompo iray ihany no inoantsika nefa maninona isika no mifanenjika sy mifanaratsy foana e nefa ny hafatry ny tompo ao @ jao 13:34 dia mazavatsara sa kosa misy tsy mpianany . hazavao tompoko...
tohiny
novalian'i fatsoraly ny 10/07/2004 05:16
dronga
(
02/07/2004 12:58)
novalian'i ikaretsaka ny 07/07/2004 05:37
atmos
(
02/07/2004 11:44)
Somary lasa ihany ny eritreritra ry zareo a, tena olona voaozona mihitsy zany ity Jodasy ity? De foin'Andriamanitra ho very ve izy? raha nahatsiaro nibebaka ve izy avy eo de voavonjy sa efa voaozona?...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2004 10:43
