Fivavahana, finoana
ikaretsaka
(
05/02/2005 01:28)
[b]APETRAKA NY ALA TSINY ALA FONDRO ALA SATROKA... TSY NATAHO HAMPIADY NY ARA PINOANA ITY FA ERITRERITRA TONGA TATO AMIKO FOTSINY.. KA AOKA INDRINDRA TSY HI RAISINA @ IZANY[/b]
mba reflexion sy eritr...
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 20:27
notron
(
04/02/2005 10:06)
Nisy takelaka iray nosoratako momba ilay antokom-pivavahana mahavita miracle fa na fiarakodia aza angatahina dia mety ho azo. Nisy namazivazy moa hoe kou manin rah rôplana no angatahina? (andramo e! ...
tohiny
novalian'i felicia ny 11/04/2005 00:26
bichette
(
04/02/2005 07:49)
Misy olona ato mety manana finoana hafan'ny kristianisma, azonao ambara ve hoe inona ny tena doctrine ? ohatra, mormon, musulman sns.... :wink: ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 04/03/2005 12:09
booboo
(
30/01/2005 17:51)
Narary ny foko raha nandehandeha t@ asabotsy teo namaky boky teny an-dalana teny momba ny lapidation des femmes sy ny pendaison publique misy any Iran ( miaraka @ sary :{ :{ :{ ). Nisy ado vao 16...
tohiny
novalian'i sonwin ny 15/03/2005 14:43
(
24/01/2005 06:31)
zavatra nanaitra ahy tany mada dia izao.ny pasitera rehetra dia maro anaka.( tsy latsaky ny 3 na 4 ny ankabeazany)
satria ve hoe miteraha ka mamenoa ny tany sa dia fitiavana ilay zavatra tsotra izao...
tohiny
novalian'i annie ny 15/04/2005 12:58
(
20/01/2005 09:13)
voatery ve ny vehivavy hanaraka ny finoany vadiny refa manambady? mazava ho azy aloha hoe tsy mitovy finoana a! ...
tohiny
novalian'i sonwin ny 11/04/2005 17:43
hery
(
17/01/2005 08:00)
Misy namana 5600 eo ho eo isika no mpikambana ato. Inoako fa samihafa finoana daholo :-)
Nisy resaka natsipin\'ikaretsaka izay anefa hoe toa resaka kristianina (na indrindra fitsikerana kristianina)...
tohiny
novalian'i sonwin ny 21/03/2005 18:20
hery
(
16/01/2005 02:14)
Mba ilaina ho fantatra ho an\'izay tsy silamo (zah tsy izy) fa misy andry dimy lehibe izay mibaiko ny fiainan\'izy ireo.
- Fivavahana (ara-drafitra)
- Fivahinianana masina (Lameka?)
- Finoana (An...
tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2005 08:27
narilala
(
08/01/2005 22:51)
Tsy aleo ve mba avadika kely indray ny lohateny. Hatr@ izay mantsy hoatry ny hoe resaka indrokely sy fitsikerana izay misy any am-piangonana any foana no nataontsika. Tsy hoe tsy mankasitra an\'ny le ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 13/01/2005 06:45
ikaretsaka
(
06/01/2005 22:26)
Nareo ve tsy nahamarika fa rehefa mitory teny na mamaky teny ny mompera na ny pasitera dia hafa nohon\'ny fiteniny andavanandro ny intonnation-ny
fa maninona ary?...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 05:00
bichette
(
05/01/2005 14:50)
\"Si vous voulez la richesse, l\'amour , la santé, venez au Seigneur. Il vous comblera\". c\'est le message d\'une religion populaire qui fait de Dieu le grand pourvoyeur de biens materiels. Mais en ...
tohiny
novalian'i moi ny 08/03/2005 12:00
ranini
(
30/12/2004 15:35)
tokony ho iray ihany mantsy ny tena fivavahana .koa iza ary hoy nareo no tena izy eeee!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 09/04/2005 06:16
sechat
(
30/12/2004 10:45)
Efa hakaiky ny faran\'ny andro ry reto ka inona no eritreretinareo ho atao ? ...
tohiny
novalian'i blondin ny 23/03/2005 16:56
felampaiso
(
28/12/2004 10:17)
Tafaresaka t@ dokotera W.A mianakavy izahay dia tonga tany @ finoana ny resakay.Izao no nolazain\'i dokotera hoe : \" Izaho tsy mino an\'Andriamanitra satria navelany ho faty ny zanako \"
Izany ve d...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/01/2005 06:04
(
26/12/2004 08:48)
Des légendes se formèrent, racontant la naissance, les combats et le triomphe de Mithra , dieu de la lumière...
Comme le soleil se lève chaque matin au- dessus des monts , Mithra naissant sortait...
tohiny
novalian'i ramaso ny 21/01/2005 04:32
xxx
(
21/12/2004 07:53)
manontany tena aho indraindray satria rehefa tena teren-doza dia terena hampiasa finoana fotsiny raha tsy misy vaolana dia lazaina fa izay no sitrapon\'Atra. raha mangataka zavatra dia indraindray ts...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/01/2005 06:13
ikaretsaka
(
19/12/2004 01:29)
Somary mahatsikaiky mahalasa eritreritra ihany izy ity fa tantara tena marina.. ary nahatsiarovako ilay resak\'i ra vegas indray andro izay koa!.
misy bandy Voisin anay izay. taloha izy dia mpivavaka...
tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 18:50
ikaretsaka
(
17/12/2004 14:53)
Asa raha sendra voamarikareo fa raha mpandeha RN7 iny ianareo dia misy tanana iray izay afaka kelin\'i Behenjy, tsy tadidiko ny anarany
Ny mampalaza io tanana io dia ny \"tranon\"\'ny olona ao dia...
tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 23:22
fyjl
(
15/12/2004 08:36)
Nahavarina sy nampiheritraritra ary nampihomehy ity fisehoan-javatra ity :
1 - Misy antokom-pivavahana iray mpandefa fandaharana @ fahitalavitra. Misy olona hono mangata asa @ Jesosy ary miteny mihin...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/12/2004 10:57
damaopa
(
15/12/2004 06:43)
