Tsy kristianina ve ? Ambarao, hazavao, ny finoanao ....

1. bichette ( 04/02/2005 07:49)
Misy olona ato mety manana finoana hafan'ny kristianisma, azonao ambara ve hoe inona ny tena doctrine ? ohatra, mormon, musulman sns.... :wink:
novalian'i sonwin ny 04/03/2005 12:09
2. ikaretsaka ( 04/02/2005 14:19)
za kristianina an (katolika aza ny marimarina kokoa) ..

fa nandinika ny mormons dia mab tantaraiko.... tsy mormons koa za sanatria fa nisy recherche momban\'ny societe izay nataoko dia nila nandinika ny fiainan-dry zareo za (sociologie, sectes sy ny effects eo @ fiaraha monina....) dia nisy taon-tranon-dry zareo nanaovako etude koa (architecture) ka nahatonga ahy nila nijery akaiky ny fiainan-dry zareo! io moa dia anisan\'ny fiangonana mieli patrana indrindra izao tato anatin\'ny 10 taona lasa ary manome fiantraikany be @ society!!

Izao ary:

-Voalohany aloha dia mino an\'i jesosy (na jesoa ) ry zareo fa tsy mino ny trinity, andriamanitra telo samihafa (fa tsy ilay tokana olona telo) ny azy: ny ray sy zanaka sy fanahy masina


-Tsy noho i Adama (nihinana ilay voankazo voarara) no naha mpanota ny olona fa nohon\'ny sitrapony

-ny finoanao izay voalaza ao anaty \"baiboly\" no mahavonjy anao

-ny famonjena amin0dry zareo dia : ny finoana an\'i jesoa kristy. ny fibebahana fa panota, batemy, fanekena ny lalana, de ny fanaparitahana ireo \"fanomezana ireo\" amin\'ny olona hafa

-ataony milahatra sy organized ohatran\'ny t@ fiangonana voalohany ny filaharan\'ny fahefana ao aminy:jesoa, --->apostoly,---> mpaminany.---> pasitera, evanjelistra sns....

-mino ry zareo fa ny \"baiboly\" raha voadika mazava (izany hoe ilay dikanteny hoe t@ teny grika, arameanina,latins.... no voasoratra dia iny adika mot a mots fa tsy le misy teny esorina mba hahatsotra ny ny fahazoana azy raha adika @ teny hafa.) dia miampy io baiboly io ---> ny bokin\'i mormona

_mino \"hono\" ry zareo ny \"ziona\" vaovao dia haorina ay amin\'ny kaontinanta amerikanina dia ho avy aty i jesosy de ny tany ihany no hiova ho paradisa rehefa tonga Rajesosy!

ny bokin\'i mormona
io no evanjely fahadimy hono... raha tsotsorina de sy ho an\'izay tsy te hamaky an\'io boky io de mitantara ao hoe \"niseho taty amerika\" hono i jesosy taorianan\'ny fitsanganany ho velona dia nosoratan\'izany \"mpaminany \"atao hoe \"mormona\" izany hono ny zavatra nolazainyde nataony t@ takelaka volamena (haha) .. talooooha be tany..
de hitan\'ilay rangahy hoe Joe Smith nanorina ny mormons hono zany.. de niseho t@ io boay io i mormona nanampy azy nandika ilay zavatra hoiety @ zao toetr\'andro iainantsika izao

izay no kely mba haiko de hifampizarako e
3. chipie1 ( 04/02/2005 21:00)
ikaretsaka> tsy ry zareo reo kou ve le oe manambady 7? de miara mipetraka miaraka aminy ao daholo ny vadiny ? :-D
4. booboo ( 04/02/2005 21:19)
hihihihi tsy mila mamaky ilay bokin-dry zareo tsony zà fa mazava be fa sôtra
5. ikaretsaka ( 05/02/2005 00:47)
chipie> ie.. nisy hitako t@ za nanao an'io fanahihadiana io fa 8 ny vadiny dia 45 ny zanany :twisted:
6. Ramaso ( 07/02/2005 04:58)
milay be zany le....
:twisted:
7. fijo ( 11/02/2005 05:57)
io farany io ihany no mba tiako amin'ny fombandry zareo kle.mba diniho tokoa moa hoe ato amiko ato aby ry xx sy yy sy zz sy bb sy mm sy cc,kay le milay an.
8. Ramaso ( 12/02/2005 07:02)
f'hita wa.. fa tena ny tsy reveko de lasa manao pataloha smbre sy semizo fotsy fohy tanana ty de mandeha mitety vovon'olona!

fa mazana ihany lo ry lerony e.. andramo raha vitan la we efa avy mi battre be @ atoandro mitety tampon-tanety dia amin'ny alina mbola mamalifaly vady 8!!!
9. moi ( 03/03/2005 11:07)
Mahagaga fa misy fivavahana mazoto be amin'ny fitaomana olona ho any aminy, mitety tokantrano ny sasany, mitoriteny an-dalam-be ny hafa, mizara trakta ny sasany ...
Fa misy fivavahana ohatry ny mangingina izany, tsy mba manambara firy ny maha izy azy, sahala amin'ny manana fisainana hoe avelao any ny tsy mitovy fivavahana amintsika fa isika samy isika ihany !
Nefa dia izay angamba no mba handrasana amin'ity lohateny ity. Mba hazavao ny anareo tsi-kristiana !
Hafa ihany mantsy raha ianareo mihitsy no manazava ny fivavahanareo !
10. moi ( 03/03/2005 11:09)
Mahagaga fa misy fivavahana mazoto be amin'ny fitaomana olona ho any aminy, mitety tokantrano ny sasany, mitoriteny an-dalam-be ny hafa, mizara trakta ny sasany ...
Fa misy fivavahana ohatry ny mangingina izany, tsy mba manambara firy ny maha izy azy, sahala amin'ny manana fisainana hoe avelao any ny tsy mitovy fivavahana amintsika fa isika samy isika ihany !
Nefa dia izay angamba no mba handrasana amin'ity lohateny ity. Mba hazavao ny anareo tsi-kristiana !
Hafa ihany mantsy raha ianareo mihitsy no manazava ny fivavahanareo !
11. sonwin ( 04/03/2005 12:09)
Ny fivavahana rehetra na inona na aiza dia samy mitodika mankany amin Andriamanitra iray nahary izao tontolo izao. Ohatra ny fivavahana nentim-paharazana Malagasy dia mivavaka amin Andriamanitra iray nahary ny tany aman-danitra ary misy haren-tsaina lalina ao anatiny, indrisy anefa fa lazaian ny mpivavaka kristianina fa fanompoan-tsampy...amin manaraka hazavaiko lalina kokoa ny fivavahana Malagasy..za mantsy dia mpandala io finoana io izay lazain sasany sy ny maro fa nilaozan toetr'andro sy asan'ny maizina ary ihany koa fanompoan-tsampy...a+
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3821