Fivavahana, finoana
aly
(
21/06/2004 17:55)
Inona no antony hanokafana FJKM aty andafy kanefa efa misy FPMA?
Vola mila miditra any Dago sa fitazaina aram-panahy atao amin'ny teny gasy?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 29/07/2004 15:06
fijo
(
16/06/2004 22:34)
apetrako io fanontaniana io satria misy zavatra tsy mazava.
ny maha kristianina ny mpino sasany dia satria izy nino sy nanaraka an'i jesosy izay lazaina fa kristy.
izany hoe ny kristianina dia nisy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 23:16
soratra
(
15/06/2004 15:32)
Andriamanitra dia efa ao amintsika tsirairay avy ao fa anjarantsika no mikolokolo sy mikajy zay hanaovana azy,tsy voatery ilay andriamanitra hivavahana any am-piangonana anefa izany,,,...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/12/2004 08:25
unik
(
15/06/2004 12:46)
tsy haiko io rah tena nisy na ahoana! fa raha nisy marina dé mba kontinanta taiza hono? misy ny oul raha lazainao hoe angano fts io dé tsy hiditra ampéngounana tsouny!!!...
tohiny
novalian'i ramaso ny 19/06/2004 01:48
jhouhlambout
(
07/06/2004 15:34)
Ito misy valiny:
http://nde.ipfrance.net/index2.html
Dia ahoana ny fahitanao io valiny io?...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2004 17:47
fatou
(
07/06/2004 06:48)
"satria izy rehetra,na ny kely(landivola) na ny lehibe(polisy sy maihlol), dia samy fatra-pila harena avokoa;na ny mpaminany(izy ireo) na ny mpisorona(richard A.) dia samy mamitaka avokoa"
azafady Ã...
tohiny
novalian'i hadasy ny 19/07/2004 06:28
tsilan
(
04/06/2004 17:55)
Samia manambara izay fanambarana tiany ambara eto.
Eto mantsy tsy mampangovitra ny milaza azy eto eh...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2004 22:14
ravatorano
(
04/06/2004 08:49)
fa maninona no mirongatra izay tsizy amizao fotoana izao ny olona milaza nahita an Andriamanitra ary misy asa mitompo teny fatratra fa mpaminany tokoa amizao.
Lozan ireo izay sahy mitsangana amizay k...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/06/2004 00:34
kitjo
(
04/06/2004 07:18)
Nisehoan A/tra koa hono lery nitondra hafatra. Tsy nitondra haaftra fts fa sady mpaminany hono izy.
...
tohiny
novalian'i Sabatra ny 30/12/2010 01:39
bichette
(
02/06/2004 07:48)
Anisan'ny tantara tena mahaliana tokoa ny tantaran'i HARRY POTTER, na ny ankizy tsy mpamaky boky aza lasa tena tia mamaky boky (bokin'i HARRY POTTER). Inona no mba hevitrareo amin'ny resaka "sorceller...
tohiny
novalian'i samarina ny 18/06/2004 13:58
fijo
(
31/05/2004 22:28)
izahay tsy mino ny tsy hita dia tsy mba voafehifehin javatra.
hafaka mamakafaka rehefa mahare vaovao.
malalaka eo amin'ny fisainana sy ny atao satria tsy misy boky mandrara izay tianay hatao.
tsy m...
tohiny
novalian'i librepenseur ny 26/07/2004 08:13
xxx
(
29/05/2004 17:10)
horoscopes,caractériologie mifandraika amin'ny anarana,numérologie, etc ,
mino ireny ve ianareo? ary moa ve mitombona ireny aminareo fa raha izaho manokana dia ny resaka toetoetran'ilay olona (cara...
tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2004 06:09
fatsoraly
(
29/05/2004 13:40)
Asa izay hevitrao fa raha izaho manokana dia miseho amiko isan'andro isan'andro Andriamanitra.
- Raha tsy Izy aho tsy velon'aina tahaka izao.
- Izy no mitantana ny diako @ izay rehetra alehako
- Iz...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/10/2013 06:04
rindranavalona
(
28/05/2004 14:33)
Mino ve ianao fa misy hery hafa ( hery tsy voazavan'ny mpanao siansa) eto amin'ity tany ity?
- Raha mino ianao dia hery avy aiza e? : Andriamanitra sa Devoly ...?
- Ary raha tsy mino ahoana ny fana...
tohiny
novalian'i soratra ny 10/07/2004 15:00
nyna
(
28/05/2004 11:42)
zaho an! mba manana culture ary mino an'Andriamanitra!
fa mba misy zavatra tsy matiko lolo!
tafaresaka t@na olona aho, hoe rehefa mitsangana @ maty hono dia lasa "velona nofo aman-dra indray, ny mat...
tohiny
novalian'i nyna ny 29/07/2004 12:49
tsilan
(
27/05/2004 14:49)
mivavaha mafy mba handresy isika, dia aoka hiasa ihany koa ho fiavotana ity tanintsika ity.
Hafatra kely fotsiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2004 00:02
ravatorano
(
27/05/2004 14:18)
Araky ny voalazan ny gazety tribune nivoaka anio 27 Mai ao amin ny takeleka faha 11 dia hanao conference de presse i Landivola , ary izy irery tsisy mpanotrona fa dia izy ihany izany no hitarika io fi...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 22:20
xxx
(
24/05/2004 20:34)
Hoy ny mpanao gazety Jeannot Ramambazafy, tamin' ny Alakamisy 13 Mey 2004 tao amin' ny Madagascar Tribune, hoe ny FOIBE FJKM dia misy lavaka be (ara-bola) 1,7 Milliara FMG....
tohiny
novalian'i livakely ny 21/07/2004 06:29
fijo
(
19/05/2004 04:17)
vao avy namaky midi aho dia nahita fa nisy sipakely nisehoan'andriamanitra tao tana????
efa henoko koa fa izany rapatrice izany dia efa nisehoan'i marie?
mahagaga,i andriamanitra io ve manana endrik...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2004 04:56
fatsoraly
(
14/05/2004 10:36)
Your mighty acts, o God, have forged a path of disciplinship for me.
Because you go before me powerfully and compassionately, I follow in joy and in trust, through Jesus Christ.
Amen...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2004 22:20
