saha edena! taiza?

1. unik ( 15/06/2004 12:46)
tsy haiko io rah tena nisy na ahoana! fa raha nisy marina dé mba kontinanta taiza hono? misy ny oul raha lazainao hoe angano fts io dé tsy hiditra ampéngounana tsouny!!!
novalian'i ramaso ny 19/06/2004 01:48
2. fraulo ( 15/06/2004 15:03)
Any @ archive akashique no ahitana ny valin'izy io ry unik. Saingy raha velabelarina eto ny @ izany dia mety tsy hafinaritra ny besinimaro satria manko mikitikitika ny anganongano na ny mistery na ny zava-pantatra siantifika fotsiny na koa ny finoana ara-pivavahana fotsiny nefa mbola hifikiran'ny olombelona ankehitriny ireo, ka ho aho fotsiny hoe, tsy maninona raha hambosaka hevitra isika aloha izao, aza manahy anefa fa rehefa tena te hahafantatra tsy misy hevitry ny ego dia ho tonga aminao ny fahalalana an'izany !
:)
3. hery ( 15/06/2004 15:19)
Fa ahoana no tsy hiditra ampiangonana raha lazaina hoe angano io???
Raha lazaina hoe Andriamanitra no angano dia ekeko ilay tsy hidirana am-piangonana.

4. bichette ( 15/06/2004 15:21)
Za klou tsy mahafantatra e ! mila karohana kely indray izany ka !
5. unik ( 15/06/2004 20:26)
hery> ka hoe tsy "marina" hono no lazain ny bible rah zany!!!
6. jhouhlambout ( 15/06/2004 21:15)
7. fijo ( 16/06/2004 00:05)
ilay saha anie ka resaka taratra (figuré)fa ny tena saha edena dia amin'ny vavy no misy azy e."tsy vazivazy io fa mpitory no nanoro an'io ahy".lavabe ny fanazavany tamiko fa io resaka saha edena sy voankazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy io dia amintsika olombelona ihany,fa mody natao hoe saha ilay izy tsy handona ny sain'ny olona.
8. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:25)
sahan'i edena tompoko dia afaka anontaniana an'i fijo fa izy no expert @ io tatara io ( ho an'uizay tsy hiresaka baiboly io an)
9. bichette ( 16/06/2004 06:03)
Io kosa angamba dia ilay atao hoe FINOANA no miasa eto. Inona moa no atao hoe finoana ? ao anaty baiboly dia ahitana ny « définition » : « ary ny finoana no fahatokiana ny amin’ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita » hebreo 11 : 1.

Koa raha izany ny amin’ilay fanontaniana hoe misy ve ny fiainana mandrakizay sy ny sisa ; resaka finoana angamba no tena miasa eto. Na isika mino na isika tsy mino. Tsy mila fifanakalozan-kevitra sy fahaizana izany fa dia na ianao mino na ianao tsy mino tsotra izao araky ny definition rehetra ny hoe finoana. Sarotra tokoa satria zavatra tsy hitan’ny maso nefa dia izay ilay hoe finoana. Dia izany koa ny amin’ny hoe « tena misy ve Andriamanitra » : resaka finoana io.

Ao amin’ny hebreo 11 : 2 dia mivaky toy izao : « finoana no ahafantarantsika fa ny tenin’Atra no nanaovana izao tontolo izao, ka dia tsy izay zavatra miseho no nanaovana izao zavatra izao »

Mety hiteny angamba isika hoe : « dia ahoana fotsiny ? dia mino be fahatany izany ? ? ? » dia ny tena tokony ho izy dia hoe « ENY » satria izany no atao hoe finoana.

Ahoana ny hevitrareo ? ? ? ?
10. bichette ( 16/06/2004 06:04)
koa hinoana fa misy Andriamanitra ary izy no namorona izao tontolo izao. Nisy ny saha Edena
11. unik ( 16/06/2004 12:37)
bichette< ka aiza ho aiza ary no mety hahitako azy any eoropa sa afrika sa azia sa amerika sa oceanie? toa tsy hita tabilao mintsy ko!!!
12. fatou ( 16/06/2004 12:45)
tsy nisy letsy io ry unik à.resaka natao ho an'ny ankizy io fa ny votoatiny no zvdehibe.fantaro tsara izay inoan là.ary rafijo ngah efa nahita an le"la bitte et eve" azafady fa titre na film x zay io,zany tenin là zany mantsy no navoakan io film io(toa hoe censuré hono taty aoriana)
13. fijo ( 16/06/2004 21:56)
tsy mbola hitako izany film izany fa olona mpivavaka (mpitory ) no niresaka tamiko ary nanontaniako an'io,dia nomeny fanazavana lava be aho ary hitako fa mitombona ilay izy.
14. jhouhlambout ( 17/06/2004 09:59)
15. fijo ( 17/06/2004 23:52)
izany hoe sarintsary fotsiny io ao anaty baiboly io,fa resaka fiainana ilay izy.
16. mimich ( 18/06/2004 06:38)
io voalazan'i fijo io no izy araky ny fahalalako azy koa!
17. jhouhlambout ( 18/06/2004 08:43)
18. alz ( 18/06/2004 09:14)
Xhi sy Ma mety mahavaly an'io fanontaniana io.
Ary aiza ho aiza moa ilay Edena Café?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1524