efa maty Andriamanitra

1. soratra ( 15/06/2004 15:32)
Andriamanitra dia efa ao amintsika tsirairay avy ao fa anjarantsika no mikolokolo sy mikajy zay hanaovana azy,tsy voatery ilay andriamanitra hivavahana any am-piangonana anefa izany,,,
novalian'i xxx ny 23/12/2004 08:25
2. akamatiana ( 15/06/2004 19:53)
fa inn oh ry soratra , za tsa mafantatra afats'io nefa de ahoana?
3. donemaskit ( 15/06/2004 21:07)
marina ny an'i Soratra, tsy lavitra izy, isika no minia tsy mijery matetika ...
4. jhouhlambout ( 15/06/2004 21:14)
5. fijo ( 16/06/2004 00:00)
tsy lavitra nefa tsy hita koa????loza be
6. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:24)
tssss sza efa mba niandry hoe ahoana ny programa @ izany andriamanitra maty iznay.. hoe handevina andriamanitra iznay ahoana ny effets ny aminareo... kay tssssss
7. bichette ( 16/06/2004 05:56)
soratra> ka io Andriamanitra io ao ampiangonana ihany anie no hivavahana e, sady eny rehetra eny mety hatsapantsika ny fisina avokoa, ilay Andriamanitra lazainao fa ao amintsika dia ilay Andriamanitra ilay hivavahana ao ampiangonana ihany kou !!!!!
8. librepenseur ( 16/06/2004 08:29)
bichette>
mivavaka amin'ny tenanao izany ianao ? ka inona no mbola handehanana any ampiangonana raha efa ao aminao ilay izy fa tsy mitokana efitra fotsiny dia izay ?
sao mba samihafa ?
9. soratra ( 16/06/2004 08:47)
fa za ange tsy miteny hoe mankany am-piangonana aho mivavaka ry librepenseur e!
10. voninkazokely ( 16/06/2004 12:47)
Dieu est mort
C'est nous qui l'avons tué
11. alz ( 16/06/2004 13:02)
Voninkazokely,
ie, hitako tamin'Film io, Passion du Christ.
Fa za aloha tsy tao e. hi!hi!
12. fijo ( 16/06/2004 21:52)
za anisany tamin'iny fotoana iny.ilay namono io an.
ilay any ampiangonana izany ry boichette ilay miangona no atao any fa le mivavaka ilay maka toerana manokana?
13. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:38)
aiza foana ary izoa feraparan'izany andriamanitra maty izany ee
14. jhouhlambout ( 17/06/2004 09:59)
15. nyna ( 17/06/2004 16:16)
sarotra> inona no tanjonao @ ilay sujet "EFA MATY ANDRIAMANITRA" fa tsy mazava akory!
16. jhouhlambout ( 17/06/2004 17:05)
17. methode ( 17/06/2004 23:15)
Tsotra fotsiny io! Tenin'olona io fa mbola niadian-kevitra be (Filozofy izy io raha tsy diso aho). Fa ny marina sy hita maso dia maty io olona io. Tsy le nanao loha-hevitra no lazaiko eto fa nindrana tenin'olona ilay nanao loha-hevitra io!
Raha tsy diso aho dia Nietsche no niteny an'io hoe: "Dieu est mort"
18. fijo ( 17/06/2004 23:52)
maty izy dia vita izany ny aminy fa hadinoy amin'izay.
19. jhouhlambout ( 18/06/2004 08:42)
... Ahoana moa ny fomba ahafantarana an'izany e?
-Sady raha maty izy dia oviana ary izy no teraka ô?
-Firy Kg ny lanjany ô?
-Firy taona izy no nanambady ô?
-Inona ny film tiany ô?
-Firy taona izy no maty ô?
20. librepenseur ( 18/06/2004 12:37)
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2331