soratra > Ka ilay izy dia karazana affirmation, zany hoe milaza sy manamarina zavatra mivaingana donc...
-Oviana izy no teraka ô?
-Firy Kg ny lanjany ô?
-Firy taona izy no nanambady ô?
-Inona ny film tiany ô?
-Firy taona izy no maty ô?
- ...
Andriamanitra izany ry zareo masina izany sady velona any anatin\'ny ts11 avy koa raha mahatsiaro tena maty enao dia maty izy izany fa raha velona enao dia velona Izy