Fivavahana, finoana
Narilala
(
14/04/2005 10:54)
asa ry zareo fa toa Anjely latsaka an-tany avokoa angamba izay tsy katolika satria toa tsy mba mahita ho resahina sy ho tsikeraina afa tsy ny Katolika ianareo. Izay rehetra sujet mivoaka eto dia tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2005 23:05
welie
(
13/04/2005 12:41)
Dia ito indray aza misy sujet somary mba hangalana aina kely... :-P
Ahona ny hevitrareo @ mopera manao sipa sy ny mopera manan-janaka? (zanaka tena izy fa tsy hoe i "mon fils" an! :lol: )
Dia rah...
tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:33
hery
(
13/04/2005 09:17)
Iangaviako ianareo izay hamaly eto ambany mba hihevitra ireto fanamarihana vitsivitsy ireto (tenir compte de ces quelques remarques préliminaires)
- Izaho Katolika (mafana fo? :-) )
- Namaky tant...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 16/04/2025 16:59
jooko
(
12/04/2005 07:00)
Betsaka ny fanontanian'ny namana mikasika ny fivavahana protestanta. Fampafantarana tsotsotra ity ary tsy natao afa-tsy amizay antony izay ihany.
Misy amintsika namana manko ohatran'ny tsy mbola maha...
tohiny
novalian'i marozevo ny 28/04/2005 23:13
xxx
(
12/04/2005 05:00)
Efa maro ny dinidinika momba ny Katolika ato ka saika mba hanontany momba ny Fiangonana hafa indray zah!
ho an'ny
[b]FJKM sy Loterana[/b]: Raha tsy diso zah dia misy an'izay hoe:"mino ny fiombonan'...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2005 07:53
Mifenty
(
11/04/2005 08:13)
aleo dia anokafana sizé vaovao eto mitsy ty fa otrany miverimberina foana le
Tsy ho possible hoy ny sasany ny hoe mainty ny papa ho lany.
hoy kosa aho:
1) lazaina fa antson'Andriamanitra n...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 20/04/2005 15:26
sahary
(
11/04/2005 04:31)
araka ny resaka mandeha atsy ambadika atsy,dia mandeha ny resaka hoe mivavaka amin'ny maty,ny maty no atao mpanelanelana ...sns.Mikasika izay dia manontany tena aho hoe "tena maty marina ve ny maty "s...
tohiny
novalian'i sahary ny 19/04/2005 12:15
yonikafopl
(
11/04/2005 00:42)
Asa fa nisy fandaharana zay sendra nandalo ny masoko raha namadibadika canal za tam tele, nisy resaka mopera senegalais nanoratra boky we "Le Pape est un assassin" de natao intervew le izy.Asa na nisy...
tohiny
novalian'i routa ny 19/05/2005 15:08
dadabe
(
08/04/2005 02:58)
Mba lasa ihany rizareo ny saiko a,dia ho entiko eyo aminareo.Fitiavana ny te hahafatajavatra ny ahy fa tsy ho fitsikerana na ho sanatria fanaratsiana,izao mantsy hoy ny namana sasany
1-azo atao ny m...
tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2005 17:37
Narilala
(
07/04/2005 10:50)
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao . Dia avy @...
tohiny
novalian'i annie ny 10/04/2005 19:47
Lotera
(
07/04/2005 05:27)
Tsy anao polemika be aho. Tsy handrodana ny andry napetraky ny fanjakana Romana no tanjoko, fa hitory sy hizara ny Vaovao Mahafaly. Mety hanafintohina angamba ny fomba filazako azy, kanefa amim-pitiav...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 15/04/2005 08:56
sahary
(
06/04/2005 10:32)
mba nanitikitika ahy ity ry zareo de mba atsipiko kely ato mba angatahako ny hevitra avy any aminareo amin'izao ankatoky ny fifidianana izay ho papa vaovao izao;METY HO AZO INOANA VE NY METY HISIAN'NY...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 02:04
Merinaforever
(
06/04/2005 08:38)
Averiko eto indray ity tononkaloko ity mba hanaovana tari-dresaka.
[b]NY MAHA KRISTIANNA[/b]
Tandremo ihany leiretsy ny maha kristianna
Fa raha tsy mailo amin’io isika dia ho fanina
Lazaina ...
tohiny
novalian'i sorom ny 26/05/2005 12:11
Lotera
(
05/04/2005 23:23)
L'EXPRESS DE MADAGASCAR 06 AVRIL 2005:
--------------------------------------
...
"Betsaka tokoa ny tantara azo lazaina. Ny nanaitra indrindra dia [b]nisy Papa zandriny sy mbola kely izay 12 taona ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 19:17
welie
(
04/04/2005 11:46)
Ito indray misy fanontaniana kely manitikitika ahy ry reto!
Raha namaky ny hevitra hafa tany ambadika tany aho dia nahita hoe ny an'ny Katolika dia izay lazain'ny Mopera (na Pape?) no ekena ho marina...
tohiny
novalian'i dadabe ny 10/04/2005 15:51
Lotera
(
03/04/2005 23:51)
Satria izy nahavita be tamin'ny fampianaran-diso. Nataony izany mba hampifalifaly ny ankabeazan'ny olona sy mpanao politika gaigy lahy maneran-tany. Sitrapon'Andriamanitra ve izany araka ny hevitrao?
...
tohiny
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 16:58
librepenseur
(
01/04/2005 13:08)
Hoy aho hoe: "Ny finoana tsy voatery ho marina, ny marina tsy voatery hinoana."
-> Ahoana ny hevitrao manoloana izany raha toa ka tsy nahita maso ny fiandohana ianao (genèse)?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/04/2005 14:13
hery
(
25/03/2005 09:20)
Efa misy toerana manokana hifampiresahan'ny skoto taloha sy vaovao amin'izao fotoana izao an... sao dia tsy hitantsika.
http://serasera.org/forum/index.php?rub=topic&topid=t421c94ec366fb dia tongava ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2005 22:16
hery
(
23/03/2005 15:16)
Mba fantatrareo ve ny tantaran'ilay lambam-paty tao Turin? (Linceul de Turin na Saint Suaire de Turin)?
[img=400x]http://carbon14.univ-lyon1.fr/telosologr.jpg[/img]
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i dadabe ny 08/04/2005 13:00
Ralay
(
17/03/2005 21:00)
Ny Aumônier National sy ny mpanampy azy
Ny Filoha sy ny Birao Nasionaly
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo.
Efa fantatsika rehetra moa fa isaky ny fotoana fankalazana ny Paka ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2005 14:00
