Fivavahana, finoana

ainaheri ( 31/05/2005 08:59)
T@ andro fahiny mbola tsy nisy ny portable tel d tsy namoaka lalàna momba azy i Md Piera fa zao misy tsy tonga ny sasany fa refa samy mangina iny maheno tel maneno ianao !!@manaraka angamba asiana so... tohiny
novalian'i johns ny 19/07/2005 08:33
marozevo ( 24/05/2005 23:13)
Araka ny fangatahan'i Mifenty, sady hita fa ilaina rahateo dia manokatra ity lohahevitra ity aho. Tsy atao hoe sarivongana, na dia io aza no noheverina, fa atao hoe SARY, satria maro karazana izy ireo... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 15:13
zefalah ( 24/05/2005 21:06)
Arabaina ry mpino isany. Faly aho mametraka ity fantanina ity aminareo.De manatena valiny maomby koa.Satria sika gasy dia mba anisany zanaka Christian iany. voalaza fa Andriamanitra dia ray tokana.N... tohiny
novalian'i babalahy ny 25/08/2005 12:49
rpk ( 23/05/2005 13:59)
misy zavatra mba manitikitika ana ity eh: mahomby na mamokatra ve ny fivavahana iray raha mampanankarena???... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/07/2005 23:12
booboo ( 23/05/2005 12:58)
Azafady fa tsy @ teny gasy ilay lohateny. Saika hanontany ny hevitrareo zà : "tout pardonner est-il possible?" Ohatra oe ny viol, ny famonoana ny iraika @ fianakavianao (na izy iray manontolo mitsy),... tohiny
booboo ( 23/05/2005 12:58)
Azafady fa tsy @ teny gasy ilay lohateny. Saika hanontany ny hevitrareo zà : "tout pardonner est-il possible?" Ohatra oe ny viol, ny famonoana ny iraika @ fianakavianao (na izy iray manontolo mitsy),... tohiny
hery ( 20/05/2005 09:15)
Betsaka ny teny gasy sarotra azo ao amin'ny baiboly koa ireto misy fanazavana vitsivitsy. Raha ohatra ka mbola tsy ao anie ilay teny dia mba apetraho ho hitan'ny hafa. [url]http://mg.wiktionary.org... tohiny
novalian'i marozevo ny 27/05/2005 00:18
fijo ( 19/05/2005 22:30)
ny coran dia tsy nihafahafa nilaza fa i mahomet dia olona tia sy nanana vady maro.ary misy antsipirihany maro voasoratra aza ao. ny baiboly nefa toa mihezaka mafy manafina fa i rajesosy sy i marie ma... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/07/2005 16:25
fmr ( 19/05/2005 10:23)
Fandaharana télé roa samihafa no hitako ary nahavariana ahy : 1.Niantso ny masina samihafa ( mpanjaka Andrianampoinimerina sy ireo razana samihafa efa maty ) teo @ doany ilay zokiolona ,mba hanatri... tohiny
novalian'i pitchou ny 12/07/2005 13:35
welie ( 18/05/2005 13:43)
Saika ho ataoko tao @ eritreritra mandalo ito lohateny ito nefa indray dia aleo ho ato. Mba lasa ny saina hoe ianareo ve kay mivavaka alohan'ny hisakafo sy hatory sy vao maraina sns...??? Bizzz kely ... tohiny
novalian'i welie ny 30/05/2005 19:04
Rambofrau ( 17/05/2005 19:50)
gris métallisé,mitondra ny laharana faha OE677 natao Lavanty, tafakatra hatrany @ 190.000€ ny vidiny. Ahoana ny hevitrareo??????... tohiny
novalian'i dataxx ny 11/07/2005 13:46
Mifenty ( 13/05/2005 20:26)
Vavao tsara ndray ny androany iny kle. ... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2005 04:02
dadabe ( 11/05/2005 16:56)
resa be tao ambadika tao de ho entiko eto,ahoana ny hevitra @zany hoe mpamosavy ? ody fitia? inona ny vaha-olana . raha azo atao de asio reference biblique e... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2005 16:24
fijo ( 10/05/2005 21:29)
azafady ry zareo ,fa zavatra hitako izy ity na tany mada na taty.ny kato tsy haiko fa resaka proteta no haiko. ao dia atao batisa ny zaza vao mena vava na mbola tsy ampy taona.3 na 4 taona mahery eo.... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/05/2005 21:47
marozevo ( 06/05/2005 22:39)
Mba avelao hanokatra loha hevitra iray aho hahitana izay faharisihantsika raha mba ny Protestants indray no resahina. Be loatra manko ilay fanontaniana (miaro fanenjehana sy fialonana) momba anay kato... tohiny
novalian'i marozevo ny 16/08/2005 16:00
bonia ( 06/05/2005 01:10)
toerana iray eto gasikara no hahitana masera mirava avy @ BAR, arymisy amin'ireo mpitarika fivavahana no saha mamoaka vava tsy zaka ...efa voa ve ianao ? ... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/05/2005 21:43
rhevinilsen ( 05/05/2005 03:18)
Tsy fantatro na nahatsikaritra nareo fa efa indroa izao no nisy fivorian'ny Francs macons afrikana REHFRAM ary vao tsy ela izay no nitsidika an'i Madagasikara ny lohandohmpisoron'i Grand Loge de Franc... tohiny
novalian'i Abcd2 ny 23/12/2016 08:59
Mifenty ( 04/05/2005 13:55)
Fantatro fa bedabe ndray zao ny miditra ato. hihihi... tohiny
novalian'i Mifenty ny 31/05/2005 12:43
Mandamina ( 04/05/2005 10:27)
lasa ndray ny saika ry zareo hoe inn ndray no ho lazain'i Mahiol (tsy aiko na marina io fanoratana ny anarany io na diso, fa mba ahitsio rah diso)momba ny Papa vaovao, mety efa miketriketrika be mints... tohiny
novalian'i Achia ny 13/08/2005 07:41
Rambofrau ( 03/05/2005 15:53)
mba lasa ihany ny saiko ry ireto hoe maninona ny fiangonana katolika no stricte be sy be lalana izany????toy ny hoe tsy mahazo mampiasa kapaoty sy pilina fanabeazana aizana.....sns. Ka ny fanontaniak... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.7579