Fivavahana, finoana
boubounezy
(
12/10/2005 19:42)
FA MANINN NO LASA BETSAKA NY GASY MIVADIKA MUSULMAN??? MISY TOMBOTSO BE VE NY MANAO MUSULMAN SA NY SA NY RESAKA CHRISTIANISME NO EFA TSY MILAY, SA TE HAMAMPY ISA IREO MUSULMAN NY GASY??? METY TSARA AN...
suite
répondu par boubounezy le 17/10/2005 14:54
ravakamalala
(
05/10/2005 15:40)
Ny fanekempinoana katolika , symbole des apôtres, misy hoe : "...je crois au Saint Esprit, je crois à la sainte église catholique...".
Dia ahoana izany rehefa mandeha ny protestant mivavaka any ...
suite
répondu par Elino le 17/05/2018 13:03
LazaRandri
(
05/10/2005 01:58)
"Tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra" hoy ireo mpanao politika :) . Ahoana ny fandraisanao ny dikan'izany?
Satana koa dia nomen'Andriamanitra fahefana, saingy iaraha-mahafantatra ny a...
suite
répondu par bichette le 12/10/2005 06:25
LazaRandri
(
05/10/2005 00:44)
Ny famonjena dia tsy mitaky fahaizana amam-pahalalana na traik'efa, na sanatria kolikoly, ary tsy misy fiangarana fa izay mitady [b]amin'ny fo[/b] dia ahita :)...
suite
répondu par namanao le 15/11/2005 14:00
LazaRandri
(
04/10/2005 04:54)
Ahoana ny hevitrao momba ny adin'i Goga sy i Magoga, sy ireo firenena miaraka aminy voalaza ao amin'i Ezekiela 38 sy Ezekiela 39?
Iza i Goga, iza i Magoga dia iza ireo firenena ho entiny hanafika a...
suite
répondu par lapino le 20/11/2005 15:11
LazaRandri
(
04/10/2005 04:24)
Betsaka ny Ray aman-dReny manome ny zanany atsangan'olon-kafa. Faly mihitsy ry zareo rehefa sendra fianakaviana tsara fanahy sy manan-katao ny zanany. Maro koa anefa ireo tanora mihitsy no mitady "mpa...
suite
répondu par routa le 04/10/2005 11:26
tsimiandravola
(
02/10/2005 22:36)
Rehefa mamaky ny testamenta taloha isika dia mahita fa ilay Yaweh,na ilay Jehova ao dia tena masiaka be mihitsy.Aiza ve leiretsy ka dia [b]olona tsy maninontsy maninona ery (yebusiens,hétiens,philist...
suite
répondu par jentilisa le 11/10/2005 11:05
LazaRandri
(
02/10/2005 10:57)
ankehitriny dia hita fa ny olona tsy tia Baiboly voalohany indrindra dia ny maro an'isa amin'ny "Kristianina". Sady tsy tia mitory sy mizara ny Vaovao Mahafaly kanefa koa tsy tia resahina momba izany....
suite
répondu par jentilisa le 10/10/2005 13:21
LazaRandri
(
28/09/2005 00:00)
Matetika dia heverintsika fa iray tsy azo sarahina ny "olona" sy ny "heviny na ny finoany". Raha voaporofo fa tsy mari-pototra ilay "hevitra na finoana", dia raisintsika ho fankahalana ilay olona izan...
suite
répondu par LazaRandri le 06/10/2005 23:12
LazaRandri
(
27/09/2005 23:34)
Fantatrao sy azonao hazavaina ve ny maha samihafa ireto fehezan-teny roa (2) ireto? Iza no marina dia iza no diso?
1) "Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, nomeny ny zanany lah...
suite
répondu par boubounezy le 18/10/2005 21:25
pasipasi
(
26/09/2005 18:05)
ry TANORA efa ahoana nyhevitra ny@ nyfiafaran'izao tontolo izao efa niomana ve sa ......mba valio ...
suite
répondu par Tanana le 17/11/2005 05:04
stephan
(
26/09/2005 14:23)
Zavatra tsikaritro tamin'ny prime pazzapa farany teo no ambarako! lazaina manko fa resaka momba ny fivahinianana no loha-hevitra tamin'io. Nieritreritra aho izany hoe rehefa resaka fivahinianana masin...
suite
répondu par nanourand le 10/11/2005 22:01
rearea
(
21/09/2005 22:49)
betsaka ireo mpivavaka no tena mampiseho @ mpiara monina hoe tena mino sy manaja an'Andriamanitra nefa ny toetrany andavan'andro @ olona akaiky azy tsy mifanaraka @izany. Misy mantsy ireo mihevitra fa...
suite
répondu par cutie le 04/10/2005 12:26
Herimiafina
(
21/09/2005 07:16)
Hoy ireo mpandinika sy mpikaroka amin'ny resaka ara-toekarena sy fampandrosoana aty amin'ny tany mandroso hoe: ''Ny fivavahana no mampahantra ny tany mahantra''.
Ny fivavahana hono dia toetsaina ir...
suite
répondu par Tanana le 17/11/2005 04:42
LazaRandri
(
20/09/2005 02:41)
Mifanaraka ve ny politika (fitondrana) sy ny finoana Kristianina? Ahoana ny mety hampifanaraka azy?
"Hanompo" firenena sa hanompo an'Andriamanitra?
Hitady sy omem-boninahitra sa hanome voninahitra...
suite
répondu par bozimanga le 20/10/2005 12:07
LazaRandri
(
17/09/2005 03:13)
Inona avy "araka ny hevitrao" ireo toetra na fitenenana, na koa fomba amam-panaon'ny fiarahamonina Malagasy, [b]mifanohitra amin'ny toe-panahy Kristianina[/b]?
Atomboko amin'ny ohatra vitsivitsy:
...
suite
répondu par boubounezy le 18/10/2005 21:17
jajaf401
(
16/09/2005 18:29)
Amin'izao fotoana de matanjaka be ny fandinihana ataon'ny zanak'olombelona ka zao tonga hatrany amin'ny famantarana hoe : lehilahy ve sa vehivavy ny zanahary??; Tamin'ny namoronany Adama hono nisy mor...
suite
répondu par jajaf401 le 24/09/2005 18:10
zama91
(
16/09/2005 15:15)
Raha jerena fohifohy ny resaka katolika dia voalaza fa printsy Constatin no nanangana voalohany ny papa ray masina tamin'ny IV siecle.Misokatra ho antsika izay mahalala ny ady hevitra ...
suite
répondu par scorpion le 21/10/2005 18:20
xxx
(
15/09/2005 11:55)
Misy milaza fa rehefa voavonjy ny KRISTIANA de voavonjy fa tsy ho very intsony na inn na inn ataony, tsy haiko aloha e! ianao ve mety mbola ho very na de efa KRISTIANA aza? ...
suite
répondu par Veloo le 21/10/2005 15:12
jentilisa
(
12/09/2005 08:23)
araka ny hevitrareo, mifampiditra loatra ve ny politika ny ny fivavahana eto Madagasikara?...
suite
répondu par jentilisa le 15/09/2005 08:03
