Fivavahana, finoana

balite06 ( 28/11/2005 12:01)
nankalaza taona maro niforonana ny mpampiely baiboly malagasy , mivoatra araka izay fandehany ny fiangonana ary hetsika tsy azo sakanana ny tantara harafitry ny fivavahana eto Madagasikara. Ny tiako ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 03/12/2005 13:51
jentilisa ( 26/11/2005 08:13)
Zavatra mahavariana ahy eto Antananarivo. milaza ho misy mahita fitrandrahana volamena sy vatosoa indray ao Ambohitrapeto Mahitsy ao. Dia ankalazaina indray hoe mila sorona io. Ary ny sosona dia olo... tohiny
novalian'i routa ny 02/12/2005 07:11
diamondra27 ( 22/11/2005 13:26)
Amin'izao fotoana iainantsika izao, indrindra noho ny loza voajanahary sy ireo hetraketraky ny ratsy fanahy na déprimés dia tsara ny mampatsiaro fa Andriamanitra dia fitiavana mba tsy hanomezantsika... tohiny
xxx ( 21/11/2005 23:31)
http://www.faithfreedom.org/French/sina30308F.htm [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i Bariry ny 27/11/2005 22:33
lapino ( 21/11/2005 17:13)
Mba mitady baiboly elektronika aho, amin'ny teny malagasy no tena tadiaviko. Raha misy amin'ny teny anglisy na frantsay dia mety amiko foana koa. Dia mety foana izay endriny eo, na fichier txt, rt... tohiny
novalian'i hery ny 03/09/2015 21:48
lapino ( 21/11/2005 16:00)
Ohatra ny voamariko hoe resaka tantara foana no ampifaninanina amin'ny baiboly. Dia mifangaro daholo na tantara tena nisy, na tantara noforonina, na tantara reconstitué, na théorie isan-karazany, sn... tohiny
novalian'i jentilisa ny 24/11/2005 06:12
tsimiandravola ( 21/11/2005 15:05)
-Toy izao no voankazo novokarin'ny hazo izay nilazan'i Jesoa hoe: "ny voany no amantarana ny ny hazo". "Ny amantaran'ny olona fa mpianatro ianareo,dia raha mifankatia" "Miasa foana ny mpanorin-trano... tohiny
novalian'i jentilisa ny 03/12/2005 13:27
Solitikabe ( 19/11/2005 23:48)
Zaza navelan'ny fanjanahana teto amintsika ny fivavahana. FFKM io, ka dia mivindrona tsara izy ireo. Ary manoatra noho ny ataon'ny tany Kaominista no ataony. Mba nandinika izany ve ianao?... tohiny
xxx ( 18/11/2005 16:41)
firenena kristianina tsika zao???!:D:D:D:D:D:D:D:D;aiza o aiza fipetraka io tarigetra io é... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 09:29
Fanja1 ( 18/11/2005 07:48)
Nisy boky novakiko ity "Le dernier testament" de Philip le Roy... histoire vraie hono. Ka mba manontany anareo za raha tena marina fa ny tena anaran'i Jésus de: Yehoshua Ben Yossef? Efa mba namaky ... tohiny
novalian'i olona ny 09/01/2006 14:20
jentilisa ( 17/11/2005 06:23)
rehefa niteraka resa-be teto amin'ny tanàna ny jiro eo amin'ny lakroa nirehitra dia niditra an-tsehatra ny jirama ary dia maty izany avy eo. no comment!... tohiny
novalian'i jentilisa ny 22/11/2005 08:26
LazaRandri ( 16/11/2005 22:45)
Sakodiavatra aho mijery ny tantara. Mahagaga anefa fa toa sondriana avokoa ny maro amin'io resaka tsy mahasoa io. Iza no manana [b]ny marina[/b] amin'izy roa tonta? [b]Tsy misy[/b].... tohiny
novalian'i xxx ny 23/11/2005 01:53
akamatiana ( 15/11/2005 18:34)
Maro ireo jiolahy Izay mandrava sy sahisahy Nefa toa avela hatrany Handrahona sy hiliba eto an-tany Maro ireo mpino an'i Kristy Manangona ireo ondry izay mania Nefa toa voasakana izy Ka mipet... tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2005 22:50
bichette ( 15/11/2005 13:53)
secte jiosy hono izy io ary ny ahafantarana raha mpikambana na tsia ny olona irayia misy irony bracelet manify toy ny tady menamena ny tanana ankavia. Ny ankamaroan'ny mpihira fanta-daza dia ahitana... tohiny
jentilisa ( 14/11/2005 08:38)
Malaza dia malaza indray izao jiro mirehitra ao Antaninanandrano izao, dia jiron'ny hazo fijaliana. Ny jirama nilaza fa efa noesorina avokoa ny zavatra mifandraika amin'ny herinjiro ao. nefa dia hi... tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/11/2005 09:25
elyrajo ( 13/11/2005 10:19)
Tiako ny hizara ny zavatra hinoako aminareo. Mino mafy mantsy aho fa tsy ho ela intsony de hanova ny tany ho paradisa i Jehovah. Tsy vaovao tsara ve izany hoy ianareo? ... tohiny
novalian'i booboo ny 10/01/2006 15:23
elyrajo ( 13/11/2005 10:15)
Tiako ny hizara ny zavatra hinoako aminareo. Mino mafy mantsy aho fa tsy ho ela intsony de hanova ny tany ho paradisa i Jehovah. Tsy vaovao tsara ve izany hoy ianareo? ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 16/11/2005 15:23
jon ( 11/11/2005 13:15)
fa haona tsara ny momba azy io ! mba managataka fanazavana ho an'izay mahafantatra!... tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:26
jefra ( 10/11/2005 22:06)
Pi-mason'i Jomo Kenyatta, nahalasa saina ahy: "Lorsque les Blancs sont venus en Afrique, nous avions les terres et ils avaient la Bible. Ils nous ont appris à prier les yeux fermés. Quand... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/01/2006 00:51
xxx ( 10/11/2005 06:00)
Tinareo v ra mpitondra fivavahana silamo no hitarika antsika malagasy ry namana ?angamba de lasa ...... tohiny
novalian'i jentilisa ny 18/11/2005 10:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.146