Fivavahana, finoana

jentilisa ( 03/11/2005 08:48)
Nisy fandaharana tao amin\'ny tvplus Madagasikara omaly alarobia ka tateriko eto araka izay azo atao sy amin\'ny fijery tsy mitongilana mihitsy aloha! ny mpanentana moa dia Atoa Ismael Razafinarivo... tohiny
novalian'i Rianaah ny 31/05/2015 20:34
jamal ( 02/11/2005 18:41)
Izaho aloha dia miezaka mampita @ namana rehetra fa Iray ilay Tompontsika : Kristy,Iaveh na Allah. Betsaka ny boky sy lovantsofina milaza ary manaporofo fa tsy vitan'ny mifandray akaiky ireo finoana ... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 08:52
jentilisa ( 29/10/2005 13:32)
Anisan'ny olana eo amin'ny Fjkm sy ny Fpvm ihany koa ny filazana ny dikan'ny nofy ataon'ny Prezidan'ny Fpvm. Araka ny hevitrareo misy dikany ihany ve ny nofy sa tena tsy misy ilAna azy mihitsy? nanamb... tohiny
novalian'i hertix ny 07/01/2006 06:57
tsimiandravola ( 26/10/2005 19:41)
Inona no tokony ho azo na inoana ny amin'ny fitahian'ny Razana izay ninoan'ny Ntaolontsika.Resaka filozofia izany,ary tsy misy ifanerena ny hino azy.... tohiny
novalian'i lapino ny 12/11/2005 15:53
Aroniaina ( 25/10/2005 06:36)
Ahoana indray ry zareo ity fiangonana hambenana GIR sy police mitana fiarovana ity ao amin'ny FPVM atsy Antaninanandrano io an! Dia ahoana ny hevitrareo amin'io ry azy... tohiny
novalian'i vetsoko ny 25/12/2005 09:26
xxx ( 19/10/2005 14:35)
Ahoana indray ianareo amin'ity fiangonana FPVM nohidiana ity tsy hitanareo ho lasa resaka be indray ve izy io , aiza ve ka fiangonana efa niroborobo ity indray ka hidiana dia ho aiza indray ireo olona... tohiny
novalian'i jentilisa ny 29/10/2005 13:19
daran ( 19/10/2005 09:04)
Aiza marina moa ny paradisa ry zareo a: any an-danitra sa eto an-tany?... tohiny
novalian'i jentilisa ny 29/10/2005 13:18
bichette ( 19/10/2005 06:33)
mibolisatra indraindray na dia efa mitandrina tsara izao aza isika olombelona. victime matetika amin'ny fitsinjovana loatra ny hafa, manampy ny hafa kanjo ny tena no ao andavaka, tsy maninona fa assum... tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/10/2005 08:26
LazaRandri ( 18/10/2005 23:51)
Mihaino sy mamaly vavaka Andriamanitra. Koa andao ary isika tsirairay samy hifampitondra amim-bavaka, sy hizara izay vavaka tiany atao. Azonao atao ny milaza rehefa nivaly ilay vavaka, azonao tazomina... tohiny
novalian'i jentilisa ny 31/10/2005 14:22
RIANTSOA ( 18/10/2005 01:57)
"TANO MAFY IZAY ANANANAO MBA TSY HISY HAKA NY SATRO_BONINAHITRAO".Ho antsika rehetra izay lazaina fa kristianina.Aza dia mitsikera ny fiangonana na ny finoana satria tsy afaka miteny isika fa diso izy... tohiny
novalian'i namanao ny 17/11/2005 15:02
zefalah ( 17/10/2005 17:46)
miarahaba anareo ny tenako. refa namaky moa zaho dia nahita an'lay teny hoe: NY JALY SY MATY HO ASIKA JESOA KA NANALA NY FAOTASIKA. fantanina.. de ra marina io teny io..dikan'zany na mpanao ratsy n... tohiny
novalian'i cutie ny 19/10/2005 21:47
mandrindra ( 17/10/2005 13:46)
Ho anareo mpino, mba hazavao hoe iza marina moa izy io !! Inona ny heriny, ary hatraiza ny fetrany? Izy marina ve no mahafehy izao tontolo izao, raha eny amin'ny fomba ahoana? Inona no andrasany... tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:42
LazaRandri ( 17/10/2005 02:48)
Fomban-drazana ve sa Tenin'Andriamanitra no narahin'i Kristy? Ahoana ny fandraisanao ny tantara ao amin'i Marka 7 ? 5 Dia nanontany Azy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe: [b]Nahoana ny mpianatra... tohiny
hps ( 16/10/2005 18:47)
Anisan'ny endrin-javatra iray nanaitra ny fiangonana nivavahanay androany ny fandraisan-tanana an'i Tahiry Pazzapa sy Santatra coup de pousse izay samy nibata ny fandresena t@ fifaninana nataon'ny RTA... tohiny
novalian'i hps ny 25/10/2005 18:29
xxx ( 13/10/2005 11:32)
hono ho'a ry reto, ilay A/tra ivavahanao hono rehefa tsy manampy anao mivantana be (ara materialy, ohatra ara-bola, aretina sns) de tsy izy izany (na hoe tsy tsara izany). Izany hoe tsy alehany izay i... tohiny
novalian'i daran ny 19/10/2005 08:52
xxx ( 13/10/2005 08:45)
iza ianareo no efa namaky ilay boky hoe "le réscapé de l'enfer?" tena nahaliana ahy izy io ary raha tena marina tokoa de mahalasa saina ihany. Fa ny fanontaniana de hoe "sitrak'A/tra tokoa ve ny fis... tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:45
boubounezy ( 12/10/2005 20:01)
fa maninn no lasa betsaka ny gasy mivadika musulman??? misy tombotso be ve ny manao musulman sa ny sa ny resaka christianisme no efa tsy milay, sa te hamampy isa ireo musulman ny gasy??? mety tsara an... tohiny
novalian'i Naliy ny 16/11/2005 10:53
boubounezy ( 12/10/2005 19:42)
FA MANINN NO LASA BETSAKA NY GASY MIVADIKA MUSULMAN??? MISY TOMBOTSO BE VE NY MANAO MUSULMAN SA NY SA NY RESAKA CHRISTIANISME NO EFA TSY MILAY, SA TE HAMAMPY ISA IREO MUSULMAN NY GASY??? METY TSARA AN... tohiny
ravakamalala ( 05/10/2005 15:40)
Ny fanekempinoana katolika , symbole des apôtres, misy hoe : "...je crois au Saint Esprit, je crois à la sainte église catholique...". Dia ahoana izany rehefa mandeha ny protestant mivavaka any ... tohiny
novalian'i Elino ny 17/05/2018 13:03
LazaRandri ( 05/10/2005 01:58)
"Tsy misy fahefana raha tsy avy amin'Andriamanitra" hoy ireo mpanao politika :) . Ahoana ny fandraisanao ny dikan'izany? Satana koa dia nomen'Andriamanitra fahefana, saingy iaraha-mahafantatra ny a... tohiny
novalian'i bichette ny 12/10/2005 06:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1503