Fivavahana, finoana
marozevo
(
29/01/2006 00:42)
Offre d’emploi
Une grande entreprise de communication spécialisée en mondialisation
Cherche :
Un électricien pour rétablir le courant entre ceux qui ne se parlent plus
Une infirmière pou...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:05
hery
(
26/01/2006 10:37)
Deus Caritas Est...
Io no lohatenin'ny taratasy voalohany nosoratan'ny Papa Benoà XVI (na encyclique) izay nivoaka ofisialy omaly 25/01/2005.
Ny fehezanteny voalohany dia ilay hoe "Andriamanitra ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 13/03/2006 00:56
Vahinala
(
25/01/2006 15:36)
Hitako maro isika no liana amin'ny resaka fivavahana ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo mikasika ity : tamin'ny fitrangan'ny attentat ny World Trade Center tamin'ny 2001 dia hita tamin'ny sary en ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/02/2006 01:34
diamondra27
(
25/01/2006 12:03)
misy fitenin'ny ntaolo manao hoe:" aleo mifanena @ mpamosavy toa izay mifanena @ mpandainga"
Efa nisy nahita mpamosavy ve 'nareo?
De ahoana no nataony?
De araka ny siosio oe misy tokoa io fa de h...
tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 15:17
jentilisa
(
25/01/2006 07:31)
Sendra hitako androany ity ry zareo dia aleo izaho no hamoaka azy eto satria zava-misy any Italia izany ity e!
http://fr.news.yahoo.com/25012006/202/la-justice-italienne-appelee-se-prononcer-sur-l-ex...
tohiny
novalian'i stephan ny 21/02/2006 13:53
lapino
(
24/01/2006 16:32)
Ireo karazan-javatra/olona/institutions/entreprises/sns ... ahitana soritra ny isa 666. Ho fampidirana ny resaka dia izao no voalazan'ny baiboly momba azy io: http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYP...
tohiny
novalian'i Achia ny 31/03/2006 07:44
diamondra27
(
24/01/2006 00:37)
Izay mahita na mahay ilay didy folo de mba angatahina mba hanoro eto. MISAOTRA
Ny fanontaniana mba tiako hampieritreritra antsika dia ity: Moa ve misy fahotana kely sy lehibe izany raha nanota iana...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 19:21
diamondra27
(
23/01/2006 18:00)
andro nilatsahan'ny FANAHY MASINA t@ mpianatr'i Jesosy . De mbola mitohy 'zany asany 'zany hatr@izao.
Misy ireo Kristiana nilatsahan'ny Fanahy Masina mandrakankehitriny : ao nymiteny @ fiteny tsy fa...
tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:16
booboo
(
22/01/2006 13:47)
Naninona kay no ireo anarana ireo no nasain'ny misionera voalohany tonga taty M/car iantsoana an'i Jesoa ? Nefa dia hain-dreo tsara ( sa tsy hainy ? )fa raha samy hafa mihitsy ireo teo @ tontolo tsy h...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/12/2012 05:33
dadabe
(
22/01/2006 03:39)
aminao inona no tena hevitr'io teny io?
ahoana no fomba hankalazana azy?
mbola ilaina ve izany amin'izao vanin'andro hiainantsika izao ?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 23:10
xxx
(
20/01/2006 10:24)
Hoy ny baiboly:"iza no Antikrista fa tsy ireo izay milaza fa tsy tonga ara-nofo i Jesoa?"
-Ka naninona ny Baiboly no nilaza an'io afa-tsy ny hoe te hiaro ny finoany ny amin'ny fahatongavan'i Kristy h...
tohiny
novalian'i marozevo ny 25/03/2006 00:39
fijo
(
19/01/2006 22:13)
araka ny baiboly dia abrahama no rain'izy roalahy ireo.
manaraka fandaharana misy fikarohana atao mikasika ny baiboly aho.amin'ny "arte"isaky ny aprem di amiverina ny alina be.
jiosy sy amerikanina ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 25/01/2006 17:02
dadabe
(
19/01/2006 07:44)
hono hoaa ry namana isany ahoana ny fomba handraisanareo ny hoe :" Manaradia an'i Jesosy , sy ny hoe Nifanena tamin'i Jesosy?" dia iza no metimety kokoa ?
hazavao ny hevitrao:D...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2006 18:54
atmos
(
18/01/2006 15:29)
Manao ahoana daholo,
sao dia mba misy mahafatatra ianareo hoe aiza no mety ahitana Tiona advatista afaka vidiana na hoe afarana. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Tefipopman ny 15/01/2020 05:46
marozevo
(
15/01/2006 23:35)
Tsy misy loha hevitra tena manoka ity, fa mba te hitarika ny sain'ireo MINIA TSY MAHITA ny zava-misy vitan'ny Fiangonana aho, na Katolika io na Protestant. Mba te hanaitra ny sain'ireo milaza fa tsino...
tohiny
novalian'i marozevo ny 27/01/2006 01:17
rainisalama
(
13/01/2006 23:02)
Raha razana tsy mitahy dia mifoha mihady vomanga.Kanefa tsy mbola nahita razana nihady vomanga isika,noho izany dia mitahy ny razana!:lol:...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 26/01/2006 08:26
tsimiandravola
(
13/01/2006 21:57)
Rehefa tsy tokony hisy ny fahanginana,nefa mangina ireo tokony hitabataba dia io ilay lazain'ny vazaha hoe :"silence assourdissant".Ka ireo mpahay tantara fahagola (antiques) izay tsy tokony hangina r...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 01:10
diamondra27
(
12/01/2006 06:01)
Rehefa miresaka @ manodidina ahy aho dia betsaka ny olona tsy mahalala ny branches misy ao amin'ny Protestant. Ny tiako tenenina dia hoe: ny protestant dia mizara maromaro ka izay mba afaka manazava d...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 00:37
diamondra27
(
11/01/2006 16:13)
1° inona no atao hoe: sectes?
2° Iza avy ireo fiangonana lazaina fa sectes?
3°De ahoana no ahafantarana azy sy ny methode-ny?
4° Ahoana no atao mba hisorohana tsy hirona @io ny membre n...
tohiny
novalian'i Achia ny 11/03/2006 05:20
zarbi
(
10/01/2006 07:14)
nisy viavy tsy mino an ANDRIAMANITRA na i BOUDHA na tou les otres Dieu ke vous connaisser
tao @nay ka lasa fanalana ny tsy finony
ny mahagaga anefa dia catolika ny papany
ary ny mamany maty
io fa...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2006 00:41
