Fivavahana, finoana

rabeflorian ( 27/03/2006 06:11)
Inona marina no tokony hatao raha te ho voavonjy ka hanana fiainana mandrakizay? Ny soratra masina dia milaza fa ny fahafatesana na fahaverezana mandrakizay no tambin'ny ota ary samy efa nanota avoko... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:31
jentilisa ( 25/03/2006 12:45)
tena fifindrana finoana mihitsy ity fa tsy tsy hoe miova fiangonana. Mety ve ny mamono olona satria nifindra izy? Afaka mamela malalaka ny olona hifindra finoana ve ny mpitari-pivavahana rehetra? Inon... tohiny
novalian'i mijery ny 26/05/2006 12:30
xxx ( 24/03/2006 19:19)
lazaina fa 40 andro ny karemy dia hoe efapolo ny dikan'ny hoe karemy nefa rehefa isaina 47 andro vao tonga ny paska. Iza no afaka manazava?... tohiny
novalian'i marozevo ny 19/04/2006 21:08
beza ( 24/03/2006 07:03)
Miarahaba antsika rehetra indray e! Faly manolotra antsika ny fandalovan'ny tarika Ny ako mandalo eto europe mandritran'ny 3 mois. Raha hijery ny fandahrampotoana rehetra ianao dia ity ny rohy ht... tohiny
novalian'i Zina ny 02/05/2006 18:07
diamondra27 ( 22/03/2006 07:22)
Mba izarao raha misy mahalala ny tantaran'i Estera courageuse sy reine....... tohiny
novalian'i marozevo ny 19/04/2006 21:10
Fiffi ( 14/03/2006 19:51)
tena tsy hitako ry zareo fa be loatra ny halahelo raha mahita an'izao zavatra rehetra mitranga any @ tanindrazantsika izao , ao ny haretina isan-karazany , ny dengue ,ny lèpre , ny chikungunya , ny v... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:35
beza ( 14/03/2006 06:46)
Miarahaba Ny fikambanana Nama dia faly manolotra anao "TAKARIVA AMOROM-PATANA" [url]http://www.faniloradio.com/nama.htm[/url] ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 06:45
Fiffi ( 12/03/2006 08:08)
Raharaham-pinoana - Nakatona tanteraka ny fiangonana EURD Teo ivelan’ny fiangonana indray ny mpino no nanoko fivavahana. Nakaton’ny fanjakana tanteraka ny fiangonana Eurd na ny Eglise universe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 06:12
beza ( 11/03/2006 14:52)
Miarahaba antsika rahariva @ 20h (France) dia misy tantara indray miseho ao amin'ny faniloradio. [url]http://www.faniloradio.com[/url] Rahaviva izany e! Isak'asabotsy no misy an'io ka @ 13... tohiny
novalian'i Achia ny 29/03/2006 20:13
bichette ( 10/03/2006 04:34)
Miarahaba ny tsirairay Misy fiarahana mivavaka ho an'ny tanindrazana inty, averiko eto ilay izy satria efa lohateny efa elaela ihany kanefa mbola mitohy foana http://serasera.org/forum/?rub=dini... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 15:54
hery ( 09/03/2006 07:04)
Mandeha mangingina ao ihany ny tetikasa baiboly eto amin'ny serasera. Amin'izao fotoana izao dia vita ny 2615 amin'ny andininy 7948 ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ny mpandray anjara mavitrika aloha hat... tohiny
novalian'i jentilisa ny 21/03/2006 05:00
diamondra27 ( 07/03/2006 20:16)
Sao de mba hisy namana ato hamonjy ilay camps any Normandie momba ilay hoe: [b]aimer... mais comment?[/b] izay iandraketan'ny llb fa i Zoky Eddy ihany no hampiofana e! De mangataka olona ze afaka man... tohiny
novalian'i marozevo ny 20/03/2006 20:53
yonikafopl ( 04/03/2006 16:25)
Asa ianareo raha mba mahatsapa toa ahy, fa efa mitranga daholo ireo loza voalaza ao am baiboly ho famantarana ny faran'izao tontolo izao. Be ny arenina mahafaty, na ho an'ny olombelona , na ny biby, b... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/04/2006 22:36
zandikely ( 04/03/2006 02:15)
Le sénateur Paolo Guzzanti, président de la "commission Mitrokhine" (du nom d'un ex-agent du KGB), chargée d'enquêter sur l'activité des services secrets soviétiques durant la guerre froide, a r... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 14:59
diamondra27 ( 03/03/2006 10:18)
[b]DIDY FOLO Tohiny [/b] Tsara ho marihina fa raha manokatra ity dinika ity aho dia tsy nataoko hitsarana na iza na iza ity size ity fa mba handinihintsika tena. Andriamanitra irery ihany no afaka m... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/04/2006 18:55
jentilisa ( 03/03/2006 07:55)
Gaga aho raha nandre ny fanapahan-kevitry ny Filan-kevitra Eokimenika nanambara ny fanamelohany ny namoahana ny sariitatra momba an'i Muhammed. Ny tao an-tsaina voalohany dia hoe efa nahita ny sary v... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/03/2006 00:30
hery ( 02/03/2006 23:20)
Noho ny olana teknika kely dia miova toa izao ny tetikasa baiboly izay natomboka. Ny Baiboly Katolika dia baiboly.serasera.org Ny Baiboly DIEM kosa dia diem.serasera.org Misaotra an'ireo namana mav... tohiny
ravatorano ( 02/03/2006 09:34)
ho an ireo mpino kristianina katolika dia nanomboka omaly alarobian ny lavenona ny karemy ary haharitra efapolo andro moa izy io satria maiafara amin ny andron'ny Paka. taloha dia fifadia-kena no nit... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 06:01
jimna ( 01/03/2006 05:47)
Ahoana ny hevitrareo @io lohahevitra vaovao io?... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
Fiffi ( 01/03/2006 05:27)
Mba lasa ny heritreritro @ ity fiangonana sy ny vola ity satria: misy fiangonana zay , tsy afaka mangataka ohatra hanaovana batisa ny zanakao ianao raha tsy azo lazaina ve hoe "mpikambana" ? satria mi... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 8.5213