Fivavahana, finoana
rabeflorian
(
23/05/2006 12:25)
Maro isika no tsy mahalala na koa mety ho diso hevitra eo amin'izay zavatra tokony han-danja indrindra eo amin'ny fiainantsika.Indraindray dia variana amin'ny ady hevitra tsy misy vokany ka samy mizir...
tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2006 12:29
LazaRandri
(
23/05/2006 01:10)
Ny vavaka dia resaka atao amin'Andriamanitra. Noho izany tsy ianao irery no miteny ka ilaina koa ny mihaino Azy. Tsy voatery hisy anton-javatra lehibe akory vao mivavaka fa tena ilaina mihitsy ny vava...
tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:03
Herimiafina
(
22/05/2006 16:37)
Nahay nanapaka tamin'ny kely ianao, ka indro hanapaka amin'ny be.
Teny miverimberina amin'ny sarintsoratra samihafa ao anaty Baibolin'ny Tenin'Andriamanitra.
-Aza ariariana fahatany ny harena. T...
tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 09:18
naritsimba
(
17/05/2006 10:16)
Hoy ny zanako raha nanontaniako indray mandeha: Iza ny olona tena atahoranao indrindra?
Dia izao ny valiny nomeny : tsy misy atahorako na iza na iza afa-tsy ANDRIAMANITRA ihany. 10 Taona izy amin'io ...
tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:10
hery
(
16/05/2006 08:09)
Nofaritan'i Papa Benoà 16 ho diosezy i Moramanga. Moramanga moa dia tao anatin'ny Diosezin'Ambatondrazaka teo aloha. Mgr. Gaetano Di Pierro no eveka voatendry hitantana izany diosezy vaovao izany.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 20:23
Fiffi
(
10/05/2006 06:33)
Andriamanitra ô , Hianao no fototry ny fiadanana sady tia fiadanana , ny fahalalana Anao no fiainana mandrakizay , ny fanompoana Anao no fahafahana tanteraka ; Arovy amin'ny fahavalonay rehetra izaha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 18:41
Raberindra
(
06/05/2006 21:26)
Rakotomalala Allain, Mpitandrina ny Fiangonana "Bonne Nouvelle" Paris dia manasa antsika rehetra hiara-hivavaka isaky ny alahady (maraina amin'ny 10 ora sy sasany: amin'ny teny frantsay, hariva amin'n...
tohiny
novalian'i marozevo ny 27/06/2006 21:31
lapino
(
06/05/2006 19:59)
[quote=Paoly][b]14[/b] Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.
[b]15[/b] Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny...
tohiny
novalian'i Achia ny 23/05/2006 08:21
Herimiafina
(
03/05/2006 21:01)
Hitako hoe endriky ny tsy fahaizana manetry tena ny tsy fahaizana mionona amin'izay takatry ny tena sy ny lainga, ka manalavitra ny zanak'olombelona amin'ny fiadanana.
Ohatra:
-Mahantra tsy mety m...
tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 08:01
diamondra27
(
02/05/2006 19:51)
Amin'izao fotoanandro izao dia betsaka ny olona no matahotra. Ao ny matahotra
ny ho faty
ny ho aviny
ny fahasalamàny
ny olona akaiky azy
sao tsy afaka fanadinana
ny ho antitra......
Ao anat...
tohiny
novalian'i marozevo ny 22/05/2006 20:36
xxx
(
01/05/2006 07:22)
inona marina no tena dikan'io e? mivavaka alahady ve dia mangalatra akoho alatsinainy sa in:?::?:...
tohiny
novalian'i prime ny 23/05/2006 11:53
diamondra27
(
01/05/2006 05:30)
Mba efa naheno io fanontaniana io ve 'nareo?
discutons...
tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 12:44
LazaRandri
(
01/05/2006 01:36)
asa ianareo raha mba namaky an'ilay boky hoe [b]sirach[/b] ao amin'ny [b]apocrypha[/b]? Raha tsy mbola namaky dia aza mamaky fa toy ny "[i]hatsikana sy lalao[/i]" ny ao ary [i]mifanohitra tanteraka[/i...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:00
4mimananelatra
(
27/04/2006 14:41)
Tokony hanao pôlitika ve ny mpanao fivavahana ?
faharetany :4 ora
coeff: 4
Mazotoa ary e!...
tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 14:52
felampaiso
(
27/04/2006 07:40)
Andriamanitra no nanome ny fiainana mandrakizay ho an'izay mino Azy, izay no tokony hotadidiantsika.Matetika mantsy ny hadalana ataon'ny olombelona-eny fa na dia milaza tena ho kristiana aza izy ireny...
tohiny
novalian'i prime ny 22/06/2006 09:49
harilova
(
25/04/2006 18:46)
manompo sampy ve ny manaja ny sari-vongana na sary hafa?...
tohiny
novalian'i harilova ny 08/07/2006 05:55
Herimiafina
(
22/04/2006 17:10)
[i]"Raha hanao lanonana fanasana ianao,
-dia aoka tsy ny havanao, ny namanao, na ny mpifanolobodirindrina aminao no hasainao, satria ireny ho faly aminao avy eo ka hanasa sy hamerina aminao izay e...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:08
zozefa
(
22/04/2006 05:15)
Lasa ny saiko hoe inona re no mety ho nataoko raha mba anisan'ireo nanatrika ny fanombohana an'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana aho e?
hijoro tamin'ny fahamarinana ve? zany hoe niezaka mba hiaro an...
tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 04:03
zandrikely
(
16/04/2006 18:55)
io no saika nosoratana fa azafady o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 08:35
zandrikely
(
16/04/2006 18:54)
ny fitiavanao ry tompo no naha toy izao anay
io fitiavana io tompo o no mampandefitra ahy
ahoanany fahazoanareo an'ireo
[i]Nahitsin'i lanto[/i]...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:55
