Fivavahana, finoana

soanja ( 28/06/2006 22:54)
Mino tokoa ny silamo fa misy ny anjely. Bestaka ry zareo ary manantanetraka ny didin'Atra no ataony. Tsy ambony noho ny olombelona ny anjely satria ny olombelona no cretaion ambony indrindra sady nome... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:32
Fiffi ( 28/06/2006 19:15)
Tompokolahy Jean Paul II hono nilaza hoe [b]Ny Lambam-patin'i Jesoa no fitaratry ny evangile[/b] .Nefa ny Vatican tsy mbola nanaiky mihintsy ny "autenticite-ny. Mahalasa saina sy tena mampiheritr... tohiny
novalian'i prime ny 17/07/2006 12:13
rabaradaka ( 28/06/2006 09:54)
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ? Iza avy izy ireo ? Taiza no niforonan'izy ireo ? Anti-christ koa ve izy ireo ?... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:28
Solitikabe ( 27/06/2006 23:29)
Ia no mba mahalala ny mikasikasy an'io? Andao indray io no hadihadiana eh Iza marina no hiafenan'ny mpikatroka ao anatiny?... tohiny
novalian'i Achia ny 12/08/2006 06:02
soanja ( 26/06/2006 18:17)
Ny Olombelona Ny Islam dia fivavahana fototry ny olombelona ka tsy afa miala amin'ny fivavahana ny olona amin'ny fiainay rehetra. Namboarin'Atra (Allah) hitovy endrika aminy ny olombelona "form" (s... tohiny
novalian'i soanja ny 08/07/2006 00:36
LazaRandri ( 25/06/2006 03:39)
mitsara = [b]mi[/b]-[b]tsara[/b], Inona no mahatonga antsika tsy sahy mananatra am-pitiavana ny rahalahy sy anabavintsika na dia hitantsika aza fa solafaka izy ireny?. Lasa toy ny mpiray tsikombako... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 11:05
Rafotsy ( 23/06/2006 04:12)
Ary misy namana ve hanatrika io convention any Troyes io du 10 au 16 Juillet 2006 ? Za manko mba manampikasana "hijerijery" any ka faly raha mifanena @ namana serasera eto !... tohiny
novalian'i Rafotsy ny 24/06/2006 16:57
soanja ( 22/06/2006 14:45)
Ny Koran dia ivom-pinoana'i Islam, izay mitondra ny tenin'Allah amin'ny alalan'ny vavan'ilay Mpaminany Muhammad ka nentin'ny Arkanjely Gabriel taminy. Ny namany no nanoratra azy rehefa nitranga io ata... tohiny
zah ( 22/06/2006 13:56)
Miarahaba antsika rehetra! Navoaka omaly 21 Jona izay nanamarihana ny faha 171 taonan\'ny Baiboly Malagasy voalohany ny site web ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Natao tao @ Foibe tao Antani... tohiny
novalian'i prime ny 04/07/2006 08:03
rabaradaka ( 22/06/2006 12:15)
Nisedra ary mbola misedra olana ny FJKM eo amin'ny fomba fandaminam-piangonana. Dia sanatria tanora fanahy ve ny mpitarika no mahatona izany satria 10 na 20 taona lasa dia nilamina tsara ny FJKM. Sao ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/07/2006 04:44
Silo ( 22/06/2006 07:04)
Ahoana ny fahazoanareo ny tenin'i Jesosy izay manao hoe: "Raha misy olona mamelaka ny takolakao ankavia, de atolory azy koa ny havanana" De hoy koa Izy " Raha misy olona te haka ny ankanjonao de... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/07/2006 14:46
Rafotsy ( 22/06/2006 04:44)
Manao ahoana daholo ô ! Mba manotany aho : efa nisy ve tamintsika ireto no efa namaky ny Baiboly voalohany ka hatramin'ny farany ? ( de la genèse à l'apocalypse izany ) ! Izahay efatra mianaka m... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 17/04/2025 18:21
LazaRandri ( 21/06/2006 22:43)
[i]Fa nidina ho aminareo ny devoly sady manana fahatezerana lehibe, satria fantany fa kely sisa ny androny.[/i] Apokalypsy 12:12 Inona avy ireo endriky ny fahatezeran'i Satana? Ny fantatro aloha mb... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:13
soanja ( 21/06/2006 15:07)
Rehefa niresaka momba ny Inward na hoe (al-batin) zany hoe ny fifandraisana ao anaty amin'ny mahasilamo sia ity indray ny fisehoana aty ivelany ny mahasilamo. 2- Amin'ny maha fivavahana azy dia mik... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/07/2006 22:03
LazaRandri ( 20/06/2006 06:07)
sombintsombiny nalaina tamin'ny vaovao avy any Moyen Orient: Le réformateur jordanien Dr Shaker Al-Nabulsi: les récentes attaques d'islamistes contre les Arabes progressistes sont un signe de dé... tohiny
soanja ( 19/06/2006 23:47)
Islam dia mihevitra fa izy no faran\'izay hiparitaka indrindra eran\'ny vazan-tany efatra satria izy no mitondra ny teny farany nomen\'Andriamanitra (Allah) sy fanazavana ny fiafaran\'ny fiainan\'ny z... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/07/2006 19:04
Herimiafina ( 19/06/2006 17:24)
Misy tenin'i Jesuah iray izay, rehefa niresaka ny momba ireo mpianatr'i Jean-Baptiste Izy ka manao hoe: "Tsy misy olona ka andeha hanampina akanjo vao amin'ny ravindamba nalaina tamin'ny akanjo ton... tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2006 08:55
soanja ( 19/06/2006 12:26)
Misy mazoto hamaky ve raha toa ka hazavaiko sy halaliniko eto ny fivavahana Silamo na hoentiko any amin'ny dinika manokana? ... tohiny
novalian'i soanja ny 07/07/2006 22:31
baroda ( 19/06/2006 09:15)
faly miarahaba anareo rehetra namana ny tenako, saika mba mila adresse email na scout zazavavy eto mada sy any an-dafy aho sao misy afaka manome ahy ianareo, hankalaza ny 30 ème anniv nay mantsy iza... tohiny
novalian'i baroda ny 12/07/2006 09:03
LazaRandri ( 19/06/2006 02:21)
Inona ny hevi-dalina fonosin'izany hoe mangataka "amin'ny anaran'i Jesoa" izany fa toa mitady ataontsika tsianjery fotsiny ilay izy ankehitriny?... tohiny
novalian'i prime ny 21/06/2006 10:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1827