Fivavahana, finoana

majesty ( 21/08/2006 15:30)
Mba fantatrareo ve fa tara 3taona ntsika eo amin'ny fanisana andro izany hoe raha ny tokony ho izy dia efa 2009 ntsika zao satria ny antony dia izao,efa feno 3taona teo ho eo jesosy araka ny tantara v... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 14:40
prime ( 21/08/2006 13:23)
[quote][b]Matio 5:3-12[/b[i]]"[b]3[/b] Sambatra ny malahelo am-panahy;... [b]4[/b] Sambatra ny ory;... [b]5[/b] Sambatra ny malemy fanahy;... [b]6[/b] Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana;... tohiny
novalian'i prime ny 02/11/2006 09:35
LazaDaddy ( 21/08/2006 02:34)
ny *star* hitantsika @ fiainana andavan'andro dia voafetra ho fotoana fohy ihany ny mampalaza sy itiavan'ny olona azy. Fa ny *star* mandrakizay dia voalazan'i Daniela: [i]Ary izay hendry dia hamira... tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 12:20
ravakamalala ( 18/08/2006 09:17)
amin ny teny frantsay , maninona no "tutoyer-na" Andriamanitra rehfa manao Rainay izay any andanitra, nefa i Masina Maria "vouvouyer-na" amin ny "Je vous salue Marie"? :?:... tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 13:41
LazaDaddy ( 18/08/2006 01:41)
Misy fomba samihafa ny famakiantsika Baiboly. Ohatra vitsy ireto (Jaona 14:14-15) [u]ohatra 1:[/u] [b][color=red]Raha mangataka[/color][/b] zavatra amiko amin'ny anarako [b][color=red]hianareo[/co... tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 08:49
bmw307 ( 17/08/2006 23:29)
io korintiana faII toko fa 13 andininy fa 13 ka hatr@ 18 io no mba hilako fanazavana fa tsiazoko.... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 11:51
Zina ( 17/08/2006 13:38)
ndeha hangataka an’i Jesosy isika mba hanao batisa antsika amin’ny Fanahy Masina satria ny vokatry ny Fanahy dia Fitiavana, Fifaliana,, fiadanana, fahalemem-panahy (Ga 5 :22). Ny fahatezerana sy... tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 09:18
diamondra27 ( 17/08/2006 11:46)
aleo aza hosokafako le izy fa achia ngamba mbola lasa nisakafo kely Mpandefa : Achia [ Valio ] 17-08-2006 07:28:14 Lohateny : Re : Ny hoe "mandray an'i Jesoa!" fa ahoana marina io miteny @ ten... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 13:45
LazaDaddy ( 17/08/2006 10:43)
fantatrareo ve fa @ fotoana hiverenan'i Jesoa tsy manam-potoana hiomaana intsony isika, raha sanatria mbola tsy vonona?... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 08:54
mbelotavao ( 17/08/2006 02:49)
Hoy J.K (Jao3:5) Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny fanahy dia tsy mahazo miditra @ fanjakan'Atra. Ny resaka momba ny Batisa izany no tiako resahina eto satria izay mino sy atao batisa no ho... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 10:32
rakaroka ( 16/08/2006 14:20)
"Dé mbola misy oul hanazavana izany hoe "mandray an'i Jesoa indray ve?" Hoy ity mpivavaka iray namaly ny fanontaniako mikasika izany. Ho ahy anefa toa miteny @ teny tsy fantatra izy vu que hoe tsy v... tohiny
novalian'i prime ny 03/10/2006 13:22
LazaDaddy ( 16/08/2006 05:09)
Manao saron-tava indray i Satana milaza fa "[i]tsy misy fahefana afa-tsy avy amin'Andriamanitra[/i]". Fiteniny matetika io mba hilazany fa mankasitraka ny asa maizina ataony ny Ray. Marina tokoa fa... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 06:44
LazaDaddy ( 16/08/2006 00:33)
Azo sokajiana ho 2 (roa) ny olona hita amin'ny adihevitra ara-pinoana: - Ireo mandeha araka ny fitarihin'ny fanahy. - Ireo fatra-pitady fanazavana na porofo araka ny lojikan'ny fiainana ara-nofo. ... tohiny
novalian'i prime ny 21/08/2006 12:15
LazaDaddy ( 14/08/2006 04:47)
Inona marina no tena natao t@ ireny fitetezana an'Ambotsirohitra sy minisitera t@ 2002 ireny? Nandraoka sa nametraka, sa sady nandraoka no nametraka devoly?... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 07:15
Solitikabe ( 13/08/2006 23:44)
Hono ho'a ry reto, mba finoana inona na fivavahana inona marina no mba mitandro ny fahamarinana, fa arahiko?... tohiny
soanja ( 08/08/2006 14:41)
Tamin'ny andron'ny Abrahama dia nahatsapa Andriamanitra fa I Abrama irery ihany no nino fa Iray izy ary Izy no mpanjaka ny universe. Nahita izany Andriamanitra dia niteny tamin'i Abrahama hoe: [b](... tohiny
novalian'i prime ny 01/09/2006 09:48
jimna ( 08/08/2006 03:44)
be dia be mihintsy no milaza azy ho Kristiana,mbola betsaka anefa no tsy dia mahalala ny atao hoe kristiana! mba mangataka hevitra avy aminareo!!... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 08:16
soanja ( 04/08/2006 03:28)
Ny fiforonan'ny Fanahy (Jiosy) [b]Araky ny eritreretin'i Rabbis tamin'ny andron'ny Talmudic dia toy ny namoronana an'izao tontolo izao ihany, no namoron'Andriamanitra koa ny olombelona. Amindry za... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 07:58
Hubert ( 03/08/2006 14:27)
An'isany zavatra mahaliana ny mikasika ilay jardin suspendu tany Babilone (Irak); nefa...toa mahagaga fa tsy misy hambara amin'ny fisian'io Marina ireo historien Grec; fa hono2 avy t@ ireo soldat nahi... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:51
LazaDaddy ( 03/08/2006 08:09)
mino va ianao fa Andriamanitra nahary izao tontolo izao tao anatin'ny enina (6) andro, araka ny voalazan'ny Baiboly fa tsy araka ny voalazan'ny siansa (evolution)? [u]Tonga dia omeko ny valiteniko ... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 07:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1456