Fivavahana, finoana
mbelotavao
(
08/10/2006 23:43)
Voalaza ombieny ombieny fa misy izany fanahy izany miakatra any an-danitra rehefa maty ny Kristianina iray . Inona marina io fanahy io ? ...
tohiny
novalian'i prime ny 01/12/2006 11:00
soanja
(
08/10/2006 18:15)
Inona ny hevitrao momba ny atoa hoe sekta? Iza no heverinao fa sekta amin'izao andro ny milenioma faha2 izao? Sokafy ny saina rehefa mamaly aza sy miady hevitra fa aza mifampitezitezitra an. Asa na ef...
tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2006 09:11
soanja
(
08/10/2006 18:12)
Misokatra ny adihevitra. Aza omena tsiny akory aho raha mametraka io resaka io fa tsy mitovy mantsy ireo zavatra roa ireo. Ilay boky( baiboly) mihitsy ve no lasa masina satria voasoratra ao ny tenin'A...
tohiny
novalian'i prime ny 19/10/2006 10:52
Achia
(
07/10/2006 06:25)
ahoana marina ity hoe fahamasinana ity e ? ahoana ny hilazan'ny baiboly izany ol masina izany e !?...
tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:35
isaka
(
05/10/2006 09:07)
Ny vavaky ny olo-marina ihany no henoin’i Jehovah. Tsy maintsy miezaka mafy hiaina mifanaraka amin’ny lalàn’Andriamanitra ianao, raha tianao hohenoiny ny vavaka ataonao. (Ohabolana 15:29; 28:9...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 10:54
kajah
(
04/10/2006 18:35)
Tantara ry zareo no raketi'ny baiboly,nefa kosa hoy aho miendrika faminaniana avokoa izy ireo na dia izany aza, satria ny baiboly dia fiainana ary iainana .Ny vani-potoana no miova fa ny tantara mihod...
tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 08:19
rabaradaka
(
04/10/2006 14:18)
I Claudia vadin'ny Ponce Pilate no ilay vehivavy fahaefatra teo ampototry ny hajo fijaliana ankoatra an'ny Maria renin'i Jesoa, i Maria Magdalena, i Salomé. Tsy naharesy dohika an'i Pilato ny vadiny ...
tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 09:52
isaka
(
04/10/2006 10:47)
Tena tsy nisalasala mihitsy i Jesosy hoe Satana no mpitondra ity tontolo ity. Nanao fahagagana i Satana, mba hampisehoana taminy ny fanjakana rehetra eo @izao tontolo izao sy ny voninahitr'ireny fanja...
tohiny
novalian'i Zina ny 06/10/2006 16:55
diamondra27
(
04/10/2006 10:30)
i Anne de vady voalohan'i Elkana, tsy nanan-janaka nefa nagataka vavaka t@ ATRA izy, nino dia nivaly ny hataka nataony.
Ho fampaherezana antsika dia te-hizara aminareo ny momba an'io aho....
tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 11:23
cristal
(
04/10/2006 09:10)
(l)(l)(l)Matetika dia raisin'ny olona ho ady hevitra na fahaizamanao ny fitoriana an'Andriamanitra!
Ny ilazana ny amin'i JESOSY KRISTY avy any nazareta no ampafantarina na apahatsiahivina n...
tohiny
novalian'i prime ny 05/10/2006 14:13
jentilisa
(
03/10/2006 15:15)
Ahitana zavatra be dia be hatrany rehefa ny kristiana no miresaka na mifandresy lahatra amin'ny tsy mpino fivavahana na inona na inona izay antsointsika hoe athée.
Indraindray dia mifanery olona hit...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 09:54
flinde
(
03/10/2006 08:20)
REHEFA MIANTSO ANAO HIVAVAKA ANDRIAMANITRA
DIA MIVAVAHA !
Efa nahatsiaro ho terem-panahy hivavaka ho an'olona iray ve ianao kanefa dia nosoratanao tao anaty lisitra fotsiny ny anarany ary hoy ianao ...
tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 11:14
soanja
(
02/10/2006 21:13)
Gaga mihitsy aho fa tsy maintsy nianatra an'ity tany ampianarana aho. Sambany hatramin'izay no nahafantarako fa nisy an'izao ny fiainana'ilay Jesoa Andriamanitro. Tsy dia maninona aloha fa mba te hiza...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 10:18
xxx
(
02/10/2006 21:03)
"Atra no manome,de Izy koa no maka"
Ahona ny fandraisanareo an'io teny io?? Indraindray manko tena manahirana ny mionona @ teny io hoe in no antony sy tanjon'Atra raha maka olona mifanesisesy Izy?
...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 09:38
soanja
(
02/10/2006 14:01)
Hivoaka tsy ho ela ilay film mitondra ny lohateny hoe GOD ka dia mazotoa daholo mijery fa ny tantaran'io rangahy amin'ny film io no nanoratra ny "The Conversation with God" dia mba ento eto ny hevitra...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/10/2006 15:17
Achia
(
30/09/2006 06:29)
Natao ty loahevitra ty mba ahafahantsika rehetra mahafantatra ny fahazoan'ny tsirairay ny tian'ny Soratra masina lazaina sady mba ahafahana mifampizara ronono e ! de mazotoa ary e ! :lol:...
tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 06:11
diamondra27
(
28/09/2006 16:28)
tohin'ny dinika soanja:
lasa indray ny eritreritro rehefa namaly ny size an'i soanja, sao dia misy mahalala ny isan'ny anjely voateny ao @ baiboly?
Misy firy karazana ny anjely?
Inona no fant...
tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 07:48
tsimiandravola
(
27/09/2006 14:31)
Miarahaba ny rehetra indray aloha fa efa ela izao no tsy teto.Indro misy toe-javatra tsy dia vaovao loatra fa izao fotsiny aho vao nahita azy,ka inona ary izany?
-Misy pastera Amerikanna antsoina h...
tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 06:17
soanja
(
27/09/2006 06:16)
Misy mpanaraka an'io finoana io ve eto azafady? Tsy izany mantsy fa tena manitikitika ny saiko be ny te hahafantatra ny ahoana i Jesoa amin-dry zareo. Anjely tokoa ve Izy sa zah no nandray vilana aza...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 05:35
Jayaho
(
26/09/2006 13:16)
Mba andefaso scenario atao any ampiangonana @ krismasy ry reto a!!...
tohiny
novalian'i prime ny 13/11/2006 08:59
