Fivavahana, finoana
linarako2
(
06/11/2006 16:06)
Misy sary tsangambato iray ao Roma izay an'i Petera ka nolazain-dry zareo fa izy no Pope voalohany ka tonga miankohoka amin'ny daholo ny olona, indrindra ny vatican sy ny Pope. Araka ny finoan'ny sasa...
tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 11:25
jobala
(
05/11/2006 14:17)
Iza no mety ho afaka manazava ny atao hoe [i]reformation[/i]?
"[b]Herinandron'ny reformasiona eto bira..."[/b]...
tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:21
jampela
(
04/11/2006 16:57)
Ankamantatra ô!ô!ô!
Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???...
tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:03
xxx
(
02/11/2006 17:54)
Amin'izao fotoana fifidianana izao dia tafiditra an'isany mandray anjara amin'ny firotsahana hirotsaka ho fidiana ny pasitera.Nisy boky nosoratan'i nenilava fa amin'ny andro farany dia an'isany ho voa...
tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:10
rakaroka
(
02/11/2006 17:27)
Eto amin'ny takelaka fivavahana sy finoana isika!
fiheverako tokony ho "sommet" tokony resahina eto
tsy i Jesoa ihany na Bouddha, sns... Fa misy an'i "Amma" koa!
Fa maninona no i Amma?
Satria ny t...
tohiny
novalian'i prime ny 13/12/2006 10:44
ann
(
02/11/2006 10:43)
Mandeha tokoa ny eritreritra ary lasa koa ny fijery fa toa tsy azo ary tsy tsapako mihintsy hoe: inona ny maha samihafa ny testameta vao2 sy taloha ,efa niezaka aho nanotany olona ny mikasika an'io fa...
tohiny
novalian'i prime ny 10/11/2006 13:38
mbelotavao
(
01/11/2006 18:40)
Ny Baiboly dia nosoratana araka ny tsindrimandry ; nomena ireo mpaminany sy patriarka tany aloha tany ( 2Tim 3:16-17 ) .
Ny didifolo anefa tsy mba toy izany ; fa nosoratan’Atra tamin’ny ratsan-...
tohiny
novalian'i prime ny 13/12/2006 09:36
rabaradaka
(
29/10/2006 07:34)
En 1972, l’avocat israélien David a présenté une requête demandant à la cour suprême d’Israël la révision du procès de Jésus, en alléguant que ce procès avait été insultant pour la j...
tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:12
McFy
(
28/10/2006 01:47)
Paroasy Sanit-Nizier ao Lyon http://saint.nizier.free.fr/ ary raha ny fahitana ny tranonkala dia ho aiza ny tena izy?...
tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 08:42
yonikafopl
(
27/10/2006 19:47)
Hono ho aho, ireo finoana roa ireo ve kristiana sa tsia,raha tsia, inona no mahasamihafa azy amin'ny finoana kristiana?, misy ifandraisany amin'ny fivavahana jiosy ve ireo (juif).
...
tohiny
novalian'i nytsaraharahina ny 02/12/2016 18:26
rrgmt
(
26/10/2006 18:43)
Araka ny gazety androan dia hoe hisy korontana aorian'io fa raha mivavaka dia tsy hisy;
tsy faminanian amiko izany théorie de décison.
Raha mihizingizina izy hoe faminaniana dia sandoka ka asakasa...
tohiny
novalian'i prime ny 13/11/2006 08:56
rakaroka
(
26/10/2006 17:30)
Samy manana ny zavatra ironany tokoa ny tsirairay!rehefa heveriny fa mahatsaratsara ny fiainany:"fivavahana, politika, vola, fahalalana,sns..."
Mikasa hihaona amin' ny "Amma" aho ny faramparan'ny vol...
tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 08:48
Fiffi
(
26/10/2006 16:32)
Ho avy indray ity zao ny 31 Octobra zay hanaovan'ny olona an'ity halloween ity !
Nijery ny fihandoahan'io halowwen io aho ary ny "signification"-ny de hitako ao hoe io fomba io dia natao mba han...
tohiny
novalian'i prime ny 04/12/2006 10:17
soanja
(
23/10/2006 15:29)
Misy an'ity hira ity sao mba misy mahalala ny tonony azafady.
"Mahaiza misaotra sy mankasitraka
Ny Tompo nahary nifidy anao
Tanatin'ny maro, tanatin'ny tsara misaora.
Niangaram-pitiavan' i Je...
tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:27
soanja
(
22/10/2006 13:27)
Indro misy article iray nivoaka omaly zay tena nahalina ahy tokoa. Ny fanamborana na fanovana ny teny ao amin'ny baiboly mba hampifaraka ny zavamisy sy ny kolotsaina amin'ny firenana na kontinanta ira...
tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 06:27
soanja
(
21/10/2006 10:20)
Marina fa tsy voatery ho pasitera na mopera na masera aby isika rehetra. Saingy misy hafatra kosa napetraky Jesoa dia ny nahaparitahanao ny tenin'Atra ho an'ny re ny vazantany rehetra.
Inona avy ir...
tohiny
novalian'i prime ny 16/11/2006 10:39
caprio
(
19/10/2006 22:47)
Araka ny voasoratra ao @baibolin-tsika dia ny nanova ny rano ho divay no fahagagana voalohany naton'i Jesosy,tsy haiko anefa izay fahamarinany fa nisy namako
arabo zay ary tena mahal...
tohiny
novalian'i prime ny 14/11/2006 10:56
tsimiandravola
(
16/10/2006 22:24)
[quote=Enrico]Mais [b]est-ce sage[/b], pour un humain moyen de l'Occident du 21è siècle, d'adhérer à une [b]morale d'esclaves[/b] du 1er siècle ?[/quote]Dia adikako io hoe:FAHENDRENA HO ANTSIKA A...
tohiny
novalian'i prime ny 23/10/2006 13:04
LazaDaddy
(
13/10/2006 04:03)
Angamba tokony havaozina tanteraka ny "litorjia" @ ireo fiangonana gasy REHETRA fa nanjary lasa fombafomba ivelany DAHOLO, fa tsy tora-po.
Mety ho tsara raha asiana fanomanana "worship team / worsh...
tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2006 09:21
LazaDaddy
(
12/10/2006 01:21)
Mifanipaka tokoa ny Fanjakan'ny Lanitra sy ny fanjakan'izao tontolo izao (ny an'i Satana). Momba ny Fanjakan'ny Lanitra dia:
- Mpanompo avokoa ny olona fa tsy misy tompoina sy omem-boninahitra.
- ...
tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 08:25
