Fivavahana, finoana

majesty ( 04/12/2006 06:38)
Anisan'ny boky manana ny lazany koa io "taratasin'i Screwtape" io izay nosoratan'i C.S LEWIS.Miresaka ny hafatra izay nosoratan'ny demony zokiny anakiray antsoina hoe SCREWTAPE ho an'ny demony zandrin... tohiny
soanja ( 03/12/2006 20:03)
Mba te hametraka ity lohahevitra ity aho noho ny fahitako ny mahasarotiny antsika amin'ny finoan'ny hafa. Ny Safidy no teotra na zavatra iray nomen'Andriamanitra antsika hampiavaka antsika amin'ny z... tohiny
novalian'i tywa68 ny 08/12/2006 10:13
niryna ( 03/12/2006 07:36)
Raha kristiana isika dia efa mahafantatra ny tantara ao anaty baibolin-tsika. Misy ireo mino ny fisian\'Atra sy jesosy Kristy fa manana ny finoany hafa,andriamanitra hafa tsy telo izay iray no hivavah... tohiny
novalian'i niryna ny 01/01/2007 21:13
niryna ( 03/12/2006 07:30)
Tamin\'ny mbola zaza isika dia noentin\'ny RAR natao batisa tao am-piangonana.Lehibe isika izao moa ve ianao mino fa mila atao batisa ao anaty rano na eny amoron-drano na ao am-piangonana ,miroboka ao... tohiny
novalian'i razaa ny 09/12/2012 23:53
niryna ( 02/12/2006 06:27)
Ho avy ity ny andro HANKALAZANA NY NAHATERAHAN\'I JESOSY(THE BIRTH OF JESUS),manao hazon\'ny noely mitantara ny nahaterahan\'i Kristy any am-piangonana ny ankizy. Manao sasakalina sy mandray kominio h... tohiny
xxx ( 02/12/2006 03:06)
Mino sa tsy mino? Hazavao... tohiny
Fiffi ( 01/12/2006 22:24)
Manomboka @ Alahady zao zany ny fetin'ny [b]"Avent"[/b] . L'Avent zany le hatao hoe "[b]fihomanana"[/b] ho an'Kristiana . Inona moa zany hoe fihomanana hatao zany ? [i]Le symbole principal de ... tohiny
majesty ( 01/12/2006 13:21)
Miala tsiny mialoha ho amin'zay mety ho tohina,nisy namako iray izay nandeha nampiaraka tamin'ny sipany tany amin'ny toerana mangingina anankiray.Marihina aloha fa le bandy akamako no nitantara tamiko... tohiny
benangy ( 01/12/2006 11:39)
MBOLA TSY NAHITA FIANGONANA TENA MITORY NY FAHAMARINANA TOY NY AO AMIN'NY FM.FOI AHO RY ZAREO A! MISY FITANDREMANA NY DIDY FOLO , MAONTINA TSARA NY FITAFY , TSY MIBILAGY AMIN'NY RESAKA FAHAMASINANA , ... tohiny
LazaDaddy ( 01/12/2006 06:10)
"Tandremo voafitaka ianareo fa maro ny ho avy [i]amin'ny anarako[/i]". Hoy i Jesoa... tohiny
novalian'i xxx ny 28/12/2006 09:28
ikaretsaka ( 01/12/2006 04:23)
Mba hangala tahaka za de mba manome laza adina koa e::-D [quote]Kristianina = manara-dia an'i Kristy sy mankatoa ny Teniny [/quote] Avy aiza ary ilay teniny??? ireo izay voalaza ao anaty bai... tohiny
novalian'i prime ny 29/12/2006 13:17
Rasiligaoma ( 29/11/2006 14:13)
Misy laza adina kely ity izany e: [u]Nataoko 'compilation' ity de nisy notapahiko kely ny sasany sao de gaga eo indray[/u] [quote]hatramin'izay ka hatramin'izao dia tsy mba nianjady tamiko mihi... tohiny
novalian'i prime ny 27/12/2006 12:21
majesty ( 29/11/2006 06:02)
Niasa teny akaikin'ny INPF ivato aho teo aloha,nisy fotoana tsy maintsy niasana alina anefa indray andro,ka voatery ny tena nijanona tao ampesana,alohan'ny nandraisana ny asa aman-draharaha anefa dia ... tohiny
jaguar ( 28/11/2006 08:41)
slt daholoan! RA ny fijeriko aloha dia efa démodé tanteraka mihintsy ity fomba fivavantsikia ity, ny tiko ho lazaina dia tsy maharaka ny fivotran'ny toen-tsaina intsony ity fitaritana atao any ampi... tohiny
novalian'i prime ny 27/12/2006 11:00
tsimiandravola ( 27/11/2006 23:35)
Mitovy amin'ilay manandro ihany.... Nisy mpino kristianna fanatika iray izay nilaza fa tsy tokony hatao mihjitsy izay zavatra rehetra nisy ifandraisany amin'ny occultisme:ohatra hoe tsy azo atao hono... tohiny
novalian'i cutie ny 27/12/2006 20:36
Imahaka ( 27/11/2006 19:12)
Araka ny fahafantaranareo azy, Andriamanitra (Iaveh na Jehovah) mitsara araka ny asa sa araka ny finoana? Raha ny hevitro aloha dia toa araka ny asa! nefa tsy haiko aloha fa za tsy Andriamanitra e... tohiny
novalian'i cutie ny 21/12/2006 14:42
Rainikarabo ( 26/11/2006 09:18)
Ny hevitry ny teny hoe manandro, dia [b]misafidy[/b] sy [b]mijery[/b] ny andro tsara hanaovana zavatra iray. Andriamanitra [b]nisafidy[/b] ny andro Sabata ho fanajana azy--> manandro Maro ny olon... tohiny
novalian'i adoektam ny 17/03/2013 11:26
ikaretsaka ( 26/11/2006 00:08)
Tantara tena marina ity niseho tao ambatomaro tao. Nitranga ngamba 1 volana lasa izay: eo amin'ny manodidina eo moa dia betsaka ny karazam-piangonana "evanjelika" (mba tsy hilazako hoe sekta) mifo... tohiny
Rainikarabo ( 25/11/2006 18:35)
Raha mbola manjaka eo amin'ny fiarahamonina misy antsika ny fitiavan-tena, ny fitivam-boninahitra, ny fialonana indrindra indrindra, dia toa lasa henatra ho antsika ilay hoe " Ny Malagasy tia vavaka",... tohiny
novalian'i Achia ny 23/12/2006 12:42
Rainikarabo ( 25/11/2006 17:18)
astrologue=mpanandro voyant=mpisikidy Kingakinga daholo mijery "horoscope" ao amin'ny gazety! Ingahy Pasitera mianakavy no loha-laharana. Nefa raha vao misy mijery ilay boky misy ny vintana sy and... tohiny
novalian'i cutie ny 23/12/2006 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.0672