Fivavahana, finoana

soanja ( 30/12/2006 04:19)
Nentiko eto ity resaka na interview nataon'i Robert Thurman ity sy i Dalai Lama 1997 satria tena ni-touch be mihitsy ahy ny fomba fijeriny ny fiainana, indrindra ny resaka non-violence sy ny tolerance... tohiny
novalian'i cutie ny 06/01/2007 21:54
LazaDaddy ( 29/12/2006 13:08)
inona no tena tsy itiavanao an'io Baiboly io?... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/01/2007 14:38
LazaDaddy ( 29/12/2006 03:22)
misy marary fo mihitsy eto rehefa misy miresaka Baiboly ny namana.:) Fa maninona loatra? Mampahatsiaro ahy ilay mpamosavy nibaradaka notantarain'ilay mompera izay tamiko hoe: "Izahay mpamosavy dia tsy... tohiny
xxx ( 28/12/2006 07:01)
Olona mivavaka aho ary tena mino sy matoky tokoa fa mahay zavatra Andriamanitra ary tsy takatry ny saina ny famonjena entiny , saingy tsy mbola manana le finoana tena matanjaka hiatrika sy hisedra n... tohiny
novalian'i Zina ny 02/01/2007 18:32
ikaretsaka ( 27/12/2006 21:18)
tandremo ihany ny ohatran'itony rehefa mafana fo be loatra e http://www.dailymotion.com/ratoza/video/xor4y_mijoro-vavolombelona... tohiny
novalian'i prime ny 05/01/2007 13:13
zozefa ( 26/12/2006 14:26)
"Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy; Fandrao, raha voky aho, dia handa Ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha tonga malahelo aho, dia hangalatr... tohiny
novalian'i jentilisa ny 02/01/2007 08:52
prime ( 26/12/2006 08:37)
Miala tsiny re tompoko raha teny frantsay no sady lavalava kely fa dia noraisiko araka izay mba nanomezana ahy izao fanambaràna izao ka dia ampitaiko araka izany... Dia manasa anao mba hamaky ity ... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 11:11
niryna ( 26/12/2006 04:29)
Ny website izay misy hiram-pivavahana betsaka tao akoatry ny radiovazo.Amin'ny teny gasy ,frantsay,anglisy ilay fandaharana.Tsy tadidiko ilay izy fa misy hoe tongasoa eto amin'ny ravin'ala angamba izy... tohiny
novalian'i rrgmt ny 06/01/2007 21:17
DONGAKA ( 25/12/2006 12:47)
Raha ny fahitàna @ ankapobeny ny noely 2006 aloha dia feno olona ny fiangonana rehetra ,raha ny teto ANTANANARIVO renivohitra no jerena .Na dia teo koa aza ny cyclone sy ny andro ratsy .....Ny zavatr... tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2007 03:10
niryna ( 25/12/2006 03:21)
Mba lasa ny saiko hoe fa maninona ny satana no misy rambo ,misy tandroka ary sary ratsy no atao aminy? Ao anaty baiboly ve io sa dia eritreritra fotsiny?... tohiny
novalian'i cutie ny 24/01/2007 01:19
Zina ( 24/12/2006 03:18)
Ity mba misy zavatra tiako lazaina kely Inona moa no atao oe Adventista? Izay rehetra miandry/mino ny fihavian'ny Jesosy Kristy fanindroany. Ka izay rehetra mino/miandry fa ho avy fanindroany i Jes... tohiny
Zina ( 24/12/2006 01:21)
Ao Matio 4:4 dia milaza hoe: Tsy ny mofo ihany no hiveloman'ny olona fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andrimanitra.= ny tenin'Andriamanitra. Ary ity ny zavatra azon-tsika rehefa manaraka izay... tohiny
novalian'i mycall ny 27/11/2014 14:04
niryna ( 23/12/2006 05:52)
Voasoratra ao anaty baiboly io teny io.Ahoana no fahazoanao sy fampiaranao azy amin\'ny fiainana?... tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2007 16:00
soanja ( 21/12/2006 21:30)
Aloe izy tenany no hiresaka momba azy. Nanapakevitra ny tao amin'i Loterana sy ny hafa nanaraka azy fa tsy mifandray sy tsy mifampitohy ary manome hevi-diso ireo teny faminaninana ireo. Koa dia anjara... tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2007 13:45
tezitra ( 21/12/2006 17:31)
fanontaniana apetraka io, satria ny lazain'izy roa ireo tsy mtovy sa ahoana? Raha ny fitondran'ny kristianina azy ankehitriny dia ny 1er sy ny 2e no mipetraka, l'un complete l'autre Amiko ny anc... tohiny
diamondra27 ( 21/12/2006 16:41)
inona marina no nohanin'i Eva tao @ le sahan'i Edena? Voankazo voarara fa inona ilay izy?... tohiny
novalian'i prime ny 29/12/2006 12:18
niryna ( 20/12/2006 17:09)
Maro ihany izay resaka Noely sy mitady ny tena andro nahaterahan\'i Jesosy.Kanefa tsy dia mazava hoe oviana marina.Mba afaka milaza amin\'ireo namana maro ve ianao?... tohiny
novalian'i niryna ny 08/01/2007 05:32
jhouhlambout ( 19/12/2006 10:45)
Mino ve nareo fa misy tokoa ny fiainana ao aorian'ny fahafatesana? Dia ahoana ny fahitanareo zany fiainana izany? Mitovy @ zao fiainana iainantsika izao ihany ve sa hafa mihintsy? Ary ny réincarnatio... tohiny
diamondra27 ( 18/12/2006 16:31)
raha vao marary na misy zavtra manjo dia matahotra ny ho faty. Contradictoire be ilay izy.... tohiny
novalian'i cutie ny 03/01/2007 00:58
soanja ( 18/12/2006 01:22)
Gaga hoa zah taty fa raha vao milatsaka tsy andro Alahady ny Noely aty aminay dia tsy misy fiangonana na fitompivavahana fa dia sakafo be any an-trano de samy miala. Toy izany koa ve ny any Eropa any ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 19:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.5984