Fivavahana, finoana
niryna
(
23/01/2007 16:16)
Ny fandriana fa tsy ny fiadanana.Bed but not rest.
Ny trano fa tsy ny fodiana .A house but not a home.
Ny fanafody fa tsy ny fahasalamana.Medicine but not health.
Ny fahafinaretana fa tsy ny hafali...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2007 05:32
xxx
(
23/01/2007 15:03)
olo-mpatatra maty noho ny homamiadana. tsy nanaiky ny fiakams-ny ny hitsaboana azy (chimio) fa sitran'ny fivavahana hono! kinanjo généralisé ny cancer, izay vao nihazakazaka tany amin'ny hosto etc....
tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:08
naritsimba
(
23/01/2007 11:01)
Ho antsika izay liana sy mitady fiaraha-miasa na fikambanana miankina na tsy miankina @ fiangonana, ho anareo izay mitady mpikabary na koa te-hianatra kabary dia jereo eto ambany.
http://www.zoara-...
tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 15:04
LazaDaddy
(
23/01/2007 08:57)
ahoana ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra momba ny fianianana?
Somary nitsiky kely aho mantsy nahita tao @ gazety hoe niniana t@ razana sy t@ Andriamanitra ny filohan'ny fikambanan'ny lehilahy FJKM...
tohiny
novalian'i prime ny 29/01/2007 15:28
niryna
(
23/01/2007 07:35)
Efa niresaka ny herin'Atra sy ny herin'ny devoly ihany isika teo aloha.Mba azonao hazavaina ve ny mahasamihfa ireo na mampitovy ireo.
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2007 07:22
LazaDaddy
(
23/01/2007 03:38)
Ny andinin-tsoratra masina tian'ny mpitsabo nify indrindra dia ao @ Salamo 81:10, tapany farany. Saika apetrako eto fa aleo samy hikaroka.
Mampahatsiahy ny tahotro mpitsabo nify taloha =))...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2007 14:28
xxx
(
22/01/2007 05:45)
\"New Age adherents held hands in thousands of locations throughout the world, meditating, and chanting, all to \'spiritually\' move the world into the New World Order, and to \'spiritually\' prepare ...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/01/2007 01:17
jhouhlambout
(
21/01/2007 21:22)
Ndao mba asiana vavaka kely ato é. Dia afaka mametraka vavaka daholo izay té hametraka....
tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 16:06
niryna
(
21/01/2007 06:11)
Anjarantsika RAR no mitaiza sy mikolokolo ny ankizy ho voataiza ara-pivavahana,ka isika ihany koa no modely arahiny ao amin'ny fiainana amin'ny maha kristianina.Ny fiangonana ,ny fianarana soratra mas...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 09:43
patrick2002
(
21/01/2007 00:11)
Hono aho mba ahoana ny tenin'Andriamanitra momba ny lainga ,Misy tokoa ve ny Lainga masina sa ,mba teny gasy fotsiny io...
tohiny
novalian'i ndrena ny 31/01/2007 08:28
Fiffi
(
20/01/2007 16:36)
Eo @ fiainana kristiana de mino ny olona fa ampy azy ny fivavahana ,
ampy azy ny fandehanana miangona
ampy azy ny maha-kristiana azy
ampy azy ny famakiana ny Baiboly
ampy azy izany rehetra zany sa...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 10:23
bazylou
(
19/01/2007 22:34)
mpaminany sandoka ann!! aza dia mibanjina baiboly na dia efa akaiky aza ny farany fa mba jereo koa ny fiainanao sy ny manodididna ...
tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:17
niryna
(
19/01/2007 21:19)
Andao isika hamaky baiboly kely androany fa tsy hijery TV e :P:P:P
Misy fomba hitovizany sy hifandraisany ireo voalaza anarana eo ambony ireo.Vakio ny Gen:20.
Inona no toetra hitovizany :?:...
tohiny
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:30
xxx
(
19/01/2007 17:41)
"..one powerful group of elitists in society has already chosen the book it insists is the most horrible and dangerous book on the planet. This influential group is now mounting an all-out campaign to...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:07
niryna
(
18/01/2007 06:43)
Mifanohitra ny sain'Atra sy ny sain-tsika zanany ka izay zavatra teneniny na asiany ataon-tsika dia tsy manao izany isika,izay zavatra rarany antsika tsy hatao kosa anefa dia vao maika isika mikiry ma...
tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 09:39
mbelotavao
(
17/01/2007 03:53)
Tsy takatry ny saina ny halalin’ny fitiavana natolotr’ Atra ahy sy ianao , raha nanolotra ny zanany ho vonoina teo @ hazo fijaliana Izy ; ho famonjena ahy sy ianao ; ho afaka @ ziogan’ny fahot...
tohiny
novalian'i Zina ny 06/02/2007 19:41
LazaDaddy
(
15/01/2007 04:54)
Tena gaga aho rey olona noho ny tranga hitako tato ho ato. Ny olona tafasiry amiko rehetra dia fantariko foana aloha na mino an'i Kristy na tsia, mba ahaizako miresaka aminy araka ny tokony ho izy.
...
tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:51
niryna
(
12/01/2007 20:14)
Misy ny fifaliana sy ny fandriampahalemana aty amiko, sy ny hoe aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.Raha ohatra isika ka manankina sy miaraka amin'i jesosy.Kanefa indray hoy izy tsy tonga han...
tohiny
novalian'i prime ny 24/01/2007 12:59
niryna
(
12/01/2007 20:07)
Raha atao hoe izay olona manaraka an'i kristy ka manaraka ny teniny ahoana no ......
Inona no hinoantsika ary maninona isika no mino?
Raha miteny izy hoe izaho ao aminy izy ao amiko,ka raha tsy min...
tohiny
novalian'i prime ny 01/02/2007 08:26
niryna
(
11/01/2007 18:21)
Indraindray misy toroteny mampidera antsika an\'Atra ka manangana ny voninahiny isika mihogahoga, na mandoalika, manandratra ny tanantsika ho avo dia avo.Misy anefa fotoana mampitomany ilay izy,inona ...
tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 19:22
