Fivavahana, finoana

fijo ( 23/02/2007 23:45)
ny mpino kritsianina dia mino ,fa hisy ny "fara andro"ary dia hoavy kritsy hitsara ny olona. raisiko ary ilay hevitra tary ambadika tary. isika rehetra dia mahalala fa io kristy io,dia taty aorian'... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:38
xxx ( 23/02/2007 18:40)
Manahoana daholo isika ato, aiza ry zareo no misy fiangonana evangelique eto @ île de france? Misaotra @ listra ! lol... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 16:14
xxx ( 23/02/2007 18:21)
O ry zavavy a (na zalahy aza tsy maninona), aiza no misy an'ireny fiangonana evangélique ireny eto Paris? na région parisienne? izay mba tena bebe olona ireny fa tsy ilay fiangonana vao miforona ako... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 19:21
niryna ( 23/02/2007 06:59)
Mba afaka hanazavana ny namana eto ve isika ny hoe Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray? Misaotra mialoha niryna :D ... tohiny
novalian'i prime ny 15/03/2007 13:24
saho ( 22/02/2007 14:39)
Mandalina ary aza mitsahatra mivavaka ianao Vakio Epistily voalohany ho an 'ny Tesaloniana... Tesaloniana voalohany antoko 1 sy antoko 2 antoko 3:Fiarahabana ny Tesaloniana, sy ny fisaorana an... tohiny
niryna ( 22/02/2007 07:19)
Efa noresahintsika teo fa noho ny fahotana dia nazeran'Atra ety an-tany niaraka ny anjely maro dia maro izay nanara-dia azy Satana.Ary dia nampiasa ny miaramilany izy nandripaka sy nanimba ny fianan'n... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:33
naritsimba ( 22/02/2007 05:55)
« Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe: » (Matio 11:16) « Efa nitsoka sodina taminareo izaha... tohiny
Mandefitra ( 22/02/2007 05:15)
Matio 3 13 Ary tamin'izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo amoron'i Jordana, dia nanatona an'i Jaona Izy mba hataony batisa. 14 Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe : Izaho no tokony hataonao ba... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:28
niryna ( 21/02/2007 07:45)
Raha mieritreritra dia misy fiandohany daholo ny zavatra rehetra ary ity fahotana resahina isan'andro ity taiza no nanomboka ary ahoana no fandehany? Iza no nitarika azy? Arosoy ary ny resaka!:D... tohiny
novalian'i prime ny 13/03/2007 13:42
naritsimba ( 21/02/2007 06:29)
Notohizana eto fa lasa any ambadika. http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45b6f02b32914... tohiny
prime ( 20/02/2007 11:01)
Efa fantatra hoy isika fa ny finoan'ny tsirairay no mahavonjy na tsia rehefa ho avy ilay fotoana... Efa fantatra koa hoy isika fa ny fitiavana no herin'ny famonjena... (mifototra amin'ny didy sy ny... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:47
niryna ( 20/02/2007 09:01)
Io indray izany no mba ho dinihintsika rehetra eto.Ny atao hoe finoana sy ny atoa hoe fahasoavana. Ahoana ny fomba nahatonga ahy sy ianao nanana finoana an'Atra?.Inona no fahasoavana nomeny ahy sy a... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:22
Fiffi ( 18/02/2007 22:07)
Hiditra @ karemy indray isika zao...@ Alarobia zao io ary andron'ny lavenona.... [i]Ny Karemy koa dia mampahatsiahy ny kristianina fa i Kristy raha nandresy ny fahafatesana dia tsy nampiasa hery ma... tohiny
niryna ( 17/02/2007 08:17)
Oha 4:23-24.[i]Tandreno ny fonao mihoatra izay tokony ho tandremana fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Esory aminao ny vava mandainga ary am-palaviro aminao ny vava mamitaka[/i] [u]Ity misy toroh... tohiny
novalian'i prime ny 07/03/2007 07:51
fijo ( 16/02/2007 06:20)
raha misy tokoa sanatria io andriamanitra io,iza no zanany.jesosy sa mahomet... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:19
prime ( 15/02/2007 06:43)
Ny atao hoe anti-Kristy dia ny fanahy rehetra izay milaza fa : - Tsy nisy Kristy - Tsy Jesosy ilay "Mesia" - Na nisy aza Jesosy Kristy dia toherina ny asany satria mpandainga sy mpisandoka izany ol... tohiny
novalian'i prime ny 13/03/2007 14:35
fijo ( 14/02/2007 22:52)
raha zohina ny tantarany dia olondratsy izy. -zanakandriamanitra. izay no lazaina.nefa raha dinihana,dia loza be,fa tamin'izany andro izany anie ka tena fahotana mahafaty ny hoe vehivavy bevohoka ts... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:16
niryna ( 14/02/2007 18:46)
Na manan-karena na mahantra, na salama na marary,na inona fari-pahaizana na tsy nandalina fahalalana dia mila an'Atra foana. Toa mahatsiaro ilay voady aho hoe na manan-karena na na mahantra,na salama... tohiny
novalian'i mbolasoa ny 12/03/2007 19:00
soanja ( 13/02/2007 14:34)
Nipetraka indray ny fanontaniana tao aminay hoe raha i Andriamanitra no nahary ny zava-drehetra dia iza izany no namorona/nanamboatra azy raha nisy ny fiheverana fa nisy nahary daholo ny rehetra fa ts... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:06
niryna ( 13/02/2007 07:49)
Nodimandry i Bodo izay nenitoan'i Liva.Niantso ny namany izy mba hivavaka an'i tompokovavy Bodo mba ho vonjen'Atra hoy izy ny fanahiny. Raha efa maty ve ny olona dia mbola azo hivavahana angatahana a... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0156