Fivavahana, finoana

niryna ( 13/03/2007 16:58)
Maninona tokoa ny olona sasany no tsy mety mamela mihitsy e8O.Raha tazomina ao am-po ao foana ny zavatra nataon'ny olona ahy na ianao dia inona no tombotsoa? Mety tsy nahatadidy ilay nataony taminao ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/03/2007 05:38
lapino ( 13/03/2007 16:24)
Fa maninona ? Heveriko fa tsara, raha ankinina amin'ny andinin-tsoratra masina mifandray aminy ny fihevitra manoloana zavatra iray. Ny antony dia satria noho izay voasoratra ao ihany. [quote=II T... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 11:06
hery ( 13/03/2007 14:16)
Misy endrika fanalam-baraka ankolaka ihany eto amin'ny dinika Fivavahana sy Finoana rehefa misy resaka hoe Pretra sy Relijiozy tsy manambady. Tsy ny Pretra sy Relijiozy resahina no tiako lazaina eto f... tohiny
LazaDaddy ( 13/03/2007 05:48)
Mahonena ny mahita ny resaka ataon’ny sasany any @ dinika hafa any fa feno fialonana, fankahalana, fanompoan-tsampy sy fahavetavetana (na fankatoavana ireo). Kanefa rehefa eto @ resaka fivavahana sy... tohiny
novalian'i prime ny 27/03/2007 06:59
niryna ( 12/03/2007 16:43)
Mety hanontany tena ianao hoe inona tokony no antony andanianareo andro hamakiana ny baiboly?Mety hanana fisalasalana koa ianao na izaho noho ny fiainana izay mahakivy indraindray.Aza kivy fa mody ven... tohiny
novalian'i niryna ny 17/03/2007 06:22
nikopol ( 12/03/2007 12:59)
Tsy mifanohitra amin'ny maha kristianina ve ny fanavakavahan-bolotongotra? ... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 06:06
soamamy ( 12/03/2007 11:02)
Ahoana ny fandraisan'ny kristianina izany karemy izany.Ary maninona no tsy mifady sakafo tahaka ny nataon'i jesoa isika.inona ny antony?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2007 23:39
soanja ( 12/03/2007 10:45)
Ahoana ny fametrahanao an'io amin'ny fiainanao? Mino ve ianao fa marina io? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2007 23:42
rakaroka ( 09/03/2007 11:08)
Isan'ny fototra iray iorenan'ny finoana antsoina hoe: "kristiana" ,Ny fandraisana sy fiheverana ny maha "kristy" an'i Kristy! Efa hatrizay no nisy ny Apolosy sns...izany hoe nitsinjara ny fomba fijer... tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2007 13:56
niryna ( 09/03/2007 07:47)
Mbola manana fotoana izaho sy ianao ny hiverina Aminy. Araraoty ny fotoana fa tsy fantatra izay hiaviany. Indray andro rehefa nivavaka toy ny fanaony ity ramatoa dia nisy zavatra nitranga toy izao... tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 06:13
ikaretsaka ( 08/03/2007 16:32)
Marina fa isika izay eto ka samy miteny sy milaza hoe "Kristianaina" dia samy manao daholo ilay hoe "Jesoa kristy" no inoanay sy torinay! Izao anefa no tsapa raha mandinika tsara ny tsy fitovia... tohiny
eritra ( 07/03/2007 22:05)
Raha ny fahitako azy dia indraindray na matetika dia ny ataontsika mitonona ho Kristiana ihany no mahatonga ny olona sasany na hihemotra amin'ny fanompoana ny Tompo na tsy hiditra akory ho amin'izany.... tohiny
novalian'i booboo ny 15/03/2007 19:12
xxx ( 07/03/2007 21:36)
Efa hiaraha mahalala fa olana lehibe misy io indrindra ao Roma.Tonga dia voaroaka ny mompera raha tratra manadala vehivavy satria efa feno ny zazakamboty manerana ny tanana.Raha ohatra ka lahy kosa no... tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 06:37
fijo ( 07/03/2007 05:47)
ny finoana sy ny siansy dia samy nentin'ny zanak'olombelona hanazavana ny zavatra misy sy itany. tamin'ny voalohany dia ny finoana aloha no fitaovana nentin'ny olombelona hanazavana izay zavatra nisy... tohiny
novalian'i prime ny 20/03/2007 15:19
soanja ( 06/03/2007 16:50)
Miala tsiny fa tsy mba fanaoko ny manao toy izao saingy tiako mba hampitaina amin'ny rehetra ny fomba fisainako. Rehefa nandinika elabe zah dia nahatsapa fa midera an'i Fiffi aho amin'ny fomba famoaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 08:01
soanja ( 04/03/2007 17:16)
Nohon'ny fitakiana tsapako ao anaty dia nanapakevitra aho hamoaka eto ny atao hoe SATANA na asan'ny satana amiko. Izany hoe OTA amiko. - Ny filazana fa izy dia Ambony noho ilay Andriamanitra namoron... tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 06:38
niryna ( 04/03/2007 08:29)
Hoy i Joba 21:14-15.[i]Kanefa anie ireo manao amin'Atra hoe:Miala aminay?Fa tsy mba hirinay ny ahalala ny lalanao.Inona izay Tsitoha no hotompoinay?Ary inona no soa azonay raha mivavaka aminy?[/i] Ny... tohiny
novalian'i Soani ny 08/06/2011 15:25
Mandefitra ( 02/03/2007 11:40)
Niaraka 10 taona teo le cousin ko sy le vadiny samy hafa finoana (samy ffkm) vao nivady.5 taona taorin'izay nisaraka, niteraka lahy kely iray efa mianatra, ary anisan'ny vavolombelona t@ mariazy ny te... tohiny
novalian'i paris10 ny 15/03/2007 20:38
xxx ( 01/03/2007 18:42)
Tena lasa ny eritreritro raha nandinika ny fianan-drelijiozy amin'izao fotoana fa tena zava-doza ary anisan'ny mampitaraina ny maro hono ny miara-monina amin'ny les Italiens ......Marina ve izany O... tohiny
08051972 ( 01/03/2007 17:32)
Manana namana vavy M/sy aho.nisara-bady izy ary niteraka lahy iray 17 taona. Nanambady Frantsay ilay vehivavy ary mipetraka tsy lavitr'ahy 5 taona izao.Any @ ray amandrenin-drakalakely io zanany lahy ... tohiny
novalian'i prime ny 12/03/2007 13:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7216