Fivavahana, finoana

pimaso ( 05/04/2007 11:58)
Certain affirme que la faute revient à l'eglise catho, c'est faux l'etat cherche, ou quelque partie politique un bouc emmissaire de leur faiblesse, 24 % des Malgaches sont Catholiques 80 % des Mal... tohiny
rakaroka ( 04/04/2007 05:44)
Miodina teo @ resaka "secte" ny resaka farany izao eto @ "serasera" no asahiko miresaka ity "message" vao hitako androany ity! Mba tiako ho hitan'ny mpisera sy hamantarana ny heviny fotsiny: jereo et... tohiny
novalian'i rakaroka ny 11/04/2007 21:53
boubounezy ( 03/04/2007 12:20)
666
iza ndray ary no mba afaka manazava anah io resaka chiffres satry mantsy wé io no atao wé la marque de la bête. ka mba efa naeno oull niresaka io iany za fa tena tsy azoko mintsy lé izy fa otrany ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:43
Fiffi ( 03/04/2007 08:51)
[img]http://img72.imageshack.us/img72/1941/564d44414e75aa52664ede5bs2.jpg[/img] Vita iny ny "rameaux [i]l'entrée de Jésus à Jérusalem et le jour eschatologique ou l'humanité entrera définitiv... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/04/2007 07:44
boubounezy ( 02/04/2007 21:46)
ny iza no atao wé secta @ reto? KATOLIKA PROTESTANT BAHIA EVANGELIQUE ASEMBLEE DE DIEU PENTECOTISTE ADVENTISTE JESOSY MAMONJY PENTEKOTISTA JESOSY MAMONJY FIAINANA AO @ KRISTY ARAMPILAZANTS... tohiny
novalian'i imboa ny 27/04/2007 13:30
simplex ( 02/04/2007 12:19)
ratsy nga ny sekta e ? :P... tohiny
lapino ( 02/04/2007 11:51)
- manafangaro lainga amin'ny fahamarinana ka mamitaka ny olona - misakana ny olona tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra na mitarika azy ho any amin'ny fahaverezana - manarona ny Tenin'Andriamanitra... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 14:34
xxx ( 01/04/2007 09:25)
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:58
tsimiandravola ( 01/04/2007 07:37)
-Marina fa samy manana ny heviny sy ny toerana misy azy miohatra amin'ny fivavahana ny tsirairay.Amiko fotsiny izao dia na inona na inona tsy fitiavako ny fivavahana tokampo (monothéisme),dia tsy af... tohiny
soanja ( 01/04/2007 06:21)
Raha ny fazahoako azy dia fiteny Aramaic no tenin'i Jesoa. Ka nahoana ny baiboly (Malagasy, Anglisy, Frantsay sns) no nadika na nalaina tamin'ny teny hafa noho io? Ny soratra sy ny fandikan-teny m... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 07:02
xxx ( 31/03/2007 17:46)
http://youtube.com/watch?v=VvElky4Qwe4&mode=related&search= Jesoa hono izy ary tsy misy hono ny helo..... mahavariana fa betsaka ny voafitaka. ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 07:06
diamondra27 ( 31/03/2007 07:22)
http://youtube.com/watch?v=kEfJpJ1lhQc&mode=related&search= Minoa fotsiny ihany (l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 07:18
xxx ( 30/03/2007 23:42)
nareo ve mino ny fisiany? inona no lazaian ny baiboly momba azy io? ... tohiny
fijo ( 30/03/2007 22:29)
henjehan'ny kristianina ny finoan agasy fa hoe manompo sampy.ilay sampy anie ka mpanelanelana amin'ny gasy e.io sampy io no lalana hiresahana amin'i zanahary. ka raha samy mpanelanelana,sampy koa iza... tohiny
novalian'i prime ny 10/04/2007 14:40
nikopol ( 30/03/2007 12:34)
Tsy aiko ty resaka ty na efa nandalo teto na tsia, fa mba mandalo ao antsaiko dia raha mba misy mahalala ny antony dia mba afaka manazava. Fa inona no antony tsy hahafahan'ny vehivavy manao pretra ... tohiny
Fiffi ( 30/03/2007 07:25)
[img]http://img90.imageshack.us/img90/208/rameauxrj6.jpg[/img] Hiditra @ fotoanan'ny Rameaux isika zao @ Alahady zao.....Ohatran'zao ny fankalazana an'io andro io aty @ misy ahy aty fa ny anarao mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 17:22
simplex ( 29/03/2007 20:42)
ahoana kay ny fananganana sekta e? :P... tohiny
lapino ( 28/03/2007 14:00)
Eny, tena resaka [u]fitiavana[/u] io ! Ary hanatrika ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry isika atsy ho atsy :) Ozizy Jesosy hoe : "Izaho no voaloboka, hianareo no sampany." Ahoana tokoa moa izany... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:31
LazaDaddy ( 28/03/2007 11:16)
Inona avy ny vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ao amin'ny olombelona?... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 10:51
xxx ( 28/03/2007 01:10)
Resy lahatra hatraminy manampahaizana sy ny mpanao fikarohana fa atomotra ny farany. A DIEU !!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 08:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1424