Fivavahana, finoana
xxx
(
10/05/2007 16:23)
Maro ny olana mipetraka eto fa mba namaky ihany aho.Ahoana marina tokoa ity afo fandiovana lazaina lava ity e.Afo izany ve tsy efa kila koa diovina amin'ny rano ahoana angaha any amin'ny afobe misy ra...
tohiny
novalian'i pissoa ny 01/06/2007 05:59
moumousa
(
09/05/2007 17:14)
hira any fefi izy ity
oe
"izay miaraka @ kristy tsy ho resy ny fankampanahy satria izy efa nandresy tety ka tsy misy izay mampahory..."
misy izy io ilay izy fa tsy tadidiko tsara
de misaotra mialo...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 15:50
niryna
(
08/05/2007 16:30)
Raha mieritreritra sy mandinika ny fanirian'ny zava-boary isika dia indraindray maniry sy mitsimoka ho azy ireo kanefa tsy nisy nikolokolo.Raha ampitahana amin'ny voninkazo ny fiainantsika olombelona ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2007 08:30
ari.malala
(
08/05/2007 14:25)
Mba nahalasa ny fisainako hoa, rehefa le manao absoute iny, d misy anle vavaka hoe "hitsena anao anie ny anjely ka hitondra anao any amparadisa sns", d ts efa tara v izany vavaka sy firariantsoa izany...
tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 05:27
pimaso
(
07/05/2007 13:01)
Fa feno olona kosa aloa tao e!
faly i pasitera
indro kely hoy ny mpandrafitra :
inona ny hidiran-drakevoka @ sabatiste
sa mitady kil suppl?
dia témoin, jesosy mam,
dia boudiste indray ny m...
tohiny
novalian'i Zina ny 30/05/2007 18:24
linarako2
(
05/05/2007 17:59)
Fantatro fa Andriamanitra daholo no tompon'andraikitra amin'ny fiainanako,ny anao koa fa mety tsy mino Azy ianao.Fantany ny lalana hizorako, na vao mifoha aza aho dia efa fantany ny ho ataoko.
Saingy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/05/2007 19:50
Fiffi
(
04/05/2007 07:12)
Tena mino zah ry zareo fa tsy misy zany hoe "hasard" zany satria ho tohin'le dinika nataoko tao am antson'ny fo de ity ny voalazan'ny "Top Chrétien" vao maraina teo......(hialako tsiny aloha raha am ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/05/2007 13:14
nathie86
(
02/05/2007 15:15)
[izy ty moa zany d fanontaniana napetraky ny olona iray zay t@ko ka mba entiko hamaliana azy d tsy diso ngamba za ra manontany anareo.
Hoy izy : [color=red][b][i]" fahotana v ny fanaovana fanabeaza...
tohiny
novalian'i piton ny 21/09/2007 13:53
Fiffi
(
02/05/2007 07:03)
Fampidinana fanahy , tena niteny ilay kalanoro....
Mivavaka amin'ny fomba kristianina .
Nampiavaka ity fomba fiantsoana kalanoro teny Ilanivato ny asabotsy alina teo ity dia ny fanaovana fotoam-...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2007 06:03
niryna
(
01/05/2007 12:13)
Raha hanantona Azy izaho sy ianao, inona no hoentiko eo aminy? fanatitra? vola aman-karena ? ny fahafolon-karen-ko?
Inona re no fankasitrahana velona sy tiany ary ekeny e?:roll::idea:
Moa ve ho s...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 16:02
Rasiligaoma
(
30/04/2007 19:02)
Mba mba ampianaro aho e...ampio aho hitsimpona fa hita mihitsy hoe tsy mpitsimpona... :cry:
1) Raha mamaky ny Matio 2:23 dia misy ao manao hoe [i]\"..ary antsoina hoe Nazareanina izy araka ny ten...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/05/2007 21:13
majesty
(
30/04/2007 06:25)
[i]"Ary izaho raha asandratra hiala amin'ny tany,dia hitaona ny olona rehetra hanatona ahy[/i]" jao 12:32
Io no loha-hevitra lehibe entin'ilay fitoriana ny filazantsara izay atao eo amin'ny kianj...
tohiny
novalian'i prime ny 29/05/2007 14:04
rakaroka
(
28/04/2007 13:26)
Tsy mitovy noho ny antony maro ny olona fa noho ny antony maro dia teraka ny fifankahalana...Ohatra rizareo mahitahita, rizareo any an-dafy, rizareo any Dago , rizareo manampahaizana , rizareo "kristi...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/05/2007 21:15
sweetlove
(
28/04/2007 01:14)
Andriamanitra dia tena tia ny oombelona saingy izaho sy anao no mankahala Azy matetika ra mamaky ity enao de aza atzo mandalo fotsn fa ny TOMPO no miteny
Mpanta ny olombelona rehetra ka dia tafasara...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/05/2007 15:33
niryna
(
28/04/2007 00:26)
2Tim2:3 [i]Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran'i kristy Jesosy.[/i]
Inona no hevitra fonosin'io fehiteny io?...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/05/2007 06:29
salmo1
(
27/04/2007 09:49)
T@ cousine-kou natao batemy, de misy fiankavian'olona maromaro hafa koa natao batemy niaraka taminy ilay cousine-kou.
Ao Ampiangonana hoy ilay môpera:
-Samia isika hifanome fitiavana, hifamela-...
tohiny
novalian'i pimaso ny 07/05/2007 12:51
xxx
(
27/04/2007 08:16)
Ialako tsiny fa nanokafako dinika manokana io, mba tsy hifangaro @ ilay resaka hafa atsy.
Raha toa aza ve ilay ray ka mampirafy ny reninao, mamono ny reninao, tsy manome hanina anao dia mbola mendr...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2007 14:42
simplex
(
26/04/2007 22:10)
# Didy faha-5: manaja ny RAD-nao mba ho ela velona enao
izany hoe ra tsy manaja RAD enao d mandika ny didin'A/tra ary koa tsy ho ela velona.
Io no didy voalohany tsy mikasika an'A/tra.
# Didy ...
tohiny
novalian'i prime ny 24/05/2007 10:05
niryna
(
26/04/2007 14:08)
Mahavariana ahy indraindray ny resaka ato fa mila porofo foana ny olona.Amiko ny tena tiana ho fantatra dia efa mahalala ilay porofo ilay olona matoa izy mitady ilay sary tsy misy porofo:roll:Mpaka sa...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2007 04:51
