Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 29/05/2007 22:27)
Misy Baiboly miisa 54 (Dikateny NIV) azo omena maimai-poana ho an'izay tena mitady sy liana ny handalina fa tsy mankahala Baiboly :)... tohiny
novalian'i prime ny 12/06/2007 08:15
sakaizakely ( 29/05/2007 21:40)
misy fandaharana mahaliana amin'i TF1 mitondra io lohanteny io ho an'izay te hijery. Nanomboka t@ 23h20... tohiny
novalian'i majesty ny 30/05/2007 07:54
nathie86 ( 29/05/2007 12:35)
[color=red]Quelle est la bonne attitude qu'il faut adopter face à une injustice sans oublier que si Dieu a en Horreur le péché, il aime le pécheur et veut qu'il se repente.[/color]... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:31
Fiffi ( 29/05/2007 06:09)
Somary lasa kely ny heritreritro raha nahita ny lahatsoratra tao anaty gazety androany hoe samy hivavahana daholo ny olona rehetra tam pentekoty iny nefa..... [i]« Que le travail du saint esprit o... tohiny
LazaDaddy ( 29/05/2007 03:00)
- Iza no faly? - Iza no tezitra? :)... tohiny
LazaDaddy ( 28/05/2007 10:36)
Rehefa mahita an'io lohateny io ny namana dia: - misy ny faly avy hatrany - misy ny te hanenjika avy hatrany - misy ny tsy rototra izay fotsiny ihany :) Raha mitady porofo ianao dia vaki izay... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/05/2007 23:10
xxx ( 28/05/2007 08:42)
Matetika izahay eto no diso hevitra, na disona ny hevitra lazainay. Ifonana aminao ny amin'izany. Ekenanay ny hadisoanay, ary vonona ny hanintsy ny dianay izahay. Izao anefa: ny tsy fahalalana no mah... tohiny
novalian'i namanao ny 07/06/2007 15:24
Fiffi ( 27/05/2007 20:04)
[i]Ny lakroa dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka tokoa manerantany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan'ny olona amin'izao fotoana izao dia ilay ampiasain'ireo f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:36
Fiffi ( 27/05/2007 16:22)
Zany hoe : nalefan'olona mail ho anaha ity de nalefako eto mba hiadiana hevitra...de ho zarazaraiko fa lava loatra.... Mitandrema tsara, tandremo ny hivelomanareo ny fiainanareo amin'ny "sakafo" ... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 08:35
xxx ( 26/05/2007 14:15)
1 - Raha jerena ny zava-misy dia tsy vitsy ireo olona no lasa tsy mino intsony. Ao ny milaza fa tsy misy Andriamanitra, ao ny miteny fa tsy ilaina intsony izany, angano io, sns.... Isika anefa mbola K... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2007 19:27
ronaldo09 ( 26/05/2007 12:21)
Zavatra niseho tao amina fiangonana protestanta iray tao Antananarivo,mpivavaka ao amilay fiangonana efa ho roa taona ilay ramatoa fa ny vadiny kosa dia tsy mpivavaka saingy tsy misakana ny vadiny h... tohiny
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:55
xxx ( 26/05/2007 12:12)
Ny fandinihan-tena manokana miaraka amin'Andriamanitra no tsy ampy amintsika ka mahatonga ny maro ho diso hevitra indraindray. Miverina matetika ny teny hoe: MANDINIHANA TENA, MANAOVA FANDANJALANJANA,... tohiny
novalian'i linarako2 ny 01/06/2007 17:14
mazavaloha ( 26/05/2007 00:15)
Mahavariana dia mahavariana ary dia tena mahavariana fa, Ny mpitondra fivavahana dia olona itokisan' ny olona, hametrahan' ny olona fitokisana ka na ny tsiambara-telo faran'izay lalina indrindra aza ... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2007 23:16
xxx ( 25/05/2007 16:32)
Tsy fanaratsiana akory ity fa fitantarana ny zava-misy, mba hampandinika antsika rehetra. Tao amin'ny fiangonana iray lehibe teto Antananarivo no nidirako indray andro. Fitiavana mba hijery ny zava... tohiny
lapino ( 25/05/2007 15:11)
Lasa toa dia mampiady ny baiboly rehefa jerena ny resaka nandeha tato ho ato izay. Ohatra ny mifanebaka izany daholo hoe : - baibolista = mitady izay toko sy andininy misy ny laoka androany - tsy ... tohiny
niryna ( 25/05/2007 06:05)
Nisy tovovavy jamba izay tsy tia ny tenany izy satria jamba.Tsy misy tiany daholo ny olona rehetra afats'ilay olon-tiany irery.Eo amin'ny mandrakariva ity tovolahy.Hoy izy raha mba mahita izao tontol... tohiny
novalian'i niryna ny 01/06/2007 20:40
niryna ( 24/05/2007 17:07)
Inona no fieritreretanao ny hoe fety Pentekosta? Ary ny Alatsinain'ny Pentekosta ,misy an'izany ve ao anaty Baiboly?Raha eny ,dia aiza ao anaty Baiboly ao no misy milaza andro Alatsinainy io na fanka... tohiny
ikaretsaka ( 24/05/2007 15:34)
ity tantara ity dia aza entina @ fo fotsiny fa ny zava mitranga teto no nataoko tantara! Ze voa aza tezitra fa ny zava misy no noraisiko ho fanoharana Tafiaraka tao anaty efitrano ny Katolika ,... tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 11:12
tsiafoi1 ( 24/05/2007 12:31)
Toy ny vola sandoka ihany [b]zavatra kely monja no tsy mampitovy azy amin'ny vola tena izy[/b]. Raha amin'ny lafiny finoana, Inona no mety kokoa [b]mamantatra ny mariky ny Tena izy ve za mamantatra... tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 10:49
ikaretsaka ( 24/05/2007 03:16)
Ity dia nataoko copy paste avy ary @ "hoy ny gazety" Marina fa fanazavana sy fampalalam-baovao tokoa izy ity kanefa misy resaka finoana dia mino aho fa tsy tezitra jefra raha asiako koa ato [quote... tohiny
novalian'i sonwin ny 07/06/2007 10:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.4545