Fivavahana, finoana
xxx
(
15/06/2007 18:49)
Misy voambolana fampiasantsika mahazatra tsy heverina velively fa hisy akony somary tsy dia tena tsara loatra eo amin'ny fiainam-panahy. Misy ohatra ireto lazaiko ireto, ary iezahana koa ny mba mani...
tohiny
novalian'i marozevo ny 25/06/2007 20:47
LazaDaddy
(
15/06/2007 03:46)
Maty ny vadin'i Billy Graham izay nanolo-tena tanteraka niaraka t@ vadiny ho an'Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara.
Fa ny manitikitika ny saiko dia toa "secte" ny fiheveran'ny ankamaroan...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/06/2007 04:15
Bita
(
14/06/2007 17:52)
Tany @ tany feno bibilava no mipetraka ireto fianakaviana kely ary vao avy niteraka tsy ela ilay ramatoa. Rehefa @ alina dia tonga ilay bibilava iray mandeha minono @ ilay ramatoa ary rehefa mitomany ...
tohiny
novalian'i Bita ny 19/06/2007 17:13
bobone
(
14/06/2007 07:02)
Atra de Fitiavana ary izay rehetra haterak\'Atra de tia!
de lasa hoa ny saiko , tsy mande lavitra isika ato anivon\'ny sera ihany!!! matoa ny olona iray manoratra ho anao de efa fitiavany anao manoka...
tohiny
novalian'i bobone ny 17/07/2007 07:07
ari.malala
(
14/06/2007 06:34)
Miarahaba indray,
Mba naika hametraka fanontaniana indray aho , fa rehefa namaky ny bokin'ny Salamo aho dia nahita ireo teny toy ny hoe selà, dia tsy azoko hoe inona kay ny dikan'ireny teny kely i...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/07/2007 19:17
majesty
(
14/06/2007 05:25)
Lasa mirongatra be ny hala-jaza aty Mada,ny antony dia tsy fantatra marina fa araka ny fanazavan'ireo mpitandro ny filaminana dia eny Ambohidratrimo eny no hanateran'ireo olona ny zaza nangalariny (ts...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/07/2007 20:07
xxx
(
13/06/2007 21:03)
Mba valio raha azo atao ireo fanontaniana manitikitika anay telo, mikasika [b]ny teny tsy fantatra[/b]
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m465e708d7220b...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2007 16:04
rrgmt
(
13/06/2007 14:02)
Noravan'ny fivondronana ny fivarotany dia nikatona tsy nisy intsony. Nitombo iray ny tsy an'asa8-)...
tohiny
novalian'i marozevo ny 16/06/2007 19:27
LazaDaddy
(
13/06/2007 11:17)
[b]Aoka ny olona niaina taty aorianan'ny nahaterahan'i Jesoa no resahina eto[/b] (lohahevitra hafa indray ny talohany).
Adihevitra fahita etsy sy eroa ny hoe: "raha i Jesoa irery no lalana mankany ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 08:07
majesty
(
13/06/2007 11:04)
Nahagaga ahy ny fihetsik'ity mpivaro-tena iray teny akaikinay.Notantarain'ilay rahavaviny miara-mipetraka aminy mantsy fa mialohan'ny handehanany hivaro-tena amin'ny hariva iny dia tsy maintsy mivavak...
tohiny
novalian'i majesty ny 20/06/2007 06:27
Ralay
(
13/06/2007 09:58)
Ny caummunauté Catholique Malgache de la Côte d'azur (CCMCA)dia hanao fivavahana firaisampinoana ho fankalazana ny fetimpirenena ny alahady 24jiona @ folo sy fahefany 10H15 ao @ trano fiangonana soe...
tohiny
novalian'i marozevo ny 14/06/2007 23:30
LazaDaddy
(
13/06/2007 08:11)
"Tsy misy mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalako" hoy i Jesoa.
=> "Intolerant" ve i Jesoa araka ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2007 17:05
ari.malala
(
13/06/2007 07:54)
Miala tsiny aho fa tsy aritro mintsy ity:
[quote]Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 11-06-2007 14:59:19
Lohateny : Re : azo sotroina ve ny toaka?
zao an!
misy teny ao à SM we: aza ho mamon-...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2007 01:14
hery
(
12/06/2007 09:17)
Tafiditra ka azo alahatra sy henoina ao amin'ny Radiovazogasy.com ny hira 94 an'ny Ankalazao ny Tompo.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=Ankalazao+ny+tompo
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 23:13
niryna
(
12/06/2007 06:17)
Ity misy tantara kely ho antsika rehetra na ny tanora na ny ankizy dia afaka zaraina ity:D
Indray andro izay hono nisy zazakely miandry ny fahaterahany.
Indray andro izy dia nanontany t@Atra.
...
tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:04
diamondra27
(
11/06/2007 12:44)
mitovy daholo ireo fa samy hafa
raha tsy hainao ny fihaviany dia mety avy @ satana izay
na ampiasain'ny satana le olona
ohatra don de guerison: misy mahay manasitrana
raha entiny hanasoavany ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 19/06/2007 21:53
soaihany
(
11/06/2007 09:45)
Miarahaba antsika mpiserasera rehetra ahoana ilay hatreha mahefa miamboha mahavita ity indray angaha le kely tsy azo dominena intsony; dia haverina eto koa va ny indulgence satria miditra hatramin ny ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 09:04
xxx
(
11/06/2007 05:35)
Misy nosy tany iray izay,ny mampiavaka an\'izy io dia ny mponina ao aminy,izay iray finoana avokoa (\"kristiana\" tsy ho lazaiko ny finoany);ka ny mahagaga ao amin\'io nosy io dia tsy mba ahitana fonj...
tohiny
novalian'i marozevo ny 23/06/2007 22:29
sitlo
(
10/06/2007 22:45)
1- Tsinjovy ny voro-manidina fa tsy mba mamafy na mijinja ireny ...
2- Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao....
tohiny
novalian'i naritsimba ny 14/06/2007 09:50
xxx
(
10/06/2007 14:53)
Isany miteraka olana matetika ny fandraisana izay voasoratra ao anatin'ny Baiboly noho ny tsy fitoviana misy. Ao no miseho mahay Baiboly, ary ao kosa no heverina fa tsy mba mahay. Dia eo no mipetaka n...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/06/2007 12:23
