Fivavahana, finoana

xxx ( 10/06/2007 10:38)
Afaka miaraka ve ny kristianisma sy ny famadihana na ny fomba nataon'ny razana taloha? Maro ihany mantsy ny milaza ho kristiana nefa manatanteraka ireny fomba isan-karzany ireny ka io no mahalasa ny ... tohiny
novalian'i Lyset ny 05/08/2017 14:23
xxx ( 10/06/2007 05:45)
Ary ankehitriny maniraha hamory ny Isiraely rehetra hihaona amiko any an-tendrombohitra Karmela,ary ny mpaminanin'i Bala dimam-polo amby efa-jato,izay mihinana eo amin'ny latabatr'i Jezebela.Ary nanke... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 15:27
linarako2 ( 08/06/2007 22:38)
Angamba tsy misy vola aloha ny mandefa sy mizara izay fahaizana noratovony amin'ny fivavahana.Tato ato dia tena tsy lasa mihitsy.Efa nisy nitaraina ihany hoe toa mivoana izy izany kanefa dia ny eo iha... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:56
paris10 ( 08/06/2007 08:38)
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsa... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/06/2007 20:29
Fiffi ( 08/06/2007 06:46)
[i]Les gens lisent la Bible depuis deux mille ans. Elle a obtenu, dans notre culture, un statut qu’aucun autre écrit n’a obtenu. Il y a plus d’exemplaires de la Bible sur la surface de la Terre... tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2007 13:41
marozevo ( 07/06/2007 18:32)
Ity mba misy fifampizaràna eh... hitako tetsy sy teroa. [quote]ETRE « BRANCHE » SUR DIEU. Voici six règles pour une bonne communication : 1. Une conversation téléphonique avec Dieu n’... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2007 21:57
xxx ( 07/06/2007 18:28)
Arak'ity voasoratra ity dia iza no afaka mba hanazava fohifohy. Deo14/25-26 "Dia hamidinao vola izany,ary hofonosinao ny vola ka ho entinao eo an-tànanao hankany amin'ny tany izay hofidin'i Jehov... tohiny
novalian'i marozevo ny 27/06/2007 18:50
xxx ( 07/06/2007 17:46)
Tsy fantatro na ato no tokony hanoratako ity na any @ hatsikana fa saingy nampisaina ahy dia hoy aho hoe: mety @ finoana ilay izy. Indray andro niditra tao @ magazay lehibe ireny ireto mivady niarak... tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 10:34
niryna ( 07/06/2007 15:01)
Misy resaka divay ao amin'ny TT sy ny TT vaovao,mitovy ve ny dikan'io divay io? [u]Testamenta Taloha[/u] Nisy mpanjaka mamo ary dia niboridana ka ny zanany no nanarona azy,iza io mpanjaka io? ... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/06/2007 07:25
sonwin ( 07/06/2007 11:15)
1- Fa isika kristianina katolika angaha tsy mandefitra mihitsy raha mahatsapa fa manana ny rariny? Na dia hita izao aza fa mety hiteraka korontana ilay "tsy fandeferana"? 2- Raha ny zon'olombelona no... tohiny
niryna ( 07/06/2007 07:17)
Mora tezitra lava ity zazalahy ka nomen-drainy harona kely feno fantsika .Isaky ny tezitra ialahy hoy izy dia fatsiho amin'ity ny fefy.Tamin'ny voalohany dia 37 no isan'ny fantsika nataony teo amin'ny... tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2007 04:54
LazaDaddy ( 07/06/2007 01:20)
Amin'ny zavatra rehetra atao sy kasaina (na amin'ny zavatra haintsika na amin'ny zavatra tsy haintsika) dia mila an'i Jesoa mpamonjy mandrakariva isika. [u]Ohatra tsotra azo raisina ny fakam-panahy... tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 10:38
marozevo ( 06/06/2007 19:18)
Dia tsy maintsy hoe hiantsoana olona be dia be toy izao ve (Cardinal Robert Sarah sy telo hafa mbola ho avy) vao hivaha ny olana. http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=8201 Miala tsin... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/06/2007 20:54
ari.malala ( 06/06/2007 11:42)
Hono hoa ry reto, tena tsy maintsy @ tanana havanana ve ny fanaovana ny Famantarana ny Hazo Fijaliana? tsy izany mantsy, fa rehefa mivavaka aho, ka matory eo antrotroako na mampinono an'i Ambinintsoa,... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2007 17:11
xxx ( 05/06/2007 18:39)
Tato ho ato dia voahenjika mafy ireo havana kristianina any Irak.T@ Alahady teo, raha sendra avy nanao lamesa ity pretra iray ity dia notifirin'ny sasany niaraka t@ Diakra anankiroa. Maty teo no ho eo... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2007 20:48
Fiffi ( 05/06/2007 16:52)
Ampy ve zany fanaraham-pivavahana am fijerana télé zany ? Gaga manko zah raha tafaresaka tam ireo mpikambana niaraka tamiko fa tsy tonga niangona intsony zareo...(olona 3) De nilaza ry zareo ho... tohiny
novalian'i marozevo ny 12/06/2007 08:37
diamondra27 ( 05/06/2007 13:18)
ndao indray we hiresaka an'io isika sandra nandeha zoo za taty france, la palmyre de asa na efa nisy nahita fa misy toerana izay ao de misy rano sy voay , de feno be de be ny vola ao = la monnaie=... tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 08:43
cristal ( 05/06/2007 07:39)
(l)(l)(l)Raha nanao tafika masina tany @ faritra Madihivato iny ny mpino maromaro tao @ FLM 67ha dia namangy tokatrano maromaro;nisy anefa tokatrano iray nalehan'izy ireo tsy dia mbola tao anatiny fin... tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2007 12:11
niryna ( 05/06/2007 06:28)
Ny fanazavana tamin'ny mbola kely fotsiny dia hoe nanohitra ny fiangonana nisy taloha ilay mpiangona tao dia nanorina fiangonana vaovao. Inona no notoheriny?Nisy zavatra tsy nety ve tao sa nisy zavat... tohiny
novalian'i niryna ny 12/06/2007 04:43
niryna ( 04/06/2007 07:32)
**Nandeha nandrato fianarana lavitra ity tovolahy.Nampitondrain'ny rainy Baiboly izy ary nafarany ny hamaky an'iny sy hanankina ny fiainany amin'Atra.Nety tsara ny fianarany nandritra ny taona roa,noh... tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 08:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4139