finoanoampoana

1. diamondra27 ( 05/06/2007 13:18)
ndao indray we hiresaka an'io isika

sandra nandeha zoo za taty france, la palmyre de asa na efa nisy nahita fa misy toerana izay ao de misy rano sy voay , de feno be de be ny vola ao = la monnaie= pièces

de manipy vola ao le olona de lasa ny eritreritro we: inona aza ny dikany?
hay hono le izy zany de we : karazana olona manao voeux ngah?

de zay , de ze mahalala mba tantarao raha misy ohatrohatran'izany any ho any
novalian'i prime ny 13/06/2007 08:43
2. xxx ( 05/06/2007 13:31)
Any Italy koa toa misy an'izay, fa ilay boay kely mitsimpona rehefa avy eo no tena paitra be
3. Fiffi ( 05/06/2007 13:53)
(la palmyre en charente-Maritime dép 17=
http://www.zoo-palmyre.fr/index_flash.html

tena efa tany koh zah.....de lasa ny heritreritro hoe "ka maninn raha misy ny voeux angatahana zany ka mi-se réalisé no tsy manao an'io daholo ny gasy rehetra ?
Fa zany no tena atao hoe minominopoana an ! de heno ny olona milaza fa hangataka harena....vady...sns...asa re...maheno an'zany ve le voay reo ?
4. andrea ( 05/06/2007 14:12)
de lasa koa ny fisainana vao nahita ilay forum ody fitia.. inona no maha samyhafa hafa ny finoana ody fitia sy ny finoana fa rehefa manipy vola anaty rano de ùahazo zavatra? mbo azavao oe ..
5. diamondra27 ( 05/06/2007 14:23)
Fiffi:

(la palmyre en charente-Maritime dép 17=
http://www.zoo-palmyre.fr/index_flash.html

tena efa tany koh zah.....de lasa ny heritreritro hoe "ka maninn raha misy ny voeux angatahana zany ka mi-se réalisé no tsy manao an'io daholo ny gasy rehetra ?
Fa zany no tena atao hoe minominopoana an ! de heno ny olona milaza fa hangataka harena....vady...sns...asa re...maheno an'zany ve le voay reo ?

___________________________

:-D:-D:-D

tena misy mino mihintsy akia ry fiffi a!
de we aza kotabaisina aloha izy

=========>ka efa we vo(h)ay zany ve de tsy hisokatra ny fahasoavana :oops::oops:

6. diamondra27 ( 05/06/2007 14:27)
la le ody fitia zany ry andrea raha mbola tsy nahita ianao dia tena ody no lalaovina, zany we: misy zavatra atao anaty sakafon'ilay olona tianao tiavina etc etc
ity koa arahina asa ihany ary tena ianao mihintsy no acteur

fa le finona manipy vola iny ndray zany de finoana tsotra zao e!arahina asa de miandry ny vokany we: oviana no ho tanteraka
na mety mba handrakandrana ihany koa sao de mba...
7. ari.malala ( 05/06/2007 14:39)
za vao haingana no nomen'olona hazo, arbre sacré hono, avy any avaratra any angaha, tsy haiko marina, fa toa hoe nanao voeux hono angaha izany couples izany hoe raha mahazo zanaka dia tsy haiko zay nataony, de to nahazo zanaka ilay olona, dia toa lasa arbre sacré ilay hazo... tsy haiko e, fa izaho tsy nino ary nariko ilay ftinkazo satria Andriamanitra irery no afaka manome izay angatahiko raha mifanaraka @ sitrapony.
8. xxx ( 05/06/2007 14:55)
xxx:

Any Italy koa toa misy an'izay, fa ilay boay kely mitsimpona rehefa avy eo no tena paitra be

ka raha tsisy an'zany kosa tsy minan-kanina le vahiny koa 8O, indrindra le tsisy paps ireny!!

9. karinah ( 05/06/2007 15:00)
diamondra27:

la le ody fitia zany ry andrea raha mbola tsy nahita ianao dia tena ody no lalaovina, zany we: misy zavatra atao anaty sakafon'ilay olona tianao tiavina etc etc
ity koa arahina asa ihany ary tena ianao mihintsy no acteur

fa le finona manipy vola iny ndray zany de finoana tsotra zao e!arahina asa de miandry ny vokany we: oviana no ho tanteraka
na mety mba handrakandrana ihany koa sao de mba...
izany ve de mandaitra :?::roll:, raha ny objet no mandaitra ka tsy loza!:lol:

na izany manipy vola izany koa aza, zah indray ry reto superstitieuse fa kosa tsy mba tia mi-pratiker an'ireny kizava-javatra ireny ah ! tsy aleo ve mivavaka eh? :lol:


10. diamondra27 ( 05/06/2007 15:03)
De zao koa: any @ Abbaye de Mortmer misy toerana zany de we: raha mila vady de makany manao voeux , fa tsy maintsy manambady ao anatin'iny taona nanaovana voeux iny

zavatra hita daholo izany, curiosité fa tsy midika akory fa mino aho
11. andrea ( 05/06/2007 15:06)
Ok mazava mety handaitra raha asiany drogy na zavatra tsy fihinana ny sakafo..
Ny ahy manko ny efa hitako eo akaikiny tranonay taloha nisy an'i rakotokomorianina malaza mpanao fanafody gasy .. bestaka ny olona tonga mangataka ody any aminy .. dia tsikilovinay ao amin'ny varavaran-kely fa tsaramaso no hatsipitsipiny de mody mimenomenona izy avy eo .. :-D :-D
12. karinah ( 05/06/2007 15:19)
andrea::-D:-D:-D:-D:-D, zara tsy vôtoraka nytsaramaso tany ndry fa ! :-P:lol::°):oops::wink:

13. diamondra27 ( 05/06/2007 15:26)
andrea:

Ok mazava mety handaitra raha asiany drogy na zavatra tsy fihinana ny sakafo..
Ny ahy manko ny efa hitako eo akaikiny tranonay taloha nisy an'i rakotokomorianina malaza mpanao fanafody gasy .. bestaka ny olona tonga mangataka ody any aminy .. dia tsikilovinay ao amin'ny varavaran-kely fa tsaramaso no hatsipitsipiny de mody mimenomenona izy avy eo .. :-D :-D


ireny no atao hoe: mpanandro de misy izy ireny mpisoloky fotsiny, manararaotra ny fahavoazan'ny hafa
14. Fiffi ( 05/06/2007 16:17)
heu....fa naninona aloha no natao tato am fivavahana sy finoana ity ?

[size=16]Raha misy fangatahana tianao hatao de eo foana Andriamanitra....aza misalasala fa ozy hoe "zay mangataka de omena , zay mitady de ahita ![/size]
15. marozevo ( 05/06/2007 16:35)
Le any Italie efa hitako koa, ka izao le izy : Izay vahiny, hono, na italiana ihany fa tsy mipetraka ao Roma, raha manipy vola madinika ao, dia sûr fa ho tafaverina ao Roma. Dia be dia be no manao an'izany, saingy ny ankabeazany hitako eo, fa te-hampiresaka sy hilalao fotsiny. Za tsy nanipy, nefa efa niverina in-telo tany Roma aho hatrizay nialako tany.

Fa le vola madinika atsipy aho kosa aloha tsy ho an'izany boay kely izany fa alain'ny commune eh... Efa misy mpiandraikitra mihitsy ilay izy.

Fontana di Trevi no anarany, raha sendra hitanareo any ho any. Tadiavo ao am google ange eh.
16. Fiffi ( 05/06/2007 16:42)
marozevo:

Fa le vola madinika atsipy aho kosa aloha tsy ho an'izany boay kely izany fa alain'ny commune eh... Efa misy mpiandraikitra mihitsy ilay izy.
ho fikarakarana sy ny fanomezan-tsakafo an'le voay....


17. marozevo ( 05/06/2007 16:51)
Tsy le voay anie io lazaiko io ri Fiffi fa le any Italie eh... Hikarakarana ilay toerana, satria raha mankany ianao dia ho hitanao fa tena toerana tsara karakara ilay izy.
18. Fiffi ( 05/06/2007 16:53)
marozevo: miala-tsiny aza an ! fa aleo jerevako kalou io aza .
19. marozevo ( 05/06/2007 16:57)
Tsy misy tsiny izany re fa mba fanitsiana kely fotsiny ah...

Tsara be daholo ny sujet sokafanao.
20. Fiffi ( 05/06/2007 17:59)
marozevo: misaotra anao ! :)

heu...am teny Italiana le izy de tsy azo....

http://www.roma2000.it/trevi.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7829