finoanoampoana

21. niryna ( 06/06/2007 06:52)
ari.malala:

za vao haingana no nomen'olona hazo, arbre sacré hono, avy any avaratra any angaha, tsy haiko marina, fa toa hoe nanao voeux hono angaha izany couples izany hoe raha mahazo zanaka dia tsy haiko zay nataony, de to nahazo zanaka ilay olona, dia toa lasa arbre sacré ilay hazo... tsy haiko e, fa izaho tsy nino ary nariko ilay ftinkazo satria Andriamanitra irery no afaka manome izay angatahiko raha mifanaraka @ sitrapony.

Raha resaka finoanoampoana io dia mbola betsaka ka na ny any amintsika fotsiny ihany aza,saingy rehefa miresaka an'io ny olona dia hoe aza-mahaka-doza.Ohatra hoe tsy mahazo manao an'izao, tsy mahazo manao sakamalao ao anaty paosy fa lasa maro tanana ny zaza,tsy mahazo mandika famaky fa lasa sima ny zaza,tsy mahazo ,tsy mahazo.Manatitra vatomamy eny amin'ny fasan'Andriana Amobhimanga,tena mbola sarotra be ilay izy fa dia anjaran'ny tsirairay no mieritreritra.Amiko koa aloha dia Andriamanitra irery no hianteherako.

22. marozevo ( 06/06/2007 07:26)
Hoy ilay site natoloytr'i Fiffi :
Uno dei simboli di Roma, la settecentesca Fontana di Trevi, felice connubio di classicismo e barocco, progettata da Nicolò Salvi, è recentemente tornata ai suoi originari splendori dopo il restauro durato diversi anni. La fontana è appoggiata a Palazzo
Poli, che verrà adibito a Museo Nazionale degli Strumenti per l'incisione e la stampa. La leggenda dice che se un turista lancia una moneta nella fontana voltato di spalle ritornerà di sicuro a visitare la città eterna.


Raha atao dikan-teny malalaka :
Un des symboles de Rome, la 7 centenaires source de Trévi, un fruit de la collaboration du classicisme et du baroque, conçue par Nicolas Salvi, est recemment revenue à ses speldeurs originelle après la restauration pendant des années. La fontaine (source) è accollée au palais Poli, qui se voit accordé au musée national des instruments d'incision et de la presse. La legende dit che si un touriste lance une monnaie dans la fontaine, dos à la source, il retournera sûrement visiter la ville etérnelle.
23. nikopol ( 06/06/2007 08:08)
Ny finoana rehetra rehefa tsy dia fantatra loatra dia azo lazaina fa finoanoampoana daholo :

za zao nahita silamo roalahy namelatra tapy dia niondrika be tamiza nijery baolina indray andro dia nimeme, satria za notaizana tamin'ny kristianisme dia mety nieritreritra fa tsy misy dikany ilay ataon-dry zareo.

Misy olona zao mimeme isaky ny mahita mpanao baolina manao amin'ny anaran'ny ray alohan'ny hiditra terrain.

Misy olona manositra menakosy alohan'ny hande any amin'ny olona hafa ..

zany hoe : miakina aminy fomba fijery daholo io, fa rehefa mety finoana dia azo antsoina hoe finoanoampoana

Dinio tsara nge ny rituel rehetra n'ny mpivavaka e ! raha tsy mpivavaka ianao na manana fijery misy recul dia ho hitanao fa "symbolisme " daholo no betsaka




24. sonwin ( 06/06/2007 08:48)
samy manana izay inoany koa io fa tsy tokony atao kilalao sy hihomehezana ny an'ny hafa. Izay no hitany fa mahasoa azy fa tsy hoe rehefa "tsy kristianina" na mifanohitra amin'izany dia finoanoam-poana.

25. marozevo ( 06/06/2007 09:31)
Izay no tena izy
26. prime ( 06/06/2007 11:47)
Betsaka tokoa ny tantara toa an'io, eny fa na eto Dago fotsiny aza, isaky ny doany dia misy fomba maro isankarazany...

Amiko tsy finoanoampoana ireny fa tena finoana mihitsy fa ilay andriamanitra ivavahana no hafa... mampatsiahy an'ilay mpampianatra filôzôfy natao hoe Rafilô be tao @ Pata izay rehefa mampianatra momba ny etika sy ny finoana izy hoe na iny taolan'akoho avy nofiahinao iny, na iry rotsan-kazo hitanao iry... sns... rehefa inoanao ka ivavahanao ary hasininao amin'ny rà sy ny fombafomba dia ho avy aminao ny fanahy ka hamaly anao, saingy tsy fanahin'Andriamanitra no hamaly anao eo...
27. diamondra27 ( 06/06/2007 12:06)
momba ny finoana silamo
ity misy tantara kely:
t@ za niasa taloha de nisy silamo izay tao @ centre d'hébergement niasako, za moa zany tsy mahalala zay ataony ao an-tranony ao we @ firy izy no mivavaka sns fa fotoana tokony nanaovako état des lieux t@izay de ni-sonner za satria efa RDV, de izy zany kay nivavaka tao, de niditra aho ary voahitsako le tapis fivavahany(izay tsy nesoriny fa teo akaiky ny varavarana fidirana)
ny fahitako le fomba fihetsiny no nahatsapako hoe: tsy faly t@ le tapis izy satria fitaovana sacré aminy iny nefa de voahitsako + maty hasina
Dia niala tsiny aloha za t@izay
(de afaka nanao ny asako ihany avy teo)

le tapis izany tapis iankohofany refa mivavaka izy.
28. marozevo ( 06/06/2007 13:00)
le tapis izany tapis iankohofany refa mivavaka izy.

Fitaovana masina ny tapis eto, fa tsy hoe io no iankohofana. Toy ny hoe alitara na ôtely amin'ny Fiangonana Kristianina. Manana hasina (sacré) izy fa tsy hoe izy no fototra.
29. diamondra27 ( 06/06/2007 13:47)
marozevo:

le tapis izany tapis iankohofany refa mivavaka izy.

Fitaovana masina ny tapis eto, fa tsy hoe io no iankohofana. Toy ny hoe alitara na ôtely amin'ny Fiangonana Kristianina. Manana hasina (sacré) izy fa tsy hoe izy no fototra.



yeee zay mihintsy ny tiako lazaina ka

taiza koa no nisy olona mivavaka @ tapis?:oops:
Misaotra nanamafy ny tiako ho lazaina
30. ikaretsaka ( 06/06/2007 16:15)
ny atao hoe finoana (finoana hoa fa tsy voatery ho kristianina an) dia ny fahafantarana fa misy misitery tsy takatry ny saina ao nefa mety sy mamokatra ary mandaitra ka ekena ny fisiany!
31. dailynews ( 06/06/2007 18:51)
raha kristiana ny olona iray dia ny voalazan ny TA no tokony hinoany fa tsy saka mainty mahatonga loza, na ny nomerao 13 mahatonga olana, na lasa boka ny zaza raha toa ka mandingana famaky rehefa bevohoka sns....
32. marozevo ( 06/06/2007 19:03)
dailynews > Fa misy an'izany koa ve ? Mbola tsy henoko indray izany.
33. dailynews ( 06/06/2007 19:22)
marozevo> be dia be ny zavatra hinoan ny olona ary tsy ireo ihany fa amanarivony angamba raha hisaina ny erantany.

ny olana amin ny finoanoampoana dia izao: tsy hanazava aho fa aleo ity TA ity no hanazava azy.
ohabolana 10:24=> ny TAHOTRY NY RATSY FANAHY HIHATRA AMINY fa ny irian ny marina kosa homena azy.

koa raha hino ihany tsy aleo ve ny TA sy ny zavatra mahasoa no hinoana fa hihatra amin ny tena?
rehefa tsy minomino ireny ny olona iray dia tsy hanampahefana aminy akory io zavatra atahorany io.
34. ikaretsaka ( 07/06/2007 03:27)
ny atao hoe finoana= fanekena ny zavatra misitery sy tsy mazava!
35. Fiffi ( 07/06/2007 06:19)
ikaretsaka:

ny atao hoe finoana= fanekena ny zavatra misitery sy tsy mazava!
an ? ary ny zavatra marina ? hita maso sy azo tsapahin-tanana ?


36. Fiffi ( 07/06/2007 06:20)
ny fahamarinany ?
37. diamondra27 ( 07/06/2007 07:02)
hoy ny tenin'Atra manao hoe: mampahory ny tahotra

Antsoy sy miraisa @ Atra ary matokia Azy tanteraka fa tsy hanantahotra intsony ianao

Matoa mbola matahotra dia tsy ampy firaisana @Atra izany.

Misaotra an'i Daily fa izay no tiako hihaviana sy hamaranana ity moha-hevitra ity
38. nathie86 ( 07/06/2007 07:08)
ka lay hoe sambatra izay mino nefa tsy mahita zany aôna ry Fiffi:?::)
39. prime ( 07/06/2007 14:23)
Izaho mahita hoy aho fa tsy finoanoampoana ireny fa tena finoana latsaka anaty any anatin'ilay olona mihitsy...

Fa tena mitombina ny voambaran'i daily sy diams ireo fa rehefa hino ihany tsy aleo ilay tena Izy toy izay ireo fanahy maro misandoka ireo? asa nefa...

Hoy ny voasoratra amin'ny anaran'i Jesosy Kristy :

"...Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao." Asan'ny Apostoly 16:31

40. ikaretsaka ( 07/06/2007 15:20)
Fiffi:

ikaretsaka:

ny atao hoe finoana= fanekena ny zavatra misitery sy tsy mazava!
an ? ary ny zavatra marina ? hita maso sy azo tsapahin-tanana ?


Ny zavatra hita sy tsapa.. tsy inoana intsony fa prouve (misy accent ny e) . tsy mipetraka ny doute, tsy mipetraka ny misitery.

voaporofoko sy tsapako fa misy ordi eo alohako,dia tsy minomino sy mi douter aho satria haiko ny manazava azy!

fa raha tsy voaporofoko fa misy angatra hono ao aorinako ao fa sendra misy olona miteny anahy izany, dia mi douter aho, ary mety mino, mety tsy mino!
fa mi douter foana kosa anefa satria tsy haiko ny manazava io finoako/tsy finoako io


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837