finoanoampoana

41. prime ( 12/06/2007 10:01)
Ika> Raharaha izany voalazanao izany satria anisan'ny fototry ny tsy finoana sy ny péché originel ny "doutes"... ny nahavoa an'i Adama sy Eva dia io fisalasalàna io raha tsy hilaza afatsy ireo...
42. ikaretsaka ( 12/06/2007 21:54)
dia miverina amin'izay isika ry prime
doutes= fisalasalana--->mahatonga ny finoanoampoana
finoana=fanekena
43. prime ( 13/06/2007 08:43)
Ika> Ohatry ny tsy tena mitovy hevitra amin'ise aho satria ny fahitako azy indray, ny doute efa endrika tsy finoana mihitsy...

Ny olona lazaina fa minomino foana nefa raha ireo ambony ireo no hamaritana azy dia hitako hoe tena olona mino mihitsy (na dia tsy Kristy aza no inoany)... efa nanatrika doany tsy indray mandeha aho fony mbola tsy nifoha ary mahalala tsara fa tena tsy finoanoampoana fa misy fitahiana (feno fitaka) amin'ireny... tsy vitsy ny olona mandray fitahiana avy eo no mifandrombaka handray tromba sy manao fanatitra araka izay fitahiana azony (akoholahy mena, zanak'ondry, zanak'osy, zanak'omby...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1365