Fivavahana, finoana

mandrak ( 13/07/2007 21:18)
nareo vé mba mino ny vendredi 13? rah @ko manokana de otrany tena mino any za satry, rah nakany @ ville za t@ atohandro dé tsy aona tsy aona eo dé nisy mandona avy ao arina rah ny janona teo @ ny ... tohiny
novalian'i zoab ny 27/11/2007 16:24
maholykely ( 13/07/2007 12:21)
ahoana no fandraisanareo ny fivavahana temoins satria manko tena milaza ry zareo fa marina ny azy ... tohiny
niryna ( 13/07/2007 08:27)
Ny lainga nataon'i Satana voalohany indrindra tamin'i Eva dia ny hoe "tsy ho faty ianao"(Gen 3:4) Vovo-tany no namoroanan'i Jehovah Atra ny olona ,ary nofofoniny fofoanaina mahavelona ny vavorony ;di... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 00:45
vavahady ( 11/07/2007 09:34)
miarahaba antsika rehetra, indrindra ianareo rahalahy ao amin'ny tompo! zaho aloha de vao haingana aho no tafiditra ho mpikambana ato , fa rehefa nahita ity dinika ity ahako de misy fanontaniana tsy... tohiny
niryna ( 11/07/2007 06:33)
Raha asiana mifidy ianao,inona no manome anao fifaliana? fahasalamana, fahafahana,vola sa zavatra hafa? Raha mijery ny tarehintsika eo amin'ny fitaratra isika :Inona no tazantsika? moa ve mahita sori... tohiny
novalian'i boraingy ny 27/07/2007 16:18
bobone ( 10/07/2007 08:04)
Ity Soratra masina ity de tena fanehoana ny fifankatiavana tanteraka hita ato ny fampakaram-bady ! hita ao ny anatra ho an'ireo izay hanaitra ny fitiavana izay mbola matory!(2/7d) asa ianareo raha mio... tohiny
novalian'i Lisano ny 03/08/2007 15:43
marozevo ( 09/07/2007 23:22)
[i]Sady atolotra ho an'ikaretsaka any am-panaovana vakansy ity, no atolotra hodinihintsika koa, mianga amin'ireto teny tsipihina ireto :[/i] Nanjavona ny olon-kendry tia fihavanana Manda aron'ny t... tohiny
diamondra27 ( 09/07/2007 16:03)
http://www.midi-madagasikara.mg/ dia ahoana ny toy izao? resaka don tena izy ve zany io sa tsia? Ahoana koa zany manao fati-drà zany? de maninona tsy mahazo mihinan-kisoa? Misy mahalala ve... tohiny
diamondra27 ( 09/07/2007 12:45)
http://www.grouperindra.net/Source/diapo-1.html samia manome ny heviny ny ahy moa zany de : vao nahita ity site ity aho dia mba nihaino MP3 , de avy eo nijery page hafa de nahita an'ity de mbola t... tohiny
ari.malala ( 09/07/2007 06:19)
Isika dia mahalala fa ny LAmesa dia miantomboka @ antsa fanombohana ka miafara @ antsa fanirahana (hoan'ny katolika io teneniko io a!) samy mahalal aiany koa isika fa ny Tenin'Andriamanitra sy ny Tena... tohiny
majesty ( 09/07/2007 06:01)
Foko anankiray eny akaikin'i Pakistan iny no misy azy,karazan'irony finoana Musulman Ismaëlite irony ny finoana arahan'izy ireo,ny tena mampiavaka azy ireo dia ny salam-pahavelomana ao @-ndry zareo d... tohiny
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 22:30
bosista ( 07/07/2007 17:44)
Manaona daoly, tsy haiko na efa nisy niresaka ity resaka ity na tsia fa sendra nanitikitika ny saiko lay izy de tsy hitako koa we aiza no hitadiavako azy ato, dia miala tsiny, izao lay izy:ny fampian... tohiny
novalian'i booboo ny 04/08/2007 15:22
sitlo ( 06/07/2007 23:05)
Taloha aho saika nanao tatoo dia nanontany ny namako dia hoe satanika ireny. Dia nanontaniako an'i mamanay dia hoe eny. Dia nomeny ref tam baiboly aho, dia okay izany hoy aho. Dia tsy nanao. Ary ny... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/07/2007 20:35
xxx ( 06/07/2007 13:01)
1- Havantiana tsy iaraha-monina 2- Ny vola tsy maha-mpihavana ( Taloha no hoe aleo very vola toy izay very havana ) 3- Ny vinanto sy ny rafozana 4- Ny famadihana sy ny mpanandro 5- Tsy mahay mif... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/07/2007 17:39
niryna ( 06/07/2007 06:21)
Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela ny fahavaloko aho(na ny olona manana ady amiko,na ny namana nivadika tamiko,na ny olona nandratra ny foko,na ny hafa nanao toetra tsy zaka,sns):cry: [i]..Fa rah... tohiny
novalian'i tslem ny 20/07/2007 08:59
ikaretsaka ( 05/07/2007 22:29)
Ok, aleo atao hoe ny "fetran'ny azo atao sy ny tsy azo " ilay izy ho an'izay kamo hamaky! resaka efa mpandeha eto ity fa aravoko ato aby ! Hatraiza sy hatramin'ny ahoana ary hatramin'ny inona no ... tohiny
ari.malala ( 05/07/2007 14:19)
Raha misy ngamba ny olona tsy hahazo izany fanjakan'ny lanitra izany dia ny secretaires sy ny standardistes... itako am cas ko mantsy, asaina mandainga lava izao! olona eo fa tsy te hiresaka am le mpi... tohiny
novalian'i niryna ny 19/07/2007 04:37
xxx ( 04/07/2007 05:07)
Io no anaran'ilay nosy kely nolazain'i xxx ary ambany ary,izay Kristiana avokoa ny mponina ao aminy,ka tsy mba ahitana mpitandro filaminana toy ny zandary na pôlisy na miaramila any,ary tsy ahitana f... tohiny
novalian'i marozevo ny 06/07/2007 21:00
gasynamana ( 03/07/2007 23:01)
Somary lasa ihany ny saina manaraka ny resaka rehetra eto ka manontany tena hoe: Inona no tadiavina eto? Mbola hitadiavana izay mahasoa ve ity dinika ity sa izay mahafinaritra fotsiny? Sehet... tohiny
novalian'i cutie ny 09/07/2007 20:06
gasynamana ( 03/07/2007 21:28)
Miarahaba antsika indray e! Somary sahirana kely aho hiditra amin'ny resaka efa nisy teto hatramin'izay fotoana tsy naha teto ahy izay, ka ity mba misy zavatra tsy azoko ka ilaiko fanazavana kely. M... tohiny
novalian'i rrgmt ny 20/07/2007 12:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1472