ahoana indray ity
1. diamondra27
(
09/07/2007 12:45)
http://www.grouperindra.net/Source/diapo-1.html
samia manome ny heviny
ny ahy moa zany de : vao nahita ity site ity aho dia mba nihaino MP3 , de avy eo nijery page hafa de nahita an'ity de mbola tsy manan-kevitra ...
samia manome ny heviny
ny ahy moa zany de : vao nahita ity site ity aho dia mba nihaino MP3 , de avy eo nijery page hafa de nahita an'ity de mbola tsy manan-kevitra ...
novalian'i diamondra27 ny 15/07/2007 16:26
2. diamondra27
(
09/07/2007 12:49)
mbola variana mihaino hira mitohy
de mazotoa koa mihaino MP3 nareo an!
mbola ho avy hanome hevitra
de mazotoa koa mihaino MP3 nareo an!
mbola ho avy hanome hevitra
9. cutie
(
09/07/2007 13:43)
tsy ratsy alou le article ry diams, sady efa prog n'i ravalo hatramizay io fanatsarana ny environment io,moa etsy an-daniny ny adventintsa efa manampy be koa,ka irariana mba handray anjara koa ny sasany :D:lol:
10. ikaretsaka
(
09/07/2007 13:47)
« Les gens jugeront de votre foi à l'apparence de vos bâtiments. Elevez aussi le Christ dans vos lieux de culte ».
Ravalomanana:
io no mba nahatahitra ahy tao!
Ravalomanana:
io no mba nahatahitra ahy tao!
12. tsiafoi1
(
09/07/2007 14:25)
merci aky Diams fa tara be le vaovao zany an!
Aleo aloa ankafy hira
Aleo aloa ankafy hira
13. diamondra27
(
09/07/2007 15:12)
misaotra anareo rehetra nankafy fa za mbola tsy naheno le hira rehetra hatr@izao aloha :-D:-D
mahafinaritra daholo le izy.
cutie: za zao tsy mahay manao we: ahoana ny atao raha hifidy le hira etsy ambany reo fa le misy casque ihany no henoko ny sasany , de naleo nihaino hira misesy...
De mba azondry atoro ve akia we: ahoana no tokony atao?

15. diamondra27
(
09/07/2007 15:29)
cutie: itandry misy tableau iny eo de misy hira be de be , de ao @ireo misy hira tiako henoina
ye iny
de aona?
ye iny
de aona?
16. cutie
(
09/07/2007 17:13)
ni cliquer-ko indroa teo @ le mp3
de nipoitra teo daholo izy rehetra, de misy casque eo @ le feon'ny faminaniana ka ,mitovy le sasany ery ambony ery ihany :lol:
de nipoitra teo daholo izy rehetra, de misy casque eo @ le feon'ny faminaniana ka ,mitovy le sasany ery ambony ery ihany :lol:
19. gasynamana
(
09/07/2007 20:37)
Ny ivavahana dia ny tsy anafangarona ny resaka politika (hanamafisana ny fahefan'ny tena) amin'ny resaka finoana.