ahoana indray ity

21. ikaretsaka ( 09/07/2007 21:28)
amen Gasynamana
22. cutie ( 09/07/2007 21:34)
manin no tsy azo afangaro ny politika sy ny fivavahana:roll:
23. marozevo ( 09/07/2007 22:10)
Tsy afangaro ireo, nefa koa samy manao ny asa manandrify azy hanasoavana ny fiaraha-monina.

Ilain'ny Fiangonana mihitsy kosa ny fankaherezana avy amin'ny mpitondra Fanjakana eh....

Fa izaho mbola tsy mahita ilay hoe "henoina" ry reto ah.... Aiza amin'io le izy ?
24. cutie ( 09/07/2007 22:14)
cliquer indroa le musique mp3:)
25. marozevo ( 09/07/2007 22:23)
Efa hitako tampoka teo fa misaotra anao.... Fa tsy maintsy hoe asesy ve sa azo tsaingatsaingana ?
26. cutie ( 09/07/2007 22:29)
azo tsaingotsaingona:D
27. cutie ( 09/07/2007 22:34)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 09-07-2007 23:34:46
Lohateny : Re : ahoana indray ity
manin no tsy azo afangaro ny politika sy ny fivavahana

aza valiana tsony fa efa nisy namaly za ( tany ho any ):D
28. marozevo ( 09/07/2007 23:24)
Dia inona no valiny hitanao tany ho any ?
29. cutie ( 09/07/2007 23:25)
tsy azo afangaro :-D
30. marozevo ( 09/07/2007 23:34)
ie... marina izany.
31. niryna ( 10/07/2007 05:10)
misaotra aky diamondra a,tsara be ilay hira.:D
32. bobone ( 10/07/2007 05:35)
Marozevo:miombon-kevitra aminareo zaho fa tsy azo hafangaro ny politika sy ny fivavahana fa kosa ny Fiangonana afaka tsara mitondra am-bavaka ny Firenena araka ny tenin'iMarozevo fa misy tsy mandeha @ izay tokony ho izy io fa samy tia mitsabaka na ny andaniny na ny nankilany de lasa misavoritaka ny vahoaka
33. niryna ( 10/07/2007 05:57)
Sady afaka mihaino ilay hira no afaka mamaly ny namana :D
34. diamondra27 ( 10/07/2007 06:54)
marozevo ngah tsy mamaky fa za koa aza tsy nahalala tsara we atao ahoana ny fihainona le hira mitsatsaingoka , de efa novalian'i cutie :-P

gasynamana: ka eo indrindra isika izao , ravalo t@ fandalovany taty t@30/09 /06 niteny anay an'io hoe: tsy azo afangaro ny fivavahna, polotika ary ny firazanana

ika: :D tokoa anie zany
niryna: Atra no isaorana nanoro ahy an'io sy nampizara ahy taminareo

bobone: zay aloha de marina e! ny fivavahana ange natao foana na dia ho an'ny fahavalo aza e

tsiafo1: mahereza hatrany mihaino hira sy @ asa
:-*:-*:-*:-*
35. bobone ( 10/07/2007 07:18)
Diams: tena tsara le hevitra kah sady voky ny fanahy no vita ny dinika no afaka manao zavatra e!
Niryna: misotra le torohevitra fa tena voaray e!
milay an!!!! akafiziko mihitsy le hira kah!!! lasa nahavita hira vaovao aza aho!!! misoatra Diams an!
biz kely aloha enao e!(l)(l)(l)
36. diamondra27 ( 10/07/2007 17:27)
bobone:ye afaka manao zavatra hafa , manao raharaha ohatra
37. marozevo ( 13/07/2007 17:15)
Miha mitombo ihany ny hira sy kalokalo azo henoina aterintsika eto. Misaotra an'izay nanolotra rehetra... Ny misafidy indray no manahirana fa samy tsara daholo.
38. diamondra27 ( 15/07/2007 16:26)
marozevo: manahirana ahoana ny misafidy?
ampifandimbiaso isanandro de mety foana io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.035