Fivavahana, finoana
Kwasi
(
17/08/2007 11:56)
... batisa ny mpianany e?
Dia ho hadinon'izy 4 mirahalahy ve ny nanoratra izany raha nisy, eny fa na dia ohatra aza hoe batisa natao t@ mpianatra anankiray fotsiny aza?
Sa iza no nanao baatisa a...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2007 21:50
fijo
(
16/08/2007 23:00)
azafady ,fa nisy dinika nalefako teto omaly momba ny namana,ary efa nisy namaly,"fasaly ngamba izy izay,nefa dia tsy tazako intsony????
sao nisy namindra le izy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/08/2007 22:21
niryna
(
15/08/2007 12:54)
[i]Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina,fanehoana ny zavatra tsy hita[/i] Heb 11:1
Saika ao hita ao amin'io Heb 11 io daholo ny karazana finoana ka nahatonga ireo olona hanaraka...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/08/2007 06:56
ikaretsaka
(
15/08/2007 11:04)
Assomption androany!
Betsaka no tsy miasa... hanajan'ny Katolika ny Reniny, nakarina any an-danitra !...
tohiny
novalian'i mimich ny 29/08/2007 08:18
gasynamana
(
15/08/2007 09:57)
Tsy misy ny fifanakalozan-kevitra vanona raha ohatra ka tsy misy ny fihainoana. Mbola ilaina ve ny miresaka amin'ny olona tsy mba vonona ny hihaino ny hafa? Mbola ilaina ve ny mamaly ny resaky ny olon...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2007 23:24
niryna
(
15/08/2007 00:44)
Miala tsiny fa tsy fantatro ny fiantso azy amin'ny teny gasy.Ny "Catholic charismatic" inona no dikan'izany?
Miaraka amin'ny kato. rom. sy ny kato. orto. ve io?
Inona no tanjony na tsy mampitovy azy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2007 05:33
gasynamana
(
15/08/2007 00:05)
Ny teny no naharian'Andriamanitra ny zava-boaary rehetra.
Ny teny dia mahatsangana amin'ny maty
Ny teny dia mampitony ny onjan-dranomasina sy ny rivo-mahery ....
Ahoana ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:02
Papoose
(
14/08/2007 22:47)
Tsy haiko na efa resaka nandeha tato ity na tsia fa tsy azoko mihitsy dia anontaniako, dia tsy haiko koa na ato na tsia no tokony hametrahana azy!
T@ herinandro zah nahita documetaire mikasika an'i...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2007 22:03
ari.malala
(
14/08/2007 13:36)
hono hoa, inona no mahasamy hafa ny Katolika Romana sy ny Katolika Ortodoksa? Mitovy ve ny conception ny Eokaristia @ ireo? Ary ny Anglikana ve Katolika iany koa? misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2007 23:33
piste
(
13/08/2007 23:34)
Tsy haiko na eto no tokony hametrahana an`ity fa alefako ihany. Efa azontsika atao ny mamaky ny gazety Lakroan`i Madagascar on-line. Ity ny site :
(www.lakroa.org).
Izay fa dia mazotoa....
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/08/2007 23:29
salmo1
(
13/08/2007 13:43)
Tato ato dia mahatsapa aho fa Jesosy Kristy dia; mahafinaritra, enjana, mahery, mahay minamana, satria rehefa niaraka tamin'ny aho dia mahatsiaro fa vao maika izaho sambatra kokoa...
Ny masoko tsy...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/08/2007 09:26
todisoa2
(
13/08/2007 09:55)
Ty ndray ny laza adina. Nisy nanotany ahy. Na aho koa aza mba kenda @ famaliana azy. Ny angatahiko, toy ny an'i niryna, dia ny mba hiorina @ tenin'Atra ny valiny atolotrao.:wink:
[b]Mpiandry sa Pas...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 05:32
niryna
(
13/08/2007 05:51)
Indraindray isika dia mitady ny ho tonga lafatra hatrany,saingy tsy misy izany fa miezaka ny hanao ny tsara hatrany no azontsika atao..Matahotra ny ahazo latsa sy habokain'ny hafa ilay ezaka tiana ata...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/08/2007 00:29
ikaretsaka
(
13/08/2007 05:46)
Sendra voamariko fotsiny ato @ ity resaka fivavahana sy finoana ity:
Maro amintsika no mahita fa misy namana manontany fanontaniana momban'ny finoana na fiheverana 1 momban'ny fombam-pinoana ananki...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 22:26
todisoa2
(
11/08/2007 14:33)
tantara fohifohy... Ny bokin'i Genesisy dia,araky ny lovan-tsofina, nosoratana rehefa babo tany Babylona ny Zanak'Israely (ZI). Nihaniala t@ Atra marina ny ZI dia lasa nivavaka t@ andriamanitra babylo...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 23:07
niryna
(
11/08/2007 06:15)
Efa niatrika na nikarakara ny fanaovam-beloma farany ny olon-tianao ve ianao?Tsy mba tao an-tsaiko mihitsy hoy izy raha tsy niatrika sy nikarakara ny fahafatesan'ny raiko aho.
Na dia nojereko ny fiho...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:19
piste
(
10/08/2007 22:09)
Mba mahagaga ahy ihany ity toetrantsika eto @ serasera ity. Marina fa na dia tsy mitonona ho Katolika mivantana ny mpandrindra an`ity Site ity dia betsaka ny mahafantatra fa Katolika izy. Manarak`izan...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 22:59
vavolombel
(
10/08/2007 15:58)
betsaka ny andininy avy ao amin'ny soratra masina izay mandrara ny fampiasana ireny sary vongana ireny , ary tsy misy verset izay maniraka an-tsika mba hivavaka amin'ATRA par intermediera-na sary vong...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/08/2007 17:45
todisoa2
(
10/08/2007 15:27)
Ny taranja ''délibération éthique'' (any @ STPL) dia manambara mazava tsara fa misy ny lainga masina. Ny déliberation éthique mantsy dia fanaovana safidy tsaratsara kokoa, mba hahazoana vokatra...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2007 23:08
niryna
(
10/08/2007 06:15)
Nisy tantara nitranga toy izao ka mba mangataka fanampiana aminareo aho omeko ilay olona .Mpinamana izy efa-bavy,ary tsy mifankafohy mihitsy.Nanatona ahy izy fa tsy manana fifaliana fa misy zavatra mi...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:14
