Fivavahana, finoana

diamondra27 ( 08/09/2007 07:23)
Misy afaka manazava bebe kokoa ve hoe:inona no tena antony ampiasaina an'io? Ahoana ny fipetrany sy azo hanaovana azy? merci^:^... tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/09/2007 10:35
niryna ( 08/09/2007 04:46)
Izay rehetra voasoratra ao anaty baiboly dia saika mitranga daholo. 1- [b]Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana... tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2007 06:56
zamanoro ( 08/09/2007 03:47)
Hono ho'a Tsy vitsy ny niala nianatra fa hoe hanao mpiandry hono Tsy vitsy ny nijanona tsy nanambady fa hoe hanao masera na mopera koa ohatra Ary maro ny olona raha vao miresaka ianao dia maka andi... tohiny
novalian'i prime ny 17/09/2007 08:49
kalina80 ( 07/09/2007 13:39)
Romana 14:23 "Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin'ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin'ny finoana." IKorintiana 16:13 "Miambena hianareo, tomoera tsara ami... tohiny
nirinkosoa ( 07/09/2007 07:16)
:!: ahoana no hevitrareo @ hoe finoana nihemotra? Izany hoe nazoto be izy talohan'ny fanambadiany nefa refa tafiditra tao izy dia toa nahatsapa tena fa nihemotra izany hoe tsy nazoto firy intsony hiv... tohiny
niryna ( 07/09/2007 07:06)
Maninona no manontany ny fiangonana foana ny olona rehefa misy zavatra tsy hitovizana? Ny fiangonana na Religion : dia namboarin'ny olona hanatonana an'Atra ( Religion: what man made to reach out G... tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/09/2007 19:38
niryna ( 06/09/2007 07:59)
Ny mason'ny Tompo amin'izao rehetra izao.Mijery ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy. Ny teny malemy dia hazoan'aina ;fa ny vava ratsy mandratra ny fanahy Oh 15:3-4 Izao enina izao no halan'ny Tompo... tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2007 23:08
LazaDaddy ( 06/09/2007 07:50)
Nanokafako lohahevitra manokana fa lasa mivoaka ny adihevitra atsy ambadika atsy :) Izaho aloha tsy mahazo ny tena dikan'io hoe "purgatory" io fa raha ny adihevitra mandeha ao dia manambara hoe: ... tohiny
LazaDaddy ( 06/09/2007 01:05)
Inona ny hevitr'ito tenin'i Jesosy ito momba ny fanetre-tena sy tsy fitiavam-boninahitra? "[i]Ary aza milaza olona etỳ an-tany ho rainareo; fa iray ihany no Rainareo, dia Izay any an-danitra[... tohiny
novalian'i mbaliana ny 14/09/2007 07:53
Papoose ( 05/09/2007 15:06)
ahoana moa zany eo anatrehan'ny fiangonana sy ny finoana ny firaisana ara-nofo alohan'ny fanambadiana?... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/09/2007 06:49
todisoa2 ( 05/09/2007 13:53)
ahoana ny fijangajangana sy ny fiainana kristiana. Niresaka tamina pastora ity olona iray. Nanontany ny amin'ny fijanjgajangana ity izy. Rehefa nandeha ny dinidinika dia niafara tamina hevin-teny ny f... tohiny
novalian'i prime ny 17/09/2007 08:23
nirinkosoa ( 05/09/2007 08:55)
Ny fitiavana no tena lehibe indrindra hoy ny SM, ahoana no tokony hitondrana ny fitiavam-bady sy zanaka araka ny SM.... tohiny
novalian'i niryna ny 09/09/2007 05:25
niryna ( 05/09/2007 06:59)
Nisy tantara nilaiko ny hevitrareo ny tokony ataoko na hanazavako ity namana latsaka an-katerana. 1- Mikasika ny fialonana sy ny fitsiriritana:Aza mitsiriritra ny zavatry ny namanao. Ny fialonana: a... tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2007 07:12
fijo ( 04/09/2007 23:02)
misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino ,fa aza manaraka be fahatany.amiko dia izay no metimety kokoa raha eto an tany.... tohiny
novalian'i fijo ny 06/09/2007 20:44
rakaroka ( 04/09/2007 04:25)
Nampidiriko eto @ "rubrique" "finoana" satria "inoako" hoe fanoitra mampandroso ny fiainana. Ohatra nolazaina fa mitovitovy t@ Japon isika taloha: mifanerasera @ Japs koa aho fa nisy lesona maro loha... tohiny
cath ( 03/09/2007 13:31)
mba mangataka ny hevitry ny tsirairay momba an ty lohahevitra iray ty.ts zany manko fa misy bandy adventsita dé sipa 1 katôlika.mikasa ny ivady izy roroa.tsy mety nefa ra samy mitazona ny finoany sa... tohiny
novalian'i Veloo ny 07/09/2007 19:51
niryna ( 03/09/2007 06:20)
Sorena foana ity zanaka lahitokan'izy mivady mahita ny ray aman-dreniny mivavaka,mamaky baiboly sy mihirahira hira masina ao an-trano. - Tsy ahitako tombotsoa amin'ny ho avy akory ny famakiko an'io b... tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2007 07:29
piste ( 03/09/2007 05:45)
Raha nisy moa nijery azy t@ lafi-ratsiny momban`ny NUIT OBSCURE n`i Mother Theresa dia ity misy interpretation positive mikasika azy : ROME, Dimanche 2 septembre 2007 (ZENIT.org) – La « [b]n... tohiny
novalian'i piste ny 06/09/2007 23:42
kalina80 ( 02/09/2007 04:44)
Manao ahoana daholo indray, ity misy andininy kely @ hiran'I Rija Rasolondraibe: ".....Omeo fitsapana, omeo fisedrana aho mba hijoro am-po torotoro Sao variana tratra aoriana T... tohiny
ikaretsaka ( 01/09/2007 20:20)
Henoko teo fa "nentin'ny Tompo hanompo Azy any @ toerana akaiky kokoa Azy" anikeheo maraina , tany Roma i Mompera Paul Louis Rafanomezantsoa, Jesuite. Mpikarakara ny aram-panahy tao @ Saint Michel i... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.2416