Fivavahana, finoana
ronaldo09
(
17/09/2007 10:59)
Samy fivavahana na ny silamo na ny kristiana ary samy manana ny rafitra mifehy azy,ny silamo manana ny coran ary ny kristiana ny baiboly misy ny fifandraisany amin'izy roa ireo saingy ny maha samy ha...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:18
xxx
(
17/09/2007 09:49)
Sady mamaly an'ilay fanontanian'i fijo ihany ity no eritreritra mandalo dia ataoko size vaovao.
Mazava kosa angamba aloha fa tsy voatery misy baiboly na pasitera vao afaka hahalala ny tsara sy ny r...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 15:28
niryna
(
17/09/2007 01:10)
Lasa nanao asa tany ivelany ity vadin'ny ity namako.Faly ery izy nandray taratasy avy tany amin'ny vadiny ary faly koa izy nizara ny fifaliany tamiko:D Mamy ery ny fitiavan'izy roa satria misy zavatra...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2007 04:14
gasynamana
(
16/09/2007 13:14)
[b]Arahaba ry Maria feno hasoavana. Ny Tompo ao aminao. Nohasoavina noho ny vahivavy rehetra ianao. Ary nohasoavina i Jesoa ilay nateraky ny Kibonao
Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho an...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 11:38
petakorona
(
15/09/2007 15:16)
mba te-hahalala hoe: inona ny tena anjaran'ny vadina pasitera manolona ny fiangonana, tsy mifidy na finoana inona fa rehefa azonareo omena hevitra fotsiny dia efa mifaly?
Afaka miasa manao asa hafa v...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 21:17
gasynamana
(
15/09/2007 15:05)
Nosokafana ity lohahevitra ity mba hahafahan'ny tsirairay mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanatsarana ny asam-pitoriana ny finoana.
Ny zavatra angatahina amintsika dia ny ilazanantsika am-pitiava...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:42
niryna
(
15/09/2007 03:59)
[b]Ary ankehitriny efa nilaza taminareo Aho, dieny tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga.Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan'izao tontolo izao, nefa tsy man...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 26/09/2007 15:35
tsaramaso
(
15/09/2007 03:39)
Andriamanitra i Kristy !!!!
mipitsiha tany @ silamo tany de ento daoly ze zaka e !!!!!!!!...
tohiny
novalian'i pissoa ny 15/09/2007 16:57
ikaretsaka
(
15/09/2007 00:27)
Mba nanao Jery todika aho izany e
Rehefa dinihina ilay hevitra vaovao novoizin'i Hery mikasika fisokafana @ fivavahana hafa ankoatran'ilay an'ny tena. (kristianisme no betsaka) dia tsapa sy tsy a...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 21:27
fijo
(
14/09/2007 22:45)
hoanareo mpino "kristianina ,na silamo ,na jiosy na sekta ino akoa tsy haiko"
_moa ve tsy hafaka hanao sy ahalala ny marin aiaareo raha tsy nisy ny baiboly na coran na asa izay boky hafa any.
_maha...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 25/09/2007 16:50
ikaretsaka
(
14/09/2007 16:22)
(efa resaka atsy ihany moa ity fa aleo hataoko sujet hafa ato)
mankalaza ny taona 2000 ny Fiangonana Orthodoksa Ethopien izao:
Fa asa raha fantatrareo
[quote]ny Kristianina any Etiopia (karaza...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 20/09/2007 05:52
LazaDaddy
(
14/09/2007 14:50)
Marina sa diso?
1) Bin Laden = Silamo. Marina!
2) Bin Laden = Terrorista. Marina!
3) Bin Laden dia tehafana sy indraindrain'ny silamo be dia be maneran-tany. Marina!...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 22:08
kalina80
(
14/09/2007 11:57)
Mino ve ianao fa hisy récompence na satro-boninahitra homen'Atra ho anireo izay tena nanompo azy sy nanao ny asany rehefa any @ fiainana mandrakizay?
MATIO 19:29 "Ary izay rehetra efa nahafoy trano...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/09/2007 19:26
tofic
(
14/09/2007 09:51)
fantaro tsara ny atao hoe:
islam, musilman izay vao miteny,
fantaro fa ny fandavanao ny handalina zavatra anakiray dia fanekenao sahady ny atao hoe:fihemorana!
ny fandalinana dia tsy hanenenana s...
tohiny
novalian'i tofic ny 22/09/2007 19:29
tezitra
(
13/09/2007 18:36)
As-Salamou 'Alaykoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou
Miarahaba ny namana muslim nohon’ny çaoum ny mois ramadan, inona no azo lazaina :
[b]1) jeün du ramadan:[/b] fifadiankanina pou1 mois ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 20:46
niryna
(
13/09/2007 17:18)
Ny jaona 3:16 no mampiseho antsika ny fitiavan'Atra izao tontolo izao.
Tsinjaro hoe ny tiany ho tenenina ary inona no dikany?
Fa toy izao no nitiavan'Atra izao tontolo izao
Nomeny ny zanany la...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/09/2007 02:39
tsaramaso
(
13/09/2007 14:44)
Antikrista io !!!!! mbo kozy e !!!! ialao fa ratsy !!!
fa hotiavina ve ny [b]olombelona[/b] silamo ?!! hohajaina ?? hatao ho olona mitovy amin'ny rehetra ?? OK !!!!! izy aza mba mahonena lasa silam...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:06
hery
(
13/09/2007 13:30)
Mamintina ny zavatra tiako holazaina ilay lohateny.
Nahita resaka momba ny silamo nalefan'i ann aho ato. Dia toa sakana sns no nanjo azy. Koa tiako hamafisina fa tsy natao ho an'ny Kristianina irer...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:14
salmo1
(
13/09/2007 12:16)
Indray andro izay, tany ampovoany Espane, avaratriny Capital. Indro ilay namako tovolahy tsy mpino nanantona ahy sady nanontany oe: Raha misy izany Jesosy asaivo miarahaba ahy fa tiako tolorana tanàn...
tohiny
novalian'i gasynamana ny 15/09/2007 14:16
kalina80
(
13/09/2007 10:16)
hahatsiarovako ny any aminay ity hira ity ry ireto an.Sambatra ny mangetaheta an'atra
http://fr.youtube.com/results?search_query=ny+fanahiko&search=Rechercher
...
tohiny
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 16:03
