Fivavahana, finoana

Papoose ( 01/09/2007 14:54)
Isika Kristianina ve mino ny fisian'ny "Ghost?" Dia vokatry ny asan'ny demony ve izy ireny?... suite
répondu par fijo le 04/09/2007 22:09
niryna ( 01/09/2007 06:06)
Ahoana no fanazavana azonao omena ny fitenanana hoe mino an'i Kristy ? Believe in Christ? Misaotra antsika rehetra Ny fahasoavan'ny Tompo anie no hirotsaka ao amintsika tsirairay avy.:* (l)ni... suite
répondu par niryna le 08/09/2007 04:10
bosista ( 31/08/2007 11:47)
manaona daoly, mba saika manontany zah we: amintsika kristianina ,ahoana ny resaka voyance,voyant(e) ireny?mba afaka manantona azy ireny ve ny mpino kristianina sa tsia?tsy raran'ny finoana sy fiango... suite
répondu par ikaretsaka le 05/09/2007 14:51
niryna ( 31/08/2007 07:00)
Ny tenin'Atra dia sabatra roa lela maranitra sady manindrona. Inona no dikan'izany? Ahoana no anehoan'Atra izany teny izany amin'ny fiainana? Mbola miteny amintsika ihany ve Atra? Ahoana? ... suite
répondu par ikaretsaka le 06/09/2007 14:30
montanabe ( 30/08/2007 22:25)
Inona no tokony hatao mba ahatsapana ny fitiavan Andriamanitra ato anatintsika olombelona? Fantatra fa tia antsika Andriamanitra, nefa indraindray ny olona manadino izany! Ka eo no tiako hazava beb... suite
répondu par ikaretsaka le 01/09/2007 15:52
niryna ( 30/08/2007 07:28)
Hoy ity rangahy nanontany an'Atra hoe:Maninona aho rehefa miadana sy mifaly dia hitako manaraka ahy eo ny dian-tongotrao? Kanefa aho rehefa mijaly,nitady anao aho fa tsy nahita,ny dian-tongotro iray ... suite
répondu par ikaretsaka le 14/09/2007 01:57
fijo ( 29/08/2007 22:12)
hoan'ieo mpino sasany,ahoanany fahitanareo ny zavatra nitranga tany waco USA sy suisse/canada "temple solair"????finoan aihany koa ve ireny ... suite
répondu par fijo le 31/08/2007 22:18
Kwasi ( 29/08/2007 17:31)
Ahoana no ilazana fa Mpaminany sandoka ny mpitory na mpitarika fivavahana iray, raha samy ao anatin'ny valaben'ny kristianisma? Mifampiampanga daholo manko ka tsy hay intsony hoe iza no izy na iza no... suite
répondu par Kwasi le 07/09/2007 02:07
niryna ( 29/08/2007 17:21)
Mba nahafaly ny foko ny milaza aminareo fa na dia...Afaka mankany an-danitra ny olona na dia tsy manan-karena,ratsy tarehy,tsy nianatra,olona tsy malaza,tsy manana namana ,tsy manam-pahaizana.8)8)8) ... suite
répondu par ikaretsaka le 08/09/2007 04:22
cristal ( 29/08/2007 12:45)
(l)(l)(l)Efa fantan'ny Malagasy fa tsy azo atao ny manompo tompo roa fa na ny iray ho tianao na ny iray ho halanao,ampiarahana ny fivavahana amin'Andriamanitra sy ny finoanoam-poana!Nalahelo mafy mant... suite
répondu par fijo le 04/09/2007 22:26
ikaretsaka ( 29/08/2007 00:22)
Sendra nanatrika "standup comedy" nataona Mompera jesuite amerikanina (Jim Dolan no anarany)...(ie manao an'izany ny zezoita) aho androany momba io fanetren-tena io. Ilay rangahy io moa malaza ho be ... suite
répondu par naughtyboy le 07/09/2007 19:45
fijo ( 28/08/2007 19:40)
izay liana,jreo io amin'ny ARTE io,fa misy fandaharana momba ny islam sy ny vehivavy.... suite
répondu par ann le 01/09/2007 12:59
bosista ( 28/08/2007 18:24)
tsy resaka fanaratsiana izy ity sao de avadikan'ny sasany zavatra hafa indray fa zavatra tena misy ary afaka mianiana zaho ny amin'ny fahamarinan'izany ,misy pretra misipa sipakely manja be,zah tsy h... suite
répondu par ikaretsaka le 05/09/2007 16:08
niryna ( 28/08/2007 17:29)
Mba fanontaniana manitikitika ahy ity ry ireto,toa heno ombieny ombieny foana raha vao miresaka na mitory teny ny ankizy ato dia io fanontaniana io foana no tonga aloha. Ny fahalalana izany ve mampio... suite
répondu par ikaretsaka le 13/09/2007 00:43
ikaretsaka ( 28/08/2007 15:18)
28 Aogositra androany, andro natokan'ny fiangonana ho fahatsiarovana an'i [url=http://fr.wikipedia.org/wiki/Saint_Augustin]Md Augustin[/url] anisan'ny olomasina nitondra influence be tamin'ny kristi... suite
répondu par ikaretsaka le 01/09/2007 04:28
niryna ( 28/08/2007 06:39)
Ahoana no fomba hiresahanao ity olona ity? Vao roa taona fotsiny hono izy dia maty ny renininy.Nanontany izy hoe afaka mankany am-pasana ve aho miresaka aminy?Na hoetsy any aza fa fantatro fa mandeha... suite
répondu par ikaretsaka le 03/09/2007 23:57
todisoa2 ( 27/08/2007 13:55)
Ahoana ny hevitrao manoloana ilay tenin'Atra hoe: ''izay mino sy atao batisa no hovonjena?''. Misy mntsy ny milaza fa miara-dalana ny mino sy ata batisa. Misy kosa ny manambara fa tsy maintsy mino vao... suite
répondu par fijo le 31/08/2007 23:04
todisoa2 ( 27/08/2007 11:18)
Toa lasa mirona bebe kokoa any @ fampandrosoana ny karazam-piangonana sasantsasany eto amintsika. Mitombo tsy mijanona mila hihoatra ny isan'ny mpiangona ao aminy ny adidy eritreretina henjehina indra... suite
répondu par fijo le 29/08/2007 21:52
Papoose ( 27/08/2007 08:57)
Nitantara i "A" fa nisy zava-doza nampalahelo nahazo azy dia nivavaka mafy ho i "B."Rehefa tena vita ny fanadihadiana, hay kay lainga be daholo ity nahazo an'i "A." Vavaka very maina v ny an'i "B?" ... suite
répondu par niryna le 01/09/2007 15:21
niryna ( 26/08/2007 13:53)
Ny finoana tsy arahan'asa dia namany maty.Mino ny fisian'Atra isika(vakio ny Heb 11)ary mampiasa izany finoana izany amin'ny asa.Mother Theresa no isany nahavita izany teo amin'ny fiainana. Nantsoin'... suite
répondu par niryna le 08/09/2007 04:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.8549