Fivavahana, finoana

niryna ( 24/08/2007 07:21)
Mitady namana hiaraha-mivavaka ny namana na havana sns izay manana olana eo amin'ny fiainana ka mila vonjy. Ity misy soso-kevitra kely mety mahasoa antsika rehetra. Mifampahery isika rehetra ato... tohiny
novalian'i adidy ny 08/09/2007 09:37
LazaDaddy ( 23/08/2007 23:57)
"[i]Aoka ny fiteninareo ho amin'ny fahasoavana mandrakariva, ho mamy sira, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo ny olona rehetra.[/i]" Kolosiana 4:6 Io fotsiny dia tsapako fa tena mila fandav... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2007 23:15
fijo ( 23/08/2007 20:31)
sendra nihaino radio RMC aho tamin'ny maraina,ka nahasarika ahy ny vaovao henoko.toa nilaza i papa fa tokony hisaina ny europeanina ary hiatrika ny ezaka ataon'ny silamo mba "islamisena azy" marina t... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2007 22:13
niryna ( 23/08/2007 17:49)
Hoy Kristy"[i]Avelao ny zaza ,ary aza rarana tsy hanatona Ahy :fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra"[/i] Matio 19:14 Asa ianareo raha efa niara niray tanana ireny olona manavakavaka ireny.Misy ... tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2007 05:31
vavahady ( 23/08/2007 12:33)
Hoy i Jeso-kristy ao amin'ny lioka toko faha-19 and27 manao hoe: Fa ireo fahavaloko ka tsy nanaiky ny hanjakako ireo dia,ento aty ka vonoy eto anatrehako" izany ary no tenin'ny tompo!! Ahoana izan... tohiny
novalian'i fijo ny 30/08/2007 23:17
bosista ( 23/08/2007 09:20)
manao ahoana daoly, de mba manontany zah ho an'izay mahalala, indrindra ireo izay mino ny fisian'ny anjely: misy filahiany sy fivaviany ve ny anjely? ary mba manao firaisana ve izy ireny sa ahoana? ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 19:39
LazaDaddy ( 23/08/2007 00:23)
Araka ny efa niainanao, mora ve ny manetry tena? Inona avy ny mety ho sakana?... tohiny
novalian'i cutie ny 07/09/2007 12:12
fijo ( 22/08/2007 22:26)
ry gasy namako,tsara ny mino,saingy ny an'ny razanao hatsaraina fa tsy ny an'ny hafa izay tsy hay akory ny marina aminy.... tohiny
facri ( 22/08/2007 18:37)
Ahoana indray ianareo amin'io finoana io,... tohiny
niryna ( 22/08/2007 05:07)
Amin'ny maha-mpaminany an'i Kristy ( Mk 6:4)dia nanambara ny ahafatesany Izy (Mk 8:31) ary nanao fahagagana maro sy nanasitrana ary nandroaka ny demonia Mk 5:8 Anisany tamin'izany ireto fahagagana ... tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2007 04:05
Stretch ( 21/08/2007 16:19)
[b]Eloy Eloy sabaktany ![/b] izany hoe raha adika : Atra ô ! Atra ô ! nahoana no mahafoy ahy Hianao ? (Marka 15 , 34) Mba te hanotany aho , fantatro fa mahala ny betsaka aminareo , teny [b]Ar... tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2007 23:26
bosista ( 20/08/2007 14:44)
zavatra misy iainana andavanandro ilay izy fa tsy fantatra ny tena antony sy ny nahatongavany fa hoe otran'ny mahazatra angamba ny filaza azy de mba manontany aho satria manitikitika ny saiko ilay izy... tohiny
xxx ( 20/08/2007 06:50)
Kristianina Katolika ny tenako, fa mahatsapa aho, fa toa ny pretra "sasany" tsindriako tsara ilay hoe ny sasany no mahatonga ny mpivavaka hiala an-daharana! izao ilay zava-nitranga, mère celibataire ... tohiny
LazaDaddy ( 20/08/2007 06:04)
"Catholic churches in the Netherlands should use the name Allah..." http://www.inthedays.com/the-falling-away/bishop-urges-christians-to-call-god-allah/#more-1429 ny tohiny. Ahoana ny hevitrareo?... tohiny
niryna ( 20/08/2007 04:36)
Misy zavatra mba manitikitika ahy ity.Zavatra misidina tsy fantatra endrika na maro karazany eny an-danitra ary efa maro dia maro tokoa no nisy nilaza fa nahita azy io. " Un Objet Volant Non Identifi... tohiny
Fiffi ( 19/08/2007 12:51)
Eskodosy 20 : 2-17 : "Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany." Lasa kely hoa ny heritreritro am io voalaza... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 25/08/2007 12:17
salmo1 ( 17/08/2007 15:02)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x1zxry_ny-ainga-fanantenana_music [img]http://www.biografiasyvidas.com/biografia/z/fotos/zeffirelli_jesus.jpg[/img]... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2007 22:55
LazaDaddy ( 17/08/2007 14:43)
Mba lasa ny saiko amin'ny resaka mandeha sasany eto ka mba manipy teny kely ihany raha mety e! - Misy ny filazana "fanandratana" an'i Maria. Asa izaho angamba no tsy mahazo ilay hoe "fanandratana" ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/08/2007 22:08
bosista ( 17/08/2007 12:57)
araka ny fampianarana misy amin'ny fivavahana ankehitriny de we nandova fahotana tamin'i adama sy eva isika ,((fahotana tamin'ny fototra no filaza azy))ary ny nahatonga antsika ho faty hono dia nohon... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2007 12:01
Mandefitra ( 17/08/2007 12:23)
Andriamanitra o ny namana rehetra zay miserasera, tsy mahalala Anao, na koa tsy te hahalala Bitsiho ny fanahy, f'efa mandeha ny lera Ampidiro anaty vala. Ny tananao mahery, nivimbina azy hatran... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2007 22:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.5123