tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa toa lab

1. bosista ( 20/08/2007 14:44)
zavatra misy iainana andavanandro ilay izy fa tsy fantatra ny tena antony sy ny nahatongavany fa hoe otran'ny mahazatra angamba ny filaza azy de mba manontany aho satria manitikitika ny saiko ilay izy ary fotoanan'ny fahazavana koa izao ary misaotra mialoha koa aho ho an'izay hamaly eto, dia izao ilay izy:
any ampiangonana dia mirehitra foana ny labozia na antoandro io na alina reha mandeha ny fivavahananefa misy jiro mazava be anefa eo,ary misy ary fiangonana sasany izay efa manana labozia special mihintsy no sady ngezabe,fa tsy hotononina eto ilay izy sao de adikan'ny sasany zvtr hafa indray, rehefa misy maty dia rehetina koa ny labozia na antoandro io na alina na mazava io na tsia, ireo hindu dia mandrehitra labozia koa, labozia fohika kely izay special koa io,rehefa manao ny vavakany ry zareo, ny tromba koa dia mandrehitra labozia foana isaka ny miasa, ka hoy izaho manao hoe: raha hoe hazavana no ilaina tsy ampy ve ny hazavan'ny jiron'ny jirama sa ahoana? sa kosa hoe misy ifandraisany amin'ny resaka fanahy ary ve ny labozia sa ahoana? na fanahy masina io na tsy masina satria araka ny voalaza ery ambony dia saika amin'ny toerana betsaka ahitana azy ity!
2. piste ( 20/08/2007 22:38)
Notion-na symbole io dadatoa a. Ka ireny lumiere naturelle ireny no ilaina @ izany.
La presence de la lumiere represente le Trascendant.
3. ikaretsaka ( 20/08/2007 23:00)
Symbole io dadatoa an.. ary ny electricite tsy 4 elements fa ny afo anisan'ny izy..
sa soloina eau gazeuze na menaka koa ny rano hanaovana batemy, dia hipetraka any @ mars isika fa tsy tany intsony b dia hihaina gaz fa tsy tsy rivotra intsony?

ny asan'ny electricite hanazava fiangonana.. fa ny asan'ny afo amin'ny labozia hanazava ny saina sy fanahy rehefa mivavaka.
4. LazaDaddy ( 21/08/2007 00:01)
bosista> Mety tsara ho dinihina miaraka @ ito lohahevitra narosonao ito angamba ireto andininy roa ireto:

"fa Andriamanitsika dia afo mandevona" Hebreo 12:29

"Fa Jehovah Andriamanitrao dia afo mandevona" Deotoronomia 4:24
5. ari.malala ( 21/08/2007 14:30)
ilay Fanahy Masina anie t@ izy nidina t@ pentecote dia naka endriky ny afo fa tsy elektrisité e!
6. Fiffi ( 21/08/2007 14:58)
bosista:
sa kosa hoe misy ifandraisany amin'ny resaka fanahy ary ve ny labozia sa ahoana?
ny fahazavana angamba zany....inn moh no zavatra vita raha ao anaty maizina ao ? aleo kalou dinihina kely zay voalazan'fahazavana .....


7. ikaretsaka ( 21/08/2007 15:41)
Raha te hanandrana i bosista dia mandehana ao anaty efitra iray maizimaizina dia labozia 1 arehitra ao dia ao mivavaka...
fa samihafa tanteraka @ efitra misy electricite
8. cutie ( 21/08/2007 15:51)
more intimate kokoa ve ry Ika :-D
9. ikaretsaka ( 21/08/2007 16:16)
euh! andramo ka zahao!:wink:
10. cutie ( 21/08/2007 16:21)
tsy mila andramako:-D
11. fijo ( 21/08/2007 21:28)
nandramako fa ny trano no naika irehitra ko.tena afo mandrava marina lery
12. cutie ( 21/08/2007 21:39)
:-D:-D:-D:-D
13. fijo ( 21/08/2007 21:39)
kozy izany e
14. cutie ( 21/08/2007 21:41)
firy ny labozia nampiasain' ifjo:-D
15. fijo ( 21/08/2007 21:44)
tokan afa teo anjorontrano falafa.ao fa hitondrako rano iray zinga amin'ny manaraka e
16. ikaretsaka ( 21/08/2007 21:49)
fijo:

nandramako fa ny trano no naika irehitra ko.tena afo mandrava marina lery


manaova trano vaovao koa
17. fijo ( 21/08/2007 21:50)
ka ze vita ve hodoran'ilay mpandoro trano ko
18. cutie ( 21/08/2007 21:50)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 21-08-2007 23:44:50
Lohateny : Re : tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa toa lab
tokan afa teo anjorontrano falafa.ao fa hitondrako rano iray zinga amin'ny manaraka e

ok:-D
19. ikaretsaka ( 21/08/2007 21:51)
dia avy ialahy ampianariko mandrehitra labozia.. efa hoe tsy asiana lasantsy
20. fijo ( 21/08/2007 21:53)
ka afokasoka tsotra no nampiasaiko fa lery no efa afo be ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4149