tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa toa lab
42. bosista
(
23/08/2007 09:28)
ka ilay labozia rehetina rehefa misy maty ireny izao de hanazava inn koa??
fa Andriamanitsika dia afo mandevina(heubreo12:29)sy le fa jehovah andrimanitrao dia afo mandevona(deot 4:24)
afaka hazavainao ve io azafady? satria lasa mankany amin'ny afobe indray ny eritreritra!
merci!

44. fijo
(
23/08/2007 21:33)
aiza i laza fa miha mahaliana ity kle,raha samy afobe aleonay devoly fa any fety lava hono ko
45. LazaDaddy
(
24/08/2007 00:51)
Izaho manokana aloha tsy mankasitraka ary tsy mamporisika ny fampiasana labozia toy ireny. Ny fampiasana ilay labozia @ ireny toe-javatra ireny mantsy dia natao hitarafana na fampahatsiahivana na fahatsiarovana an'Andriamanitra. Izany no "fomba" mahazatra ny olona satria fantany fa "afo mandevona" tokoa i Jehovah Andriamanitra. Izay fomba efa noraran'Andriamanitra mafy dia mafy (Deotoronomia 4:23).
Hatreo aloha no azoko resahina, fa mbola resaka lalina ilay "afo mandevona".

46. LazaDaddy
(
24/08/2007 01:04)
Azafady fa notapahiko satria lava loatra :)
Ny zava-doza mihafina ao ambadik'ilay "famantarana" na "fampahatsiahivana" mantsy dia lasa "andriamanitra kely" ny fiafarany. Jereo ireny toerana "fanasinana" maro be ireny fa feno labozia sy olona miankohoka eo anoloan'ilay labozia...
fijo> ingahy izao ao Marseille; raha miakatra ery an-tapon-tendrombohitra ery ingahy dia ahita olo-maro manao "voeux" dia mino fa ho tanteraka hono ilay izy rehefa mandrehitra labozia.
=> lasa ilay "symbole" no "masina" ary tena mivadika tanteraka ilay "toe-tsaina" satria:
- tsy ny sitrapon'Andriamanitra fa ny "voeux" ataon'olombelona
- tsimaintsy mividy sy mandrehitra ilay labozia hono!
- adino tanteraka ilay Andriamanitra fa voasolo labozia

47. ikaretsaka
(
24/08/2007 01:11)
dia ahoana indray ilay afo manazava, sy ilay heo aoka hirehitra ny fanilonareo sns?
ka ilay "fiheverana azy o Andriamanitra kely" izay mihitsy no antony ianarana ilay hoe "fa maninona?
sy mahatonga ny olona tsy ampy fahalalana sy mba manontany ny Fa maninona akory fa tonga de miteniteny foana maka ny famitinan-keviny fahatany!
izay no ianarana ny antony, izay no hoe fantaro izay inoana, ary fantaro ny atao!

48. LazaDaddy
(
24/08/2007 01:32)
mahatonga ny olona tsy ampy fahalalana sy mba manontany
Misy olona manontany tena te ahafantatra sy hiova, fa misy koa ny manontany satria te hanidy fo.
"Tonga tao amin'izao tontolo izao ilay Fahazavana saingy izao tontolo izao tsy nandray Azy"
49. ikaretsaka
(
24/08/2007 02:45)
marina mihitsy ireo voalazanao ireo.. dia aoka samy handinin-tena ary hoe iza no hiova dia iza no hanidy fo..
rehefa mazava aby ny antony mahatonga izao sy izao! Izao fomba izao sy izao f
Fa tsy ny hoe minoa fotsiny ihany, na ny tsy hanao izao aho satria tsy tiko dia mody hamarinina hoe satria izao araka ny voatsimpona ao amin'izao (ilay izay tiana ihany) ..
"rehefa izay tian'ny tena momban'Andriamanitra iany no Ekena sy inoana amin'ny finoana fa izay tsy tiana Momba azy sy tsy azoazn'y tena kosa dia ariana na odiana fanina, dia tsy ny Finoana Azy intsony ny mibahana ao aminao fa lasa ny finoan'ny tena!
"If you only believe what you like about God, and reject what you don't like, it is no more God you believe, but yourself".
St Augustin

50. fijo
(
24/08/2007 22:17)
marina ilay lazain'i laza momba ny eto marseille.ary rehefa zohina io dia mifanakaiky tanteraka amin'ny fomba ampiasain'ny gasy lazaina fa "mpanompo sampy"
saing le afo eto dia hiraka azo hitokisana fa tsy izy no hanatanteraka.io ilay asan'ny sampy

51. Mitah
(
25/08/2007 04:41)
ikaretsaka:
marina mihitsy ireo voalazanao ireo.. dia aoka samy handinin-tena ary hoe iza no hiova dia iza no hanidy fo..
Mba valio ny hafatry Laza fa io foana no teneninao anay lava eto hoe "mandinin-tena" kanefa tena tsy ahitana voka-tsoa ilay fampiasanao azy.:cry:
Alefaso aza ny fanazavanao mikasika izany fandinihan-tena teneninao lava izany :roll:
53. ikaretsaka
(
29/08/2007 05:25)
samihafa ny mandini-tena sy manetry tena ry mitah a
dia inona ny hafatr'i laza tsy novaliako? :?: