tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa toa lab

21. cutie ( 21/08/2007 21:56)
:-D:-D:-D:-D
22. fijo ( 21/08/2007 21:57)
ary any aminy no tena misy ny afobe kay fa tsy ila heno matetika
23. cutie ( 21/08/2007 21:59)
tsy te hierika labozia tsony ve i fijo :-D
24. fijo ( 21/08/2007 22:00)
ny labozia tsy maninona fa andriamanitra no tsy te hampiherika ahy intsony fa fosika be
25. ikaretsaka ( 21/08/2007 22:01)
ka tsy afokasika no ampiasaina dia tsy ny ravin'ny trano falafa no dorana !

fa entre pa: diso fametraka andininy indray i Laza ko!
26. cutie ( 21/08/2007 22:03)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-08-2007 00:01:36
Lohateny : Re : tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa toa lab
ka tsy afokasika no ampiasaina dia tsy ny ravin'ny trano falafa no dorana

fa in :roll:
27. fijo ( 21/08/2007 22:03)
andininy aiza indray no diso tao???

le afo mihintsy letsy no ratsy an.tokony hivadika inona ary lery??????kaly ngamba de mety hovoasarika aho
28. cutie ( 21/08/2007 22:05)
ny kaly mety ho lany koa:lol:
29. ikaretsaka ( 21/08/2007 22:08)
cutie> briquet no ampiasaina dia ny lahinjiro @ labozia no ampirehetina

soa fa tsy fihinana tokoa ralaza fa raha tsy izany dia nodoran'i fijo t@ afo ve? de natao kaly?:roll:
30. fijo ( 21/08/2007 22:09)
vao kaly de avy aho ka
31. cutie ( 21/08/2007 22:13)
fijo
de raha lany de ahona:roll:
32. fijo ( 21/08/2007 22:14)
de hialako ko
33. cutie ( 21/08/2007 22:16)
hihihihi
34. cutie ( 21/08/2007 22:16)
fetsy ratsy :-D
35. cutie ( 21/08/2007 22:17)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 22-08-2007 00:08:13
Lohateny : Re : tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa toa lab
cutie> briquet no ampiasaina dia ny lahinjiro @ labozia no ampirehetina

ka tsy hanana briquet daholo ny oul :lol:
36. fijo ( 21/08/2007 22:19)
izay koa mantsy.
37. LazaDaddy ( 22/08/2007 02:01)
fijo> tena afo mandevona ("consuming fire" hoy ny Anglisy) mihitsy tokoa fa tsy vita resaka pasopasoka. Eo no mampisaraka ny "kristianina" eny @ sisin-tosy sy ireo vonona hirotsaka eo am-povoany. Mila fandavan-tena lehibe izany :)
38. Kwasi ( 22/08/2007 03:18)
Raha io resaka labozia io indray aloha amiko dia resaka ambiance fotsiny fa tsy dia misy hoe dikany lalina ara-pinoana loatra.
39. cutie ( 22/08/2007 13:02)
Mpandefa : Kwasi [ Valio ] 22-08-2007 05:18:48
Lohateny : Re : tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama fa to
Raha io resaka labozia io indray aloha amiko dia resaka ambiance fotsiny fa tsy dia misy hoe dikany lalina ara-pinoana loatra.

ny sainao ihany koa no mitondra an'io :lol:
40. ikaretsaka ( 22/08/2007 20:30)
izay voalazan'i cutie izay koa dia marina..

Mpandefa : piste [ Valio ] 21-08-2007 00:38:55
Lohateny : Re : tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama
Notion-na symbole io dadatoa a. Ka ireny lumiere naturelle ireny no ilaina @ izany.
La presence de la lumiere represente le Trascendant.


Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 21-08-2007 01:00:03
Lohateny : Re : tsy ofisialy any an-danitra ve ny jiron'ny jirama
Symbole io dadatoa an.. ary ny electricite tsy 4 elements fa ny afo anisan'ny izy..
sa soloina eau gazeuze na menaka koa ny rano hanaovana batemy, dia hipetraka any @ mars isika fa tsy tany intsony dia hihaina gaz fa tsy tsy rivotra intsony?

ny asan'ny electricite hanazava fiangonana.. fa ny asan'ny afo amin'ny labozia hanazava ny saina sy fanahy rehefa mivavaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086